"Zazasary" Mahaleo

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • hira gasy

КОМЕНТАРІ • 7

  • @harishue
    @harishue 4 роки тому

    Tsara be ilay fikapoka gitara an ......akoatry ny fahaizana mihira💗👍🏼🎸

  • @ovalie38
    @ovalie38 8 років тому +1

    Asa ho'aho, iza no mba sendrasendra, manana ny "bodofosty" angamba izy izay. Miresaka didim-poatra ilay hira.
    Misaotra mialoha, tompoko.

    • @lauran359
      @lauran359  8 років тому

      io ilay lien : plus.google.com/102954410187850042137/posts/4NHRTccYmjE

    • @ovalie38
      @ovalie38 8 років тому

      Marina tokoa izany. Misaotra indrindra.

    • @lauran359
      @lauran359  8 років тому

      Tsy misy fisaorana=)

  • @ovalie38
    @ovalie38 8 років тому

    Eh ireo olona e ! Efa ela anie izany e. Iza no mahatsiaro ny "grève" '72 ? Tena tolona marina t@ ireny fotoana ireny.
    Toa ohatra ny misy fahamarinana foana ireny tonon-kira ireny androany.

  • @lauran359
    @lauran359  9 років тому +2

    "Zazasary" Mahaleo : ua-cam.com/video/u9tdYzeyXPY/v-deo.html