Tantara gasy --- Dokotera X 👉🏻👉🏻Tantara Malagasy Viva Radio.

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • Tantara gasy: Tamberina Tantara Viva Radio.
    Tantara misy andininy 3 fa ny 2 voalohany ihany no atolotra eto!
    Mbola miandry ny tohiny isika. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
    "Gasy Rakoto groupe"
    / 190706185907660
    email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

КОМЕНТАРІ • 78

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 роки тому +1

    Misaotra betsaka nizara Tompoko vao hieno ato🎧🇲🇬🔥💖👌!

  • @mpitsaboarapanahy
    @mpitsaboarapanahy Рік тому +1

    tsara dia tsara ilay tantara, mankasitraka ny mapanoratra RADORIAGADOUL

  • @yvettebeatrice472
    @yvettebeatrice472 3 роки тому +1

    Mankasitraka hatrany hatrany DOKOTERA X 🙏🏽👍🏾🎧🥰😂🎧🥰😂🎧🥰😂🎧👍🏾

  • @jhonicajhoanah8000
    @jhonicajhoanah8000 3 роки тому +2

    Mankasitrak hatrany am fizarana Gasy Rakoto
    Mbol vaohihaino ato

    • @michellerabeson3397
      @michellerabeson3397 3 роки тому +1

      Bonjour, aza adino ny mi s’abonner amin’io Gasy Rakoto io fa tsara be daholo ny tantara zarainy eto. Mirary soa.

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 роки тому +2

    Msaotra anareo de eto apiandrasnaa azy ooo 🙋‍♀️🎧❤

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 роки тому +2

    Mankasitraka indrindra Tompoko o! ❣💞💕💝💝💙💖♥️

  • @rinacorna7148
    @rinacorna7148 9 місяців тому

    Mankasitraka fona ee🇲🇬🎧🇰🇼

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 2 роки тому +1

    Misaotra e, maneva Mr Rakoto mihitsy ny manao Roll Dada sy commissaire eo @ tantara

  • @tahinageorges612
    @tahinageorges612 2 роки тому +1

    Mahay avokoa ny mpilalao mo lalina be ny tian’ny Mpanoratra ambara, mamelabelatra ny karazana fandementsaina.

  • @heritiananambinina5650
    @heritiananambinina5650 3 роки тому +1

    Mpisorona be vita hositra, mampihomehy ty tantara ty, mankasitraka

    • @michellerabeson3397
      @michellerabeson3397 3 роки тому

      Bonjour, aza adino ny mi s’abonner amin’io Gasy Rakoto io fa tsara be daholo ny tantara zarainy eto. Mirary soa.

  • @marielesage370
    @marielesage370 3 роки тому +2

    Misaotra betsaka tompoko tegna mampalahelo be lay tantara

  • @hantamalalarasoanindrina6251
    @hantamalalarasoanindrina6251 3 роки тому +2

    😂😂😂😂😂😂😂 moin 18 ans 😂😂😂😂, dokotera x ko zany iiiiii.. Alefa dokotera à 😚😚😚😚 tiko be zany 😚😚😚😚😚😚😜😜😜😂😂😂Zaiiiiiiiiiiiiiiiyyyyyyyyyy☺️☺️☺️😂😂😂😂😂😂😂

  • @roserosse2127
    @roserosse2127 3 роки тому +1

    Vao hihaino zao de merci

  • @toarirakoto7644
    @toarirakoto7644 3 роки тому

    Grave ity tantara ity an.... Mahay ny nanoratra azy ity an.... Tena mihanoka hatramin'ny atim_panahy rehetra any mihitsy.... Mampanidina be....

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 роки тому +1

    Misaotra fa tena mampieritreritra.

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      👍 Tena afak’andro mihitsy ato ko!

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 3 роки тому

    Afandray ssssss za koa otrany manitsy esseeeeeeeee docteur x😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @OclineRazafilaza
    @OclineRazafilaza 3 місяці тому

    Kkkkkkkk docteur X marina 😂😂😂😂😂😂

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 3 роки тому

    Mankasitraka foana Gasy Rakoto a

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Jimmy misaotra antsika isika e

  • @hajabenesteau782
    @hajabenesteau782 3 роки тому

    Dokotera misy voa ny sainy kkkk

  • @sarindrasayda2612
    @sarindrasayda2612 3 роки тому

    miandr n tohin o 😘

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      rdv rahampitso miraka @ docteur x e! ilay mpitsabo hafakely hihihi

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 3 роки тому

    Misaotra hatrany tsara fa tokony mbola hitohy ilay tantara

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому +1

      Eva, ie rahampitso alefan-tsika ny tohiny

  • @avosoaandriaharinaivo9522
    @avosoaandriaharinaivo9522 3 роки тому +1

    d mba apetrao eo @description azafady hoe iza no andiny voalohany d iza no andininy faharoa. merci.

  • @evarazah3129
    @evarazah3129 3 роки тому

    Dokotera pervers koa ilay Doc X.misaotra nizara e

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому +1

      Tsia, Efa nolazainy fa traitement spécial hono io e!🤣🤣

    • @evarazah3129
      @evarazah3129 3 роки тому

      @@GasyRAKOTO 🤣🤣🤣🤣🤣

    • @Alesja_magdich
      @Alesja_magdich 3 роки тому

      Dokotera tia sex izany ko ,🤣🤣🤣🤣 izay lay traitement special

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 роки тому

    Misaotra betsaka o!!

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому +1

      👍 Tsara v ny Tantara e?

    • @miangalyfinona8595
      @miangalyfinona8595 3 роки тому

      @@GasyRAKOTO tena tsara fa sady mapihorohoro kely le izy hihi!😀😀

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 3 роки тому

    Mankasitraka tompoko 😂😂😂😂😂doctor X

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      🤣😂🤣😂! Tohizo foana dokotera aahahah!🤣🤣

  • @samyrahgomezlara5624
    @samyrahgomezlara5624 3 роки тому

    Dokotera X kikiki

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Samyrah, tena mahatsikaiky mihitsy ka

  • @tinaaldama9753
    @tinaaldama9753 3 роки тому +2

    Hahahahah misy olona tiako ho mentionena be 😂😂😂

  • @nayrahrazaiarisoa9853
    @nayrahrazaiarisoa9853 3 роки тому +1

    Kkkkk nga misy tantara -18 ans ai 🤣🤣🤣

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 Рік тому

    Mankasitraka tompoko

  • @mellosherlock7557
    @mellosherlock7557 3 роки тому

    trop B ty tantara ty
    tadidiko ian le alina kkkk

  • @lunsiah1
    @lunsiah1 3 роки тому

    Miaiky an i Vanintsoa koa ah a

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 роки тому

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Lu-Cynthia, tsy misy fisaorana o! ianareo no isaorana manaraka eto!

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 роки тому

    Niome b le zanako naheno an lay hoe tohizo dokotera, 🤣🤣🤣 ,mahay mihintsy lay mpilalao, indrindra misaotra betsaka ny mpzara rea ,👍

  • @sarahrandriarinosy5757
    @sarahrandriarinosy5757 3 роки тому

    Tatara tss ilaivana azy.... 🥴🥴🥴🥴

  • @tahinageorges612
    @tahinageorges612 2 роки тому

    Batiftra sa batistra no nolazainy teo? 🤔🤣 d oe satanas sy zeoam tena danz lay mot clé ampiasain’ny panoratra kkk

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 роки тому +2

    Ohatra ny fampianarana ny foto finoana advantista ilay tantara a!

  • @isaackumba2688
    @isaackumba2688 3 роки тому

    Miandry ny tohiny o

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 роки тому

    😂😂😂😂😂

  • @hanitrajoelinejohansson4090
    @hanitrajoelinejohansson4090 3 роки тому

    Mba tsy fiainan'ny adventiste kosa zany fa mety fiangonana zandriny ... tsy otrizany mihitsy no foantsin'ny adventiste an' Andriamanitra.

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Hanitra! aza manha inato fa tsy manondro finoana n'inoninona io tantara io!

    • @hanitrajoelinejohansson4090
      @hanitrajoelinejohansson4090 3 роки тому

      @@GasyRAKOTO ary enao kay zany tsy mihaino ny tantara alefanao akory fa tena miteny izy any @ voalohany oe adventiste oe zareo....

  • @annielilie2340
    @annielilie2340 3 роки тому

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      tena enjana mitsy ilay tantara knou!

  • @volaramahefason8630
    @volaramahefason8630 3 роки тому

    Hijery commentaires fotsiny no alehako ato 😂😂😂😂

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Misimisia ny Tantara toy ity kou! Sady mahay milalao ry zareo an!

  • @marieflorerasoarinety1263
    @marieflorerasoarinety1263 3 роки тому

    K

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 роки тому

      Marie Flore, tena kkkk be mitss knou

  • @rachelleclarisserazafindra8375
    @rachelleclarisserazafindra8375 3 роки тому

    K