04 Novembre 2009-04 Novembre 2021 12 taona androany zay no nahafaty ny ilay voaloham pitiako Nandao tampoka ny tany,na ny fasana nandevenana azy ary tsy fantatro ary tsy nampafahantarina ahy
Milay ry Zalaaaah à!!! reveko le feon-gitara ry Poon! Milay be koa lé fiverênan'i Jacquot ao @ group, ao Antsahamanitra izany é! MandraRock daholo é!!! (Y)
Milay ry zalahy, mino aho fa ampy zay fotoana kely tsy nahitana anareo zay e, d hitohy hatrany @zay ny revy e miaraka @ vazo vaovao. Mirary soa sur sur e
Veloma neny ah, atao aona tokoa mo 😢😢😢
Veloma mbola hiona dada😢😢😢😢
Tiako loatra izay dadako zay...
Repose en paix mon ptt papa
😔😔 trop triste 😭😭 atao ahoana moa fa tafasaraka tokoa 😫😫
Zaku makafy green ee... merci fa tena tsara 👍👍
Zan an
Mankasitraka zala♥️♥️♥️
Milay b...mankasitraka GREEN...!!👍
present👍milay foana
Tsara be ilay hira, efa ela be za no nitady an'ity fa zao vao hitako, merci anareo tarika green de tohizo foana e, fa zahay mankafy foana e
Enfinnnn, efa ela b za nitady anito hira ito... Tiko b
Manaja anao zoky Jacko a ... !! Like e (y)
Mandona ilay izy sary efa tantara niainana !
zako woee green atram faran ah👍
mapalaelo ilay tantara fa mafinaritra be ilay hira!! misaotra
Mapatsiaro ahy sy ilay voaloham pitiako maty tampoka ts mba niera ty hira ty,latsaka foana ny ranomasoko isaky ny mihaino ty hira ty aho
tena mitovytsika mtsam
Mahereza ré nareo 2
Milay Geen aa🤟🤟🤟🤟
Tsar be tiko be mandona fo 😘😘😭😭💔💔👍👍
tsara miverina ndray nareo aloa fa efa ela no tsy ita a samy faly e
28 octobre 2011 💔💔💔💔
Milay foana e, hafa ihany misy an'i Jacko.
mlay b l green euh, za mankafi atr@ faran,,, fo 2 mitempo hu iray satria vonun iarak hu doria,,,,,
cc Louva!
04 Novembre 2009-04 Novembre 2021
12 taona androany zay no nahafaty ny ilay voaloham pitiako
Nandao tampoka ny tany,na ny fasana nandevenana azy ary tsy fantatro ary tsy nampafahantarina ahy
mitovy isika sy ianao,saingy ny daty no samy hafa,ny ahy 18 avril 2004,bon courage
05 mai 2022 tsy foiko mihintsy ity hira ity :( :( :( :(
tena tsapako ny fahasarotan'izany fisarahana zany !! ary tena mafy toko fa tsy mora fahafatesana toko ny tambin'ny ota
Milay ry Zalaaaah à!!! reveko le feon-gitara ry Poon!
Milay be koa lé fiverênan'i Jacquot ao @ group, ao Antsahamanitra izany é! MandraRock daholo é!!! (Y)
2025 ❤🎉
Tsara be le hira fa d mankasitraka be dia be, fa mba mangataka anlé fiainam-baobao ra misy azafady tompoko ô
tsara lotra , mankasitraka e!!
ny zanako n mampalaelo ahy rhf mandao ty tany ty aho. :(
ndriiiii ahatsiarovako lay olon iray izay ty hira ty misotra green mpakafy fona
milay be!!
2020 ❤️❤️❤️
mamiko loatra anie zay dadako zay,mandria am.piadanana.dadako malalako
Mankasitrk an Green eee
fateto ity hira ity tsarae
Love song
❤️❤️
tsara loatra ity hira ity😢
efa io iz io zao :)
tena tiko tiko mankasitraka GREEN
mivoka tsara ny feony jacquot rehefa slow. Tonga de ao tsara
Like
2024
tsara loatr...
mandona fo be le vazo
mlai e
Fa ny fahafatesana no tambin'ny ota e
mlay e;
Milay ry zalahy, mino aho fa ampy zay fotoana kely tsy nahitana anareo zay e, d hitohy hatrany @zay ny revy e miaraka @ vazo vaovao. Mirary soa sur sur e
:'( dedié a Mamy
:)