FILM GASY - 104 2 (part 1)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 7 вер 2019

КОМЕНТАРІ • 16

  • @filamatratsihoarana1287
    @filamatratsihoarana1287 4 роки тому +5

    Naivo ti nama mapme ka. 😂😂😂Merci e

  • @jessiestellah5633
    @jessiestellah5633 4 роки тому +4

    Mangatak ny tohin azfd 😊🙏

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 4 роки тому +3

    Miarahaba tompoko, tsara dia tsara ny horonan-tsary fa misaotra nizara, saingy ny 104 2 (Part 2) no tsy ao ka manjary mandingana ny tohiny ireo mpanaraka izany. (Part 3) avy hatrany no hitanay aorian'ny (Part 1) ka mba zarao tompoko fa tsy mitohy ny haingam-panahinay. Aleonay miandry vao manomboka ny (Part 3) izahay. Misaotra mialoha.

  • @MdKamal-kk9xq
    @MdKamal-kk9xq 4 роки тому +2

    Tsara be miandri ny tohiny misaotra

  • @QweAsd-zl5fs
    @QweAsd-zl5fs 4 роки тому +1

    😂😂😂😂😂😂😂 Lavabolavo

  • @Luna-be7mp
    @Luna-be7mp 4 роки тому +2

    miandry ny tohiny o

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 4 роки тому +1

    Efa manangasanga any ve tompoko ny 104 2 (Part 2)? tsy mbola tazana foana h@ izao! efa liana hanaraka ny tohin'ity horonantsary kanto ity izahay. Marihina fa manahirana ihany ny hanaraka avy hatrany ny (Part 3) fa manjary tsy misy fahafinaretana satria mahaliana ny tantara sy ny fahaizan'ireo mpanakanto milalao izany. Miandry izahay aty an-tany lavitra e! Ity no entinay hanembonana an'i M/kara. Misaotra mialoha tompoko.

  • @sarobidyrabearimametra739
    @sarobidyrabearimametra739 4 роки тому +2

    tohiny o

  • @nerenaalydiaharimino7843
    @nerenaalydiaharimino7843 4 роки тому

    Tena mpiatsaravelatsy mitsy chantal sy mamany k🙂🙂🙂mampalaelo ts manana

  • @laylahmimie2326
    @laylahmimie2326 4 роки тому +1

    aiza ny tohiny oo😊😊mankasitrak

  • @mikalhava5219
    @mikalhava5219 4 роки тому +1

    Ina kay titre le hira andizany naivo

  • @oniharimalalafenosoa7271
    @oniharimalalafenosoa7271 4 роки тому

    Pagni ve io Serge io mo