Eto ampamaranana ny dia- ACEEM Radio- ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 жов 2024
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Indray mihaino
    ACEEM Radio

КОМЕНТАРІ • 50

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 Рік тому

    Mankasitraka tompoko Tena mafinaritra fona ny tantara 🙏🏻❤️🙏🏻🥰🥰🥰🌹🌹🌹

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 роки тому

    Misaotra be tsaka mizara tompoko 😭😭😭😭😭😭🙏🙏🙏🙏🌺🌺🌺🌺😘😘

  • @nokoloinamamitiana2556
    @nokoloinamamitiana2556 Рік тому +1

    Mampalahelo bé 😭😭 mankasitraka n'y mpilalao❤️❤️

  • @roz1046
    @roz1046 2 роки тому +2

    Mahay tantara mintsy nareo ka! Tena oe mahay ny anjarany avy
    Mankasitraka anareo e! Mba 1 jour mba atovy sary mihetsika mba jerena ny endrikareo rehetra! Tena mety tena tsara lavitra mintsy 😘mirary soa anareo hatrany ô!

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 роки тому +3

    Kay ny ranomasoko eto ampihanoina anle tantara tena ontsa ny fo Kay mbola mis tsara toetra ihany kooo, mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpilalao tsara tena tsara 🙏❤️❤️

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 роки тому +3

    Ndriiiiiiiii iiiiiii, tena mampalahelo ahy lotra ilay tantara 😢😢
    Misaotra betsaka nizara Gasy Rakoto

  • @apop3771
    @apop3771 Рік тому

    Merci bcp

  • @kemberlynatacha304
    @kemberlynatacha304 3 роки тому +1

    Ndryyyy mampitomany be le tantara,mankasitraka indrindra o

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 3 роки тому +1

    Misaotra betsaka tompoko fa tegna tsara sady mampianatra mba hifankatia sy hifananmpy samby mpiarabelona, mankasitraka ee💯💯👏👏

  • @coulimanantsoa70tana
    @coulimanantsoa70tana 3 роки тому +2

    ndrisy tena zavamisy @ zao fiainana izao , lalam-piainana daholo izany , mahavaky fo , samy maka lesona avy refa olombelona misaina , misaotra mpanoratra dia misaotra Gasy Rakoto

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 роки тому +1

    Msaotra atrani anareo njai 🙋‍♀️🎧❤

  • @hannahbaker7526
    @hannahbaker7526 Рік тому

    😭😭😭😭 tafitomany mihitsy ah🥹.tena mampietsipo loatra

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 10 місяців тому

    😢😢😢lelike de tapitra ve zany ny dia

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 роки тому

    Ndriiiiiiiiiii, otranzany mihitsy niainan'i mama t@-zandriko lahy vao lasa amam-bolana zay 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 роки тому +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣indrisy ry fiaignana 💕💞💛💜💕💞💛🇲🇬🇲🇬💕💞💛💜❣🤍💗💙❤🇰🇼🇰🇼🤍💗💙💙❤

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 роки тому +1

    Hita eo demain zany

  • @joelitinaravaomiarantsoa2291
    @joelitinaravaomiarantsoa2291 3 роки тому +1

    Mahalina bé le tantara fa ilay feonkira no lava loatra.
    Misaotra nizara.

  • @sambatraniaina8907
    @sambatraniaina8907 2 роки тому

    Misaotra nizara

  • @yantia2520
    @yantia2520 2 роки тому

    Mankasitraka nizarq

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 роки тому +1

    Misaotra betsaka nizara 😍👌

  • @briskabriska9256
    @briskabriska9256 3 роки тому +2

    Ndri ts tanako ni ranomasoko wee 😢😢
    Tena tsar ni tantara ar ni mpilalao tena mahay , fa mampalahelo kely

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 роки тому +1

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @laingotianarakotoarimanana3297
    @laingotianarakotoarimanana3297 2 роки тому

    Iava loatra dia mampatory na atoandra mihaino azy

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 роки тому

    Tena misy mihitsy otranzao, mampalahelo be, ontsa be foko😭💔

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 3 роки тому +1

    Ndryyy, mampalahelo be. Mahaontsa be!! 😢😢😢😢

  • @hubertrakotomanga8889
    @hubertrakotomanga8889 3 роки тому +2

    Lava laotra ilay feo Kira manelanelana ka makaleo.

  • @jhennieandreah5772
    @jhennieandreah5772 2 роки тому

    Vao hihaino, mankasitraka ny mpilalao, misaotra ny mpanoratra, tena mahay nareo.

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh 6 місяців тому

    Tantara fahoriana ity, dia efa fahaizanareo mpanoratra miitsy. Ary toy izay daholo ny tantara reetra

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 4 місяці тому

    Misaotra ô

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty 4 місяці тому

    Tiako foana ny mihaino an’ity

  • @martheramianoka2627
    @martheramianoka2627 Рік тому

    Lava loatra ny feokira

  • @hanjara7194
    @hanjara7194 3 роки тому +1

    Tena mampalahelo be ilay tantara. Misaotra anareo nizara

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 3 роки тому

    Tara 2 andro fotsiny 😁🤣!ndraso hehona kaaa

  • @ramanandraisoahantarakotom6388
    @ramanandraisoahantarakotom6388 2 роки тому +1

    Mankasitraka hatrany tompoko

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 3 роки тому +1

    Mampanahelo
    Makasitraka hatrany tompoko

  • @farasoa9576
    @farasoa9576 3 роки тому +1

    Azala eeee
    Tena mampitomany tantara ty szd mahay loatra koa ireo mpilalao
    Sad tantara hita eny @fiarahamonina
    Mankasitraka nizara d miandry tao anjanahary tao 2 njay zay

  • @tahirynirina3785
    @tahirynirina3785 3 роки тому

    Tena tsara mampalahelo😢😭😭

  • @verohanitranivotiana2829
    @verohanitranivotiana2829 2 роки тому +1

    7

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 роки тому +1

    Misaotra sahady o vao hiano mitsy

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 3 роки тому

    😭😢😭😢😭!indrisiiii ry fiainana an-tany ;mandratran-dranomaso

  • @razafindrazolyzoly5342
    @razafindrazolyzoly5342 3 роки тому +1

    Makasitraka tompoko mampalahelo ko le izy

  • @kotyjenny
    @kotyjenny 3 роки тому

    Mampalahelo e

  • @maminiainandrantorandriama3835

    Vaky ny foko

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 роки тому +1

    Mankasitraka indrindra

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 3 роки тому +1

    Mankasitraka tompoko

  • @razafindrazolyzoly5342
    @razafindrazolyzoly5342 3 роки тому

    Miandry fa gasy e

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 3 роки тому

    Misaotr betsak nizar

  • @volasoarazanadraveloson2046
    @volasoarazanadraveloson2046 3 роки тому

    Tena tsara nbe tantara misaotra tompoko

  • @razafindrazolyzoly5342
    @razafindrazolyzoly5342 3 роки тому +1

    Makasitraka tompoko mampalahelo ko le izy