Miharahaba anw zah Pasteur zah mipetraka aty à Mayotte rango nagnarahako ny toriteny nao ao dia niova ny foko adroany MBA mangataka Pasteur tsis l'église aty ka andeha ivavagna fa lavitry be mosquée daholy aty de MBA mangetaheta ny foko mitady any jesosy kristy MBA mangataka itondra ambavaka Pasteur fa tena voafatotro ny Satan ny vatako Pasteur misotra tompoko fiadanany tompoko oanw sy ny ankohonanaw
Mankasitra anao tompoko, Amen
Amen ! Amen ! Deraina mandrakariva ny Anaranao Jesosy . Haleloia ! Tehirizo madio ao Aminao zahay Jesosy , Fenoy mandrakariva ny Solika Fitaiza mandra-piavinao Jesosy Mpanjaka sy Mpanavotra anay . Amen ! Mankasitraka Pasteur Tantely am' Fizarana ny Tenin'Andriamanitra . Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva Jesosy Tompo . Amen ! Amen !
Amen mamkasitrakee aleloa amen
VONINAHITRA Ho an'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY . AMEN
Mankasitraka tompoko 🙏🌹
Amen. Raisiko izany teny izany
Alléluia dieu tout puissant
AMENA
D’actualité foana zany fampianarana zany. Misaotra Jesosy.
Amène voninahitra hoany jesosi 🙏🙏❤
Tompo oh ataovy maharitra hatramin farany ao AMINAO aho JESOSY KRISTY TOMPO A MANKASITRAKA RANADAHY
Misaotra betsaka Zoky Tantely, voaray ny fampianarana
Amen mankasitraka indrindra Tompoko
Mankasitraka Jesosy ô! Homba anao ny Tompo rlahy!
Mankasitraka aminy fampianarana,