Joseph d'Af - AVO INDRINDRA Clip évangelique

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 4 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 121

  • @evarand2810
    @evarand2810 Рік тому +1

    Mbola ety amboniny tany isika dia efa mila misafidy ny lalana roa (2)izay halehantsika, fa tsy hoe refa any an-danitra any vao hisafidy, any tssy tsony ny safidy fa tonga dia vavany na any AMPARADISA👑👑💜💛💙💚🧡 na any @ HELO MIREHITRAFO🔥🔥

  • @raharinjatovovoahangy9683
    @raharinjatovovoahangy9683 4 роки тому +3

    Mampahery e!Misaotra Ny Tompo ny @ fanomezam pahasoavana e!💖💖💖

  • @lanjarakoto2693
    @lanjarakoto2693 6 років тому +3

    waouhhh ,tsara sady mankasitraka eh(mahay koa lay pandihy),voninahitra hoa an'Andriamanitra!!

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 роки тому +2

    😍Deraina Ilay mipetraka ambonin'izao rehetra izao 💃💃

  • @lucettebotralahy8777
    @lucettebotralahy8777 6 років тому +1

    Fiadanana!Dia tena ometsika fitoerana Avo amin i zavadrehetra tokoa anie Andriamanitra 3 izay 1 !!!!! Amin ny fiainatsika @ decision rehetra @ voninahitra rehetra @ fanapahana rehetra. Amen!!!

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard2633 6 років тому +2

    Tiako , Misaotra betsaka koahy Joseph d'af ❤️😍🙏🙏deraina mandrakizay Jesosy Tompo sy pamonjy antsika , Amen ❤️🙏🙏

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 6 років тому +3

    JEHOVAH any aminy Avo hindrindra Amen! Mankasitraka

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 років тому +2

    Tiako ilay hira sady tsy mbola diso fanantenana tam jo za ! Aza miova d mijoro foana merci zandry.

  • @MathieuHajaina
    @MathieuHajaina Рік тому +1

    tsara be zako anao azani efa lebe 💙💞👋

  • @lionelvaleryratodisoa6780
    @lionelvaleryratodisoa6780 5 років тому +1

    hoan 'ilay mipetraka ambony ny seza fiandrianana !! aleloia !!

  • @elinahandriamanantsoa6515
    @elinahandriamanantsoa6515 5 років тому

    DERA HOAN AVO INDRINDRA!!Mankasitraka Joseph fa tena tsara lotra na ilay dihy aza!!

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @andriananjanirinarija8485
    @andriananjanirinarija8485 4 роки тому +1

    Merci Nirina (Joseph D'Af).Deraina ny Tompo any amin'ny avo indrindra

  • @miriandadebora9372
    @miriandadebora9372 6 років тому +2

    misaotra e voninahitra ho an è Andriamanitra , tsara be le hira , hitombo anie ny fahasoavanao

  • @junakely988
    @junakely988 5 років тому +4

    i never be tired to listing to this song i loves so much god bless to everyone

  • @montagnedesfrancaisanosira5029
    @montagnedesfrancaisanosira5029 5 років тому +1

    Derainay ianao Jehovah oh!Amen.

  • @38hari
    @38hari 6 років тому

    Deraina ary isaorana mandrakizay @anaran'i Jesosy Jehovah Tompo Andriamanitra Amen

  • @marieanna2222
    @marieanna2222 6 років тому +2

    Tsara be avy @ avo indrindra! Tsara be mifaly miaraka @ tompo.

  • @youzyoy2526
    @youzyoy2526 6 років тому +1

    Mankasitraka ee deraina ny tompo Amen mafinaritra be nareo

  • @ainamandimby839
    @ainamandimby839 6 років тому +1

    tsara loatra.samy mahay b dhl na Joseph na ny mpandihy.Deraina ny Tompo e!

  • @coletclara1157
    @coletclara1157 4 роки тому

    Tiko be le hira sady @nai any merci nirina 💪

  • @francineveronique2670
    @francineveronique2670 4 роки тому +1

    Deraina JESOSy, Diego ty clip ty angamba ai

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 6 років тому +1

    AMEN, mba mila karaoke izahay Joseph d'Af mankasitraka feno de Tahin'Tompo hatrany

  • @hanitrarakotomanga6397
    @hanitrarakotomanga6397 2 роки тому

    Hoazy irery ihany no voninahitra Amen

  • @newesther9539
    @newesther9539 6 років тому +1

    tsara loatr,ho an Andriamanitra irery ny voninahitra

  • @أحمدمضر-ش8ن
    @أحمدمضر-ش8ن 6 років тому +1

    Avo toerana ;;be voninahitra!!Jehovah;Amen

  • @mparanymanantsoa5328
    @mparanymanantsoa5328 6 років тому +1

    efa nampoiziko mits le clip amle gadona!!!!!!Tsara!Deraina ny Tompo

  • @princiarasolonjatovo1616
    @princiarasolonjatovo1616 6 років тому +1

    Tsara be ' misy entina ihirana sy handihizana iderana ny Tompo tsara

  • @andrianoaninja5567
    @andrianoaninja5567 5 років тому +1

    Tsara ilay hira fa Ilay fandihy aloha tokony tsy hatao otrizao e! Mila manone voninahitra an'ANDRIAMANITRA foana ny zavatra atao!

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 роки тому

      Fa ohatra ny ahoana ilay manome voninahitra an'Andriamanitra azafady ??? sao dia ny sainao no misy olana kely ??? Misy miboridana sa misy mampandihy vody angaha eo ??? Tsy dia mazava

    • @andrianoaninja5567
      @andrianoaninja5567 4 роки тому

      @@diallorajerison9140 Ny miboridana sy mampandihy vody, zay ihany ve ny fahafantaranao fa tsy manome voninahitra an'ANDRIAMANITRA a????

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 роки тому

      @@andrianoaninja5567 aza ampifanarahana amin'ny filozofia an'ny sainao ny zavatra mifanaraka na tsia amin'ny tenin'Andriamanitra matetika lasa afangaron'ny olona mantsy izy io

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina6515 5 років тому +1

    Ilay Avo indrindra no mendrika ho deraina,
    Mafinaritra, Mankasitrak hatrany

  • @victoriensoany8176
    @victoriensoany8176 4 роки тому +2

    Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
    @t

  • @kuwaitmercifamampaheryahow1037
    @kuwaitmercifamampaheryahow1037 6 років тому +1

    Rah mitoy tahaka io fona zao tontolo zao mahita fizany, masirasira kely majary vongany .
    Avo indrindra no deraina

  • @sandrinerasoarimalala2129
    @sandrinerasoarimalala2129 6 років тому +2

    Any amin'ny Avo indrindra. Amen

  • @angelamarie4441
    @angelamarie4441 6 років тому +1

    Tsara ka, misaotra e👏👏👍👍

  • @EmmaLeclerc-i9v
    @EmmaLeclerc-i9v Рік тому +1

    😂😂😂😂❤❤❤🎉😊 bravo 👍👏

  • @rakotomavolalahaitianacori8728
    @rakotomavolalahaitianacori8728 5 років тому

    Mankafy loatra ny hira fideranao aho

  • @vonyrakoto293
    @vonyrakoto293 Рік тому

    tik b n imprimé an tee-shirt an joseph d'af

  • @mamiratranoromalala2365
    @mamiratranoromalala2365 6 років тому

    Merci Manu!!
    rahoviana ny version HD

  • @malikarianna7840
    @malikarianna7840 6 років тому

    Ny tany no fitoeran-tongony, ny lanitra no seza fiandrianany tsy takatrinisaina ny falebiazany

  • @lalisynina4607
    @lalisynina4607 6 років тому +1

    👏👍💖 tsara be

  • @haribelinarazanajatovo4054
    @haribelinarazanajatovo4054 5 років тому +1

    ny tena mahafinaritra ana am'se dia le fahaizan'se mampiaraka anle tonon-kira ara-MPANAHY amny fihetsika rehetra zay mora handraisan'ny olona anle hafatra.ho an'ny AVO INDRINDRA ANIE NY VONINAHITRA

  • @andriamifidintsoaandrianef7303
    @andriamifidintsoaandrianef7303 6 років тому +1

    ho an'ny Avo indrindra ny voninahitra

  • @franciscar.1193
    @franciscar.1193 4 роки тому

    Tsar'b'le'hira'f.toiz.merci!

  • @tiakoianaoianao9974
    @tiakoianaoianao9974 5 років тому

    Bogosy ianao ty josed' af ka bisous

  • @malalanyanjararamananarivo9757
    @malalanyanjararamananarivo9757 6 років тому

    Manetsika sy mitaona hidera tokoa!

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @FidisonHortense-me1dh
    @FidisonHortense-me1dh Рік тому

    Deraina jss!

  • @jeannebaptistine6246
    @jeannebaptistine6246 6 років тому

    Deraina Jesosy eee!!

  • @dominiquerandrianarivelo5690
    @dominiquerandrianarivelo5690 6 років тому

    Tsra b,voninahitra hoan ,andriamanitra irery ihany

  • @raiissaseilla2424
    @raiissaseilla2424 6 років тому +1

    @ avo indrindra!! Amen

  • @benjamineuritein3487
    @benjamineuritein3487 5 років тому

    Bonjour pourriez vous me donner une traduction du morceau si possible c'est urgent ou bien le lyric.

  • @zarasoaandria1727
    @zarasoaandria1727 6 років тому

    voninahitra ho an avo indindra

  • @feddyfrancisotim9675
    @feddyfrancisotim9675 5 років тому

    Which language is this?? The song is Nice but don't understand

  • @fafisoarakotoarimanana6656
    @fafisoarakotoarimanana6656 4 роки тому

    Merci fa tsara be

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 5 років тому

    Deraina JEHOVAH tompony Sabata

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy 4 роки тому

    Deraina Jesosy

  • @aliakamis5735
    @aliakamis5735 4 роки тому

    🤗🤗🤗 avo indridra

  • @benjamineuritein3487
    @benjamineuritein3487 5 років тому

    Please it is possible to send lyrics.

  • @evahfarasoa3252
    @evahfarasoa3252 6 років тому +1

    Good bless you

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @tambiniainanirinaraherison6767
    @tambiniainanirinaraherison6767 5 років тому +1

    mankasitraka e

  • @hantasoafaustine9242
    @hantasoafaustine9242 5 років тому +1

    Merci ,alleluia

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @ASa-hy6sd
    @ASa-hy6sd 5 років тому

    Tsara ny tompo makasitraka

  • @randriamanantenacarilcheth8657
    @randriamanantenacarilcheth8657 4 роки тому +1

    AMEN

  • @royaledesign5963
    @royaledesign5963 3 роки тому

    ooo+op

  • @zarasoaandria1727
    @zarasoaandria1727 5 років тому

    ANKALAZAINA MANDRAKIZAY ANIE ILAY AVO INDRINDRA DE IANAO ZAN JESOSY

    • @lucierabearinaivo1301
      @lucierabearinaivo1301 5 років тому

      JEHOVAH Ray any amin'ny Avo indrindra, ankalazaina mandrakizay ny Anaranao

  • @randrianatoandronoroharila4519
    @randrianatoandronoroharila4519 6 років тому

    Any @avo indrindra, Deranay

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 років тому

    lafo be kosa ilay fidirana ao am ccesca e sody tsy rariny kosa. ?

    • @yehoshouaestseigneur4934
      @yehoshouaestseigneur4934 6 років тому

      razanakoto stephen efa tsisy jesosy tsony matoa lafo otrzany!ny any am''zany jesosy zany gratuit ny olona tonga mjery azy ndray ary ny mbola fahanany fa tsy otrzao!aleo iseho ny fahamarinana jesosy gratuit fa ts atao fitedavambola

    • @rasoanirinafancla2472
      @rasoanirinafancla2472 6 років тому

      @@yehoshouaestseigneur4934 Salama Tompoko.
      Tena izn ny marina.
      Ny zavatra rehetra koa efa natao fotoriana momba any Jesosy na Hira, fa fitoriana filazantsara, na amininana izn, na amininona de tokony ho maimaimpoana, izn.
      Koa ef misy ny fakana Vola, dia efa ao ny fitiavam-bola. Ary loza izn.
      ( Aoka ny toetsainareo tsy ho amin'ny fitiavambola " Hbr 13; 5" )
      Fa ao @ Jesosy dia ny Javatra rhtr de omena maimaimpoana tokony hanao tahk izn koa isika rh tena tsy lainga fa mpianany marina isika,.
      Fa izy tsy handao anao na hafoy anao kory raha nohon'ny aminy no anaovana
      izn.

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому

      @@yehoshouaestseigneur4934 mbola averiko ihany tery saina ianao ary fialonana no betsaka. Mino aho fa ianao io dia mivavaka any amin'irony karazam-piangonana manaratsy olona ireny fotsiny. Mandinihy tena fa efa tsy misy Fanahy miteny intsony ao aminao fa fankahalana no betsaka ka mangala minitra vitsy andinian-tena fa mampalahelo raha tahaka anao daholo ny mpivavaka marina mafy... ary farany hono aho, raha tena ao amin'ny Tompo marina ianao tsy mampaninona anao ny mandany vola aman-karena hikatsahana izany fifaliana ao aminy izany raha toa ka tena tianao ilay izy... matoa ianao milaza izany gratuit sy inona izany dia karazan'ilay fiangonana mpiresaka fitahina rano fotsiny irony ftsn no iangonanao ary rhf miala amin'izay dia fanaratsiana ny hafa no toriana betsaka ao... mampalahelo

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому

      @@rasoanirinafancla2472 mino aho fa i Jesosy tsy mametraka vola isam-baravarana hoan'ireny olona mikely ny hainy mitory ny filazantsara ireny ka tsy ianao indray no andeha hanamarina ny fomba fisainanao amin'ny tenin'Andriamanitra eo... alefaso lavitra ny fisainana fa aza borné fa Jesosy tompoko tsy borné sahala anareo fa aza manalabaraka azy mitsy misaotra indrindra

  • @kuwaitmercifamampaheryahow1037
    @kuwaitmercifamampaheryahow1037 6 років тому

    Tandremo sao de Efa manaraka ritima zao tontolo zao loatra dance ay fiderana jesosy

    • @randriamampianinanarindra4319
      @randriamampianinanarindra4319 6 років тому

      rythme afrikana izany hira izany fa tsy hoe rythmen'izao tontolo izao kosa eee!!!

    • @fenomananamampitasoa2826
      @fenomananamampitasoa2826 6 років тому

      Idirany an I Tompo kosa io tsitako ze olana eee

    • @melodiemdr9829
      @melodiemdr9829 5 років тому

      Ré-fa mandihy mamoi any aminy boite tsy maninona fa hideran'Andriamanitra di kiainana MBA mamaky ihany baiboly,

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому

      @@randriamampianinanarindra4319 ay rehefa tsy rythme avy eto ampivoan-tany dia rythm zao tontolo izao? tsara ho fantatra

  • @sitrakapatricia4387
    @sitrakapatricia4387 6 років тому

    Tsara eeee

  • @razanakotostephen5935
    @razanakotostephen5935 6 років тому +1

    tiako ilay parole marci zandry za efa makafy hatram colorant jusqu'à farany

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 5 років тому +1

    Amen

  • @chirstianrafanomezantsoa5312
    @chirstianrafanomezantsoa5312 6 років тому +1

    avo indrindra!!!!!

  • @nirinajeanrandria4101
    @nirinajeanrandria4101 6 років тому

    tsar b hhira e mafnartr midera Tompo eee

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 6 років тому +3

    Good

  • @jf.w2136
    @jf.w2136 6 років тому +3

    @Avo Indrindra,Amen

  • @priscaary5314
    @priscaary5314 6 років тому

    tsara be mitombo am fasoavana e,

  • @hasinarasolonirina5161
    @hasinarasolonirina5161 5 років тому

    mafinartr b.merci

  • @hasinaniaina6211
    @hasinaniaina6211 6 років тому

    mba alefaso @google ny tononkira

  • @vololoniainalantsoro7124
    @vololoniainalantsoro7124 5 років тому +1

    ❤❤🙏🙏

    • @victoriensoany8176
      @victoriensoany8176 4 роки тому

      Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime :
      facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/

  • @raveloniainalaingomuriel9429
    @raveloniainalaingomuriel9429 6 років тому

    Mafinaritra

  • @rasoanirinafancla2472
    @rasoanirinafancla2472 6 років тому +2

    Efa sofina mihaino izy ahafanataran izy fa mikasika Jesosy.
    Fa koa maso mijery efa tss mampiavaka izy @ Dihin'ny izao tontolozao.
    Koa tandremo ny zvtra rehetra fa ts vitany vava sy izay mety @ saina fotsiny ny vavaka tena marina

    • @harianahharianah3278
      @harianahharianah3278 6 років тому

      Tsarabe. Lehira. @ avo. Indrindra

    • @harianahharianah3278
      @harianahharianah3278 6 років тому

      Tsarabe. Lehira. Makasitrak

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому +1

      fa misy olona manao fitafy tsy mendrika ve eo azafady? sa misy olona mandray zava mahadomelina? sa tokony nanao robe mpiandry ry zareo mba ahafantarana fa tena evengelique ilay hira? tsy dia mazava loatra ilay toe-tsaina

    • @kostkanieella2066
      @kostkanieella2066 5 років тому

      Amosy 5:23,23.

    • @kostkanieella2066
      @kostkanieella2066 5 років тому +1

      Amosy 5:23 .aAtsaharo ny fihaonahaon'ny hirahiranareo fa maharenina ahy ,fa tsy hihaino ny fanenony lokanganareo aho.

  • @manangamananaelievalloys2250
    @manangamananaelievalloys2250 6 років тому

    tsara

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 5 років тому

    Mampalahelo mpihira evagelique @ zao rehfa tehalaza loatra lasa manaraka Ritima zao tontolo izao ,😅😅

    • @farabernard1408
      @farabernard1408 5 років тому

      Fa tokony otran'ahona no ataon'mpihira évangélique refa midera ao am tompo araka ny hevitra ?

    • @diallorajerison9140
      @diallorajerison9140 4 роки тому

      ianao no hitako mampalahelo eo izao soa fa tsy anjarako no mitsara kkrkrkrkr

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 5 років тому

    wadray efa mis tahakany zao ko n fiderana an jesosy ?tsihitako zay mampiavaka iz amn hirany izao tontolo zao we.

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому

      raha tianao ho fantatra ny mampiavaka azy amin'ny hiran'izao tontolo izao dia esory mits aloha ilay toe-tsaina manakiana ao anatinao dia mety ho tsapanao ihany indray andro any hoe misy fifaliana ao, misy hafatra ao, misy aim-panahy ao... fa raha entinao tahaka izany izy dia tonga dia eeee very ianao izay... mahagaga fa afangaron'ny olona matetika ny fomba fisainany sy ny fomba fisainana arakan'Andriamanitra ka mahatonga azy ho borné matetika

    • @kostkanieella2066
      @kostkanieella2066 5 років тому

      Ary mb mazotoa mamaky baiboly aloh ianao ry rahvavy ô
      voalazany paoly ao amony Amosa 5:23 hoe Atsaharo ny finaonanaon'ny hirahiranareo fa maharenina ahy , tsy hihaino feony lokanganareo aho.

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому

      @@kostkanieella2066 ko tsy aleo tsy miaino hira intsony izany? na evengelique io na tsia

  • @yehoshouaestseigneur4934
    @yehoshouaestseigneur4934 6 років тому

    Mrodana doly zao clip s n karazany zao ra ny tena avo indrindra ny ao anatinareo reo!fa matoa nareo mbol mavita clip otrzao de mbola tsy ilay jesosy avo indrindra zany no ao fa mety jesosy hafa ngamba!miala tsin fa ra jesosy ny teo mbola mafy no izany ar ngamb n zvt nteneiny!farany tsisy star zany ao am jesosy f iz irery iany no aoka iseho!vovoka ianao aoka idina ambany fa jesosy irery no aoka iseho!tsis mpivavaka star zan nef enao eto to mtov anren mpihiran'zao tontolo izao reny ????devoly no star malaza etsy sy eroa f ao am jesosy miafina ar ref mahavita ny asa dia manao otrany apostoly oe izay tokony natao iany no natao f izahay dia tsinotsinona!iz mo ianao no ampseo hatsarana feo sy tarehy otrzao?satana no nanao otrzao dia nazera av any andanitra satry nieboebo!jehovah mamindra fo am manetry tena fa fahatezerana kosa oanzay mieboebo!aza lotona ny anarany jesosy !

    • @rajaonarisonfelaniainafiti2681
      @rajaonarisonfelaniainafiti2681 5 років тому +2

      tery loatra ilay fisainana ka hany ka ny halaelonao sy ny fialonana dia tononinao amin'ny anaran'i Jesosy... mahamenatra tokoa satria tahaka ny nataonao izao mihitsy no nataon'ireo fariseo tamin'izany... moa ve tsy avy aminy ny hatsaran-tarehy sy ny hatsaram-peo? moa ve tsy avy aminy ilay fifaliana hitanao mamiratra eo amin'io oronan-tsary io? mahagaga satria dia ny fahaterem-pisainan'ny mpivavaka matetika dia hamarininy amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra. Mba diniho ihany ny zavatra lazaina dia manotania tena hoe ny tenako sy ny fomba fisainako ve no tsy tia an'izao sa ve tena tsy mifanaraka tokoa amin'ny foto-pisainana maha kristianina tokoa ilay zavatra...

  • @menvitchrandrianasolo1390
    @menvitchrandrianasolo1390 6 років тому

    Amen

  • @lalainaravao8014
    @lalainaravao8014 6 років тому

    Amen