Pitié pitié ! Mon cœur est touroutorou... À travers cette chanson L'AMOUR est précieuse comme l'eau, c'est la vie. On ne peut pas vivre sans. Merci à vous les artistes nous faire découvrir et voyager surtout vivre à travers vos musiques. MERCI 💖👍
Raingos R. Je suis de tout coeur avec vous,l'amour nous rend tous fous et malade. Et tout ça c'est la vie, merci aux Artistes de nous rappeler et nous faire vivre et partager tout ça.
SI VOUS ETES FOUS ET LES MALADES OUUUUF N'HÉSITEZ PAS ,ET VISITEZ VOS SPÉCIALISTES D'URGENCES SI NON VOUS EN SUBIREZ DES GRAVES CONSEQUENCES PSYCHIQUES SOCIALES...MDRRR
ny ahy ny feon'i Farakely mihitsy no tena mapitsanga-mbolo ah foana tena malefaka fa tsara mambabo be vive Farakely sy ny feony feno angola mahafatifaty
Ianao foana, no mameno Ny fiainako tontolo Toa tsy misy ny fotoana Tsy hanembonako anao Na ny atoandro na ny hariva Ndrindra moa fa ny alina Feno anao ny fiainako Embona tsy mety ho ritra Tsy hanam-pahataperana Mipololotra tsy hay tohaina Tsy hay sakanana Toa fitia tsy ho lefy hery Tsy hangatsiaka velively Ho doria tokoa, ho lamban'akoho Tsy foiko ianao Ianao irery hatramin'izao Tsisy toa ano akia raha mbola fitia Tokana ianao ho ahy, mandrakizay Ny endrikao no mameno Ny foko sy ny saiko Toa tsy misy ny fotoana Tsy ahatsiarovako anao Na ny atoandro na ny hariva Na matory na mandeha Feno anao ny foko rehetra
Merci ! Misaotra ! Joli clip ! Jolie mélodie ! Le Château d' Ambohimalaza a trouvé sa Princesse et son Prince !
Pitié pitié !
Mon cœur est touroutorou...
À travers cette chanson L'AMOUR est précieuse comme l'eau, c'est la vie. On ne peut pas vivre sans.
Merci à vous les artistes nous faire découvrir et voyager surtout vivre à travers vos musiques.
MERCI 💖👍
Raingos R. Je suis de tout coeur avec vous,l'amour nous rend tous fous et malade. Et tout ça c'est la vie, merci aux Artistes de nous rappeler et nous faire vivre et partager tout ça.
Béby
SI VOUS ETES FOUS ET LES MALADES OUUUUF N'HÉSITEZ PAS ,ET VISITEZ VOS SPÉCIALISTES D'URGENCES SI NON VOUS EN SUBIREZ DES GRAVES CONSEQUENCES PSYCHIQUES SOCIALES...MDRRR
Mameno n'y fiainako ianao. Tsara e. Misaotra. :-)
tsara lotra ranga ny kanto gassy aa,zah tena maka anareo hatramin farany raha resaka mozika....merci bdb
Tsy foiko ianao
Ianao irery hatramin'izao
Tsisy toa ano akia raha mbola fitia
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay
merciiiiii á tout ♥...
ny ahy ny feon'i Farakely mihitsy no tena mapitsanga-mbolo ah foana tena malefaka fa tsara mambabo be vive Farakely sy ny feony feno angola mahafatifaty
Fitia Tsy lefy Hery. Misaotra e 😍🎤
Tsara loatra. Tsy mety leo mihaino azy. C’est pour toi mon unique ❤️... tokana ianao ho ahy , ho mandrakizay ...
Mihira fitia tsy lefy. Mankasitraka :-)
Ndriiii, fandalovana tokoa ny fiainana. Tena tsy mampino hoe maty i Anja 😥😥
Indrisy
de la bonne musique!merci laza et farakely
Rest in Peace Anja
Ianao foana, no mameno
Ny fiainako tontolo
Toa tsy misy ny fotoana
Tsy hanembonako anao
Na ny atoandro na ny hariva
Ndrindra moa fa ny alina
Feno anao ny fiainako
Embona tsy mety ho ritra
Tsy hanam-pahataperana
Mipololotra tsy hay tohaina
Tsy hay sakanana
Toa fitia tsy ho lefy hery
Tsy hangatsiaka velively
Ho doria tokoa, ho lamban'akoho
Tsy foiko ianao
Ianao irery hatramin'izao
Tsisy toa ano akia raha mbola fitia
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay
Ny endrikao no mameno
Ny foko sy ny saiko
Toa tsy misy ny fotoana
Tsy ahatsiarovako anao
Na ny atoandro na ny hariva
Na matory na mandeha
Feno anao ny foko rehetra
Fera kely feat laza
Mankasitraka ô tena tiko loatra hira ity ❤❤💕💕
Feno n'y fiainana :-)
Kanto ❤️
Tena mahalaza ny ao ampon'ny olona iray lay tononkira rehefa tena tia ! Vinakinareo tsara zay ao ampon'ny olona tia e !
2024❤
otrin'ny hoe te hitomany zany zah raha vo maheno an'le hira
Merci Farakely sy Laza
Tiko be le hira
mlay e... merci
Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao, tokana ianao mandrakizay
Tena tsara nama an! Ankafiziko mihitsy na ny feo na gadona tena mirafitra e!
Tsara be trop ty hira ty fa aleo tsy jerena fotsiny le clip fa tena an an an.... 🤣🤣🤣
TIAKO 😃🎤
Tsara ! sy makasitraka e! sady mba ho modely ho an'ny hafa ihany koa .
Tikooo🌸🌸💖💝😍😍
Mankasitraka 😘
Tsara
Kanto anie zany merci
Tsara e! Mandroso hasina hatrany hoy ny Olombelona Ricky zay
Tiko lotra😍😍
Tiako lotra ❤❤
rip
Tiko e💖💖💖💖💖💖💝💝💝💝💝zay no azoko ambara💝
Fo tsy mitempo @ zany hira zany kosa de efa tsy izy tsony e. mankasitraka e
hummmm! kanto feno ny fepetra
Manohana n'y fo
💓
Mandria ampihadanana ry zoky vavy, tena tinao ity hira ity.
Tsaroko foana ity hira ity. Mankasitraka
Efa hifarana 2022, fa mbola tiko foana e 🥺
nandravarav fon olon mints ti hira ity,mampitempo fo lotr mants
tena tiko b le hira ...mankasitrak eee
Tsara lotra ity hira ty ! Mamy be ❤💏
I know I am kinda randomly asking but does anyone know a good site to stream newly released movies online?
@Isaiah Marvin Lately I have been using FlixZone. Just google for it =)
Mampahatsiahy an' ilay film tsy foiko ianao
TENA HIRA BONNE SADY MAMPANDREVY BE
l'amour est aveugle
Toa tsy misy ny fotoana tsy hanembonako anao
Tsara be
Tiakoé éééé
Tinay b ti hira ti😍😍
Toa ohatran'ny tsara ilay hira sady Vatombatony ry zareo. MERCI
Vatombatony AONA NDRAY RE MADAMA ??? IREO NO TENA IZY FA AZA MISALASALA...
satriko foana ihaino az; ten tiako ooooouuuuuffff
mlay beu
Tsara eh
Tena makasitrana. Tena tsara
UA-cam mitia mangiina
Mankasitra oo! tena tsara
Belle chanson
tiku b sad atsiaruvaku n olo tiku ref lait mandeh lvtr in za ka mandeh io hira io
Magnifique, bravo ❤❤❤
tena we mampihentsi po be mints
Mahafinaritra. Mankasitraka nizara :-)
M ❤
🥰💝
Kanto loatra e!
zany ka mozika, tsara e
Mampatsiahy ny fotoana mamy tokoa . Feno ny tononkira sy ny feony
tiko be! Tsara be
Makasitra ❤
merci anareo roa e
Zany Ka tiko mankasitrak tsara foana
Mlay e
tsy foiko ianao ry malala
Tiak be❤️
La vie sans amour c'est pas la vie 😢😢😢
Tena mafinaritra e!tsara lotra tiko
Milady ee!!
cool
SAOTREEEEEEEEEEEEEEE AFA -PO
❤❤
tiako loatra ty hira ty
tsara be
❤❤💏
mafinaritra
Le clip tsy dia tsara fa tokony tena lehilahy fa tsy sarim-bavy no nataonareo.
Tiko loatra ilay hira! Mba iza ary no nahasahy nanisy J'aime pas an'ity video ity ...
Za lotu manisy je'teim mami b
Milay be
Horrible le comme mélodie 🤮🤢👎👎👎👎
Mankasitraka 😘
❤️❤️❤️
💕💕💕💕
❤❤❤❤❤
❤️❤️❤️❤️
Toa ts nis 'ftoana ts nahatsiarovako anao