Litige foncier dans la commune ALASORA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 жов 2024
  • ALASORA : KOLIKOLY EO AMIN’NY SEHATRY NY FANANANTANY
    ▶ Tamin’ny volana Novambra 2022 dia nahazo fitarainana avy amin’ny fianakaviana RAMALANJAONA ny Centre d’Assistance Juridique et d’Action Citoyenne (CAJAC) Analamanga, mahakasika ny ady tany izay mampiseho tsy fahatomombanana sy mamofopofona kolikoly maro samihafa ao amin'ny kaominina ALASORA , izay mirefy 9 Ha.
    ▶ Nanomboka ny taona 1930 ireo mpamboly ireo no nomen’ny tompon-tany alalana hiasa ny taniny tsy nisy rohirohy, kanefa ankehitriny dia nofefen’ireo milaza azy ho tompon-tany vaovao azo tamin’ny hosoka, ireo tany fambolen’izy ireo, ka tsy misy afaka mitsofoka ao intsony ireo tantsaha noho ny fandrahonana amin’ny endriny maro samihafa mahazo azy ireo.
    ▶ Very hevitra izy ireo noho ny zavatra mitranga ka manao antso avo amin’ny tompon’andraikim-panjakana isan’ambaratongany izahay, mba handray izay andraikitra sahaza azy avy maika, ka hamela ireo tantsaha hikarakarara ny voliny sy hiasa malalaka ny tany famboleny, farafaharatsiny mandrapahita izay marina eny anivon’ny fitsarana.
    Araho anatin'ny horonantsary ny fanazavana !

КОМЕНТАРІ •