Izaho ihany koa mba te ho lasa mpihira!

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 вер 2024
  • Ity ilay video nalefa écran géant t@ #rdj_mozika_award tao@ palais des sports mahamasina t@ 2 febroary 2019 lasa teo(efa azo lazaina ve izany hoe niakatra palais aho?😂😂😂)
    Nasaina nanoratra «clash»mikasika ny tontolon'ny «mpihira»aho...Efa ela no nisy scénario momba azy ity @ko tato saingy ity nisy «occasion»iray afahana namoaka azy...
    Noho ny fe-potoana nomena ahy dia tsy tafiditra tao avokoa ny eritreritro rehetra ka efa mapanatena anareo sahady aho fa hisy ny tapany faha-2...
    Aza adino ny mi-tague ireo namana,havana« te ho mpihira» toy ahy!
    Afaka atao soamatsara ny mi s'abonne ho an'ireo maniry ny ahita vidéo torohevitra hafa...
    Dia farany! Zazarao e!😙
    Réalisation,scénario,mise en scène,montage: Antso Bommartin
    Cadrage et aide-production: Jessi Cah

КОМЕНТАРІ • 56