DOC CHOC MPAMOSAVY DU 31 DECEMBRE 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024
  • DOC CHOC MPAMOSAVY DU 31 DECEMBRE 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

КОМЕНТАРІ • 11

  • @asrstudioprod
    @asrstudioprod 2 місяці тому

    Misaotra amin doc ;)

  • @marguerittezanakoto9926
    @marguerittezanakoto9926 3 місяці тому

    Marina zay

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 4 місяці тому +1

    Izy mianakavy ao ihany no pamosavy

  • @fara504
    @fara504 5 місяців тому

    Henjana koa zany a!

  • @JeanMarcRoberto-nx2di
    @JeanMarcRoberto-nx2di 5 місяців тому

    Zany ve,zah rehefa nandinika dia sarotra ialana n fanahy ratsy ao anatin ireny MPAMOSAVY ireny,nisy vehivavy anakiray mantsy tena MPAMOSAVY izy d natao delivrance izy fa sarotra esorina n devoly tao anatiny
    Etsy andanin izany dia tsy fidiny azy no mivoaka alina fa ilay fanafody nalain tany am dada rabe na tany amin ireo mpanao fanafody no tsy zakany sady iny no mampivoaka alina azy,
    Ohatra: (nisitaka ny vadiny d naka ody izy, tsy mandeha ny tsena d te alafo be izy, eo ihany koa maka fiarovan tena, manao ody totohondry) tsy voatery hoe ody fitia ihany akory no mampivoaka alina,tokony mitandrina isika malagasy a

    • @alexdelaloire8739
      @alexdelaloire8739 Місяць тому

      Satria zany devoly zany tsy fomba gasy; Tsy ho afaka fanay ratsy ny mpamosavy raha fomba ivelany no ampiasana, tsy maintsy fomba gasy no manala ny fanay ratsy

  • @svhykaneva6540
    @svhykaneva6540 5 місяців тому

    Le mozika mba asory

  • @mraj2234
    @mraj2234 4 місяці тому

    20:05 tsy diso ilay feom-pamosavy @ tantara ndradio zany

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 5 місяців тому +1

    Misaotra bdb fa tena nahaliana be

  • @willyharison3313
    @willyharison3313 2 місяці тому

    ilay mpamosavy manazava ilay ody sy ny fomba fanaony sns dia ampahana resaka efa henoko tao @ repportage n'ny accem izay miresaka ny "tsiambarantelon'ny mpamosavy"(razisy no anaran'ilay mpamosavy miteny io ao anatin'ilay interview ary penjy no manao ny fanadihadiana),izany hoe, tsara kokoa raha mba interview hafa mihits izay atao @ mpamosavy hafa no nentina mba ahalalana information hafa indray.