finoana marisika- RIJA RASOLONDRAIBE

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024
  • Salama daholo, natao ty video ity mba ahafahantsika hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra @ fotoana rehetra. Afaka mandefa video @ mail: pubmada@gmail.com io izay te hizara hira fiderana ni-personalisena manokana. THT

КОМЕНТАРІ • 7

  • @harrystax3372
    @harrystax3372 7 років тому +2

    Za mangataka anareo PUB-MADA mba iteny @io oul io oe : mba asio video akoatran'io koa fa tena efa ela no nitadiavako tuto guitar evangelique fa zao za vo naita, merci SHALOM!!

  • @vassianocharlieeddy3474
    @vassianocharlieeddy3474 4 роки тому +1

    Tsy mba mpanao commentaire ato aho, fa vao nahita aty koa aho tonga de ny fanahiko no voakasika. Mankasitra tompoko. THT

  • @thongkone4940
    @thongkone4940 7 років тому +1

    mahafinatra rse a... tsara mba atao mafimafy kely kosa le 3e voix mba handravaka tsara anle feo. J'aime EEE

  • @miora92
    @miora92 6 років тому +1

    trop beau

  • @robertodi9245
    @robertodi9245 2 роки тому

    Tiako e.merci
    Mba omeo an le tablature an le solo na le hira e. Merci mialoha

  • @aiskahrak6716
    @aiskahrak6716 6 років тому +1

    tsara loatra😍😍