Tena toy ireny virijiny ireny ny fahitako anao ranabavy Black. Tena tsara izany raha hira. Aza fitahinao zaho an! Tena mangataka famelan-keloka amin-Janahary aho @ fitsiriritana anao.
27 Taorian’izany, dia nivoaka izy ka nahita mpamory hetra atao hoe Levy, nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra. Ary hoy izy taminy: “Andao hanara-dia ahy.”+ 28 Dia nandao ny zava-drehetra+ izy ka nitsangana ary nanaraka azy. 29 Ary nanao fanasambe ho an’i Jesosy i Levy, tao an-tranony. Nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa tao, ka samy nandry ilika* hisakafo ireo.+ 30 Ary nimenomenona tamin’ny mpianatr’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna teo aminy hoe: “Fa nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ 31 Fa namaly i Jesosy hoe: “Tsy ny salama no mila dokotera,+ fa ny marary.+ 32 Ary tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota mba hibebaka.”+LIOKA.5 :27-32 Misaotra anao Black Nadia mampatsiahy ny tenin'Andriamanitra ary mitory ny Teny soa mahafaly. Hotahian'i Jesoa Kristy Tompo anie ianao ary handroso amin'ny fiainam-pinoanao.
God did not come to call the righteous, but sinners to repentance, God bless you black nadia
Tiako be le hira merci Black Nadia 🙏🙏😍😍💞💞💞
Tsara be ka misaotra Black Nadia
I am from ethiopia i love all malagasy music
😊😉
hey i am malagasy and love ethiopian music hope i can visit someday!
Fraol Mohammed me too love 🇪🇹 Music 😍😙
Anjaramaminay Fritaude Simeonnette because malagasy and ethopian very same face.Walla.Amazing
Fraol Mohammed 😍😍😍😍😍
Thanks a lot for cheering up Malagasy artists !
Merci bcp Black Nadia tsara yyy hira tiako loatra
Nadia always finds good thing to sing, it's a new topic. I am very proud of you Nadia
Misaotra Nadia eee, mampahery be
Tiako hira to ay @👉💪💪💪👈👏👏👏👂👂👉📖📖📖🙏🙏👈 m6 bcp Nadia & CFF 😍😘😘😘💝💞💖💕💓
Misaotra black tena tsara n hira tsy tonga iantso n marina fa n panota hibebaka
Merci BLACK fa reveko be lay hira Magneva be anao manao hira évangélique rythme hotrany zao tohizo fa tsara
Tiak hira ty ee, Mrcii Black Nadia😍😍
Merci nao Black Nadia eh tena tsara be le hira ary tena tiko be le izy eh 🙌🙌
Merci Black! tiako loatra ny hira ary mampieritreritra. Mirary ny soa hatrany e
Wow!!! Bellissima!!!!! Merci bien à toute l'équipe de CFF! Merci BlackN! Merci particulièrement à toi mon fr Sitraka!!!!
Tiako eee , misaotra Nadia eee
Merci Black tena mampientam-po be le hira.
Je trouve que c'est la méiere musique de 2021
Tiako ty hiranao raika ty Black e! misaotra betsaka
Merci tiako be Hira black
da misaotry rô Nadia!!! tsavy hangeky e marigny da t'kôtyr e Zagnahary fa gne mpanota mibebaky .................................
Firy taona lasa zay zay hira akehitriny miaino ary nandre ny tantara ity tarika ity ka nalahelo saingy ny music dia ampifalia foana😅
mlay be le hira black a!
Mankasitraka be tiako loatra
Misaotra betsaka amin'ny CFF ACU Ambohipo sy Black Nadia e fa tsara be ilay hira.
Olo jiaby mpanota
tena tsara be no mivavaka mercie black
tsy tonga iantso ny marina tokoa izy fa ny mpanota mba hibebaka
Tena toy ireny virijiny ireny ny fahitako anao ranabavy Black. Tena tsara izany raha hira. Aza fitahinao zaho an! Tena mangataka famelan-keloka amin-Janahary aho @ fitsiriritana anao.
hahahaha mahita lazaina ko ranamana ray ty ka , sur eh
hahahahah.mahay raha e
tena reveko rangah ty hira ty. Evanjelika tena manentana mihitsy
Laha Gilbert TOMMY moiaussi
Wow tsara be tiko be 👍👍👍👏👏👏👏
Mrci Black Nadia f tsara be n clip nao
ny tsy azoko @ resaka scénario eto amintsika dia ny hoe ditra sy fahotana ve ny fisotroana no fanehoana azy ???
tiako be mercie bcp 😘😘😍😍👏👏👏👏
Mafinaritr be black bravo lie
tegna @nazy tsara tegna Reveko Bravo
Merci beaucoup black 😘😘😍😍 tena tsara be
bravo!ao na le feo na le sary.vompita ny hafatra e!!!! :* :*
Merci bcp ma chérie Black Nadia
Misaotra Black tena tiako be lay hira
Mafinaritra eeeee
Mankasitraka
Tsara le toniny
Misaotra fa tsara le hira ary feno anatra be
27 Taorian’izany, dia nivoaka izy ka nahita mpamory hetra atao hoe Levy, nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra. Ary hoy izy taminy: “Andao hanara-dia ahy.”+ 28 Dia nandao ny zava-drehetra+ izy ka nitsangana ary nanaraka azy. 29 Ary nanao fanasambe ho an’i Jesosy i Levy, tao an-tranony. Nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa tao, ka samy nandry ilika* hisakafo ireo.+ 30 Ary nimenomenona tamin’ny mpianatr’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna teo aminy hoe: “Fa nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+ 31 Fa namaly i Jesosy hoe: “Tsy ny salama no mila dokotera,+ fa ny marary.+ 32 Ary tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota mba hibebaka.”+LIOKA.5 :27-32
Misaotra anao Black Nadia mampatsiahy ny tenin'Andriamanitra ary mitory ny Teny soa mahafaly. Hotahian'i Jesoa Kristy Tompo anie ianao ary handroso amin'ny fiainam-pinoanao.
Mercii black an!
AMEN BE MAHINTSINYYYYYYYYY
Tiako way tohiza efa tsr
tsara b lay hira,tsara lay clip ,tsara akanjo
woaw tsara be le hira tiko be manakasitrake
black nadla cfflclal
Machirou zoki black fa mila magna régime keli
Tsy hitako intsony ny ambara fa tena tsara
tena tsar be ilay hira
tena tsar clip nw
Merci blanc Nadia
Amen🙏🙏
black toujours la pèche super !!
merci black Nadia
Merci fa tsr ay sd marign k
Mrc BN😍
waaaooouuuuuh
DERAINA JESOSY;;;
ten tsar le clip sy ny hira
tiko eky ira ty ai atsany atena lavitry f
Amen 😇😇😇
Tsara loatra e
Amen ❤
Amen beee
Amen be❤❤❤
Amen
Merci
otrany rats2 le sary sa aona
nefa le clip otrany mba tsara iany a
Vc
Xxl