Fy Rasolofoniaina - Hira (acoustique)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024
  • 🔥Abonnez-vous à notre chaine UA-cam
    🔥Subscribe Now
    fy rasolofoniaina has been teaching this week at the school of worship
    Tononkira
    1-Eh! izaho ihany ilay omaly Tsapako niaha maivana aho rehefa nizara taminao Nefa reko mbola marary Tiako ho sitrana izao dia izao nefa tsy izay ngamba no ilaiko Vohaiko ny foko na dia kely aza ny aiko Hikiry aho hatoky, ho bakoiko ny saiko 2-Eh! ita indray andro any Sarotra amiko ny mihetry izao somary mafy loha Nefa na izany na tsy izany Haiko hoe izaho no mila mianatra fa tsy ianao no mila mihova Be ny ambom-poko ka nefa be ireo tsy haiko Aoka re ny hadisoako ho lesona ho ampitaiko Ref: Fa misy hira hira tsara indray Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko Tsy avelako ho faty fa ho kopaiko Ho ataoko hira ho an'izao tontolo izao Raha hiresaka amiko ny aintaina Ampianaro aho hiaina Aoka ny fahanginana hampianatra ahy hahalala ahy Aoka ny fahalalam-potoana hampianatra ahy haharitra foana foana Aoka izay rehetra very hampianatra ahy fa ny ahy ny fananako dia ianao irery Ireo sento toloko Manome kiry ho hiraiko Misaotra manaiky antsoiko Sy ho hira ho hiraiko Famaranana: Ho ataoko hira hira tsara indray Ho ataoko hira hatsara ahy, hatsara anao Ho ataoko hira Hanasitrana ahy Hanasitrana anao Hataoko hira ho an'izao tontolo Izao

КОМЕНТАРІ • 6