𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄̈𝐋𝐀 - 𝐃𝐀𝐃𝐀 🇲🇬 (Lyrics / Extrait de l'Album "BANDY RANGAHY")
Вставка
- Опубліковано 5 лют 2025
- #madagascar #samoela #bandyrangahy
Ecoutez & téléchargez « BANDY RANGAHY » de Samoëla sur toutes les plateformes digitales :
▶️Spotify : open.spotify.c....
▶️Apple Music : / album .
▶️Deezer : www.deezer.com....
▶️Amazon Music : music.amazon.c....
▶️Tidal : tidal.com/brow...
𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜 :
Miova kely ny hirarira
Tantara sy « souvenir »
Ny gitarako maneno
Fa vonton’ alahelo
Izy ilay tokinay
Tsy sasatra niady ho anay
Dada ôh, dada ôh
Aza disoina raha mahatsiaro
Tsy adino fa tsy maro
Dada ôh, dada ôh
Ny tsiaro anao mahamay
Tsy afaka amponay
Miakatra ny tsiaro
Mitamberina, mandalo
Taona maro nifandimby
Tadidy sarobidy
Izy nitandrina anay
Fiantso raha sendra mahamay
A/C : Samoëla RASOLOFONIAINA
Merci Mess. Samoela toujour tres beau chancons . Tres nostalgie toujour du Mada pour moi. Je suis en Italie et ma epouse a Tana !
Mankasitraka zokibe Samoëla a! Ho an'ireo ray efa lasàna tsy ho adinontsika mandrakizay 😢❤️
Tena hoe mandona Fo😥😥 rip Dada malala 😭😭
Merci Samoela a
Une très grande pensée à mon papa! Cela fait un an que tu nous a quitté pour un monde meilleur. "Aza disoana raha mahatsiaro..." 😢🖤
Mankasitraka e🙏🙏🙏🙏
Ny Tsiaro anao mamay eh, Tsy afaka amponay, Mankasitra 👍
Feno tsara ilay tononkira... Mankasitraka o! 💔💔💔
Misaotra Papa. Mankasitraka koa Samoela
rip dada!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! latsak ny ranomasoko
Mankasitraka e!!! Tsara loatra 😓
Tiko lotra💔❣️
🥲😪😭😭😢😭😭 Merci Samoëla !!!
Miverena Dada fà kizo ity iainana ee !!
mandona fo 🔥🔥🔥❤️❤️❤️
tsara be💗
mankasitraka. mampanembona ilay hira
🖤😢😢😢 RIP Dadako
Tsara foana e!
Milay izy zany baina a!
🥺🥺 Tsara
tsy mety mahaleo ny miteno azy, mankasitraka fa mampatsiaro any Dada tokoa ilay vazo
❤
misaotra e!
❤❤❤
Milay
milay😥😥😥
🖤🖤🖤😥😥😥
😭😭🙏
😭😭😭
courage 😢🥺
misaotra bandy akama aryb tena marina l vazo
❤