Mankasitraka e! Manomboka amiko marina fa raha tsy izaho aloha no manokatra voaloha ve moa afaka hampianatra na hanoro! Tena mampahery sy mamporisika amin'ny tsara mihitsy!
This is my eighth time listening to this song today because it's just BEAUTIFUL. The message is spot on, the melody is so easy to remember yet super sweet, and the participative video clip is lovely. Thank you guys for sharing a great vibe in this crazy world during such a chaotic season, especially in our country, May our dear God multiply your talent so that you can keep sharing greatness through your music ❤
✊ Eh 😌! Mba te ho hanisany mpandray anjara tato anatiny ty horonan-tsary ty zah ... saingy indrisy tao anaty ny tsy fahasalamana lalina ka tsy tanteraka.... Tsara be foana! ✊ Mankasitraka ry Zalah
Mankasitraka bdb REKO ooooo Mangotsoka b foko mihaino ity hira ity hany k mirotsaka ny ranomasoko Vohaiko foko hidirany fahazavana Ho anireo piatsaravelatsy ity hira ity Misaotra indrindra REKO 😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Tsara be foana lay vokatra zarainareo🥰 Hatramin'izay nivoahan'ity hira ity de tsy aiko hoe impiry isanandro aho mihaino azy😍 Mankasitraka eh❤❤❤ Te hiezaka hatrany mba hampiditra ny hazavana aty anaty☀
Mankasitraka indrindra saingy indro kely : misy ala tahaka am raky tsarin MICHAEL JACKSON lay black and white ireo figurants.tsy manakiana fa pi-maso kely fotsiny e
Mankasitraka e! Manomboka amiko marina fa raha tsy izaho aloha no manokatra voaloha ve moa afaka hampianatra na hanoro! Tena mampahery sy mamporisika amin'ny tsara mihitsy!
Andao hiraina isika malagasy satria nosy iray no misy antsika ary ranomasina no valampariha ❤
This is my eighth time listening to this song today because it's just BEAUTIFUL. The message is spot on, the melody is so easy to remember yet super sweet, and the participative video clip is lovely. Thank you guys for sharing a great vibe in this crazy world during such a chaotic season, especially in our country, May our dear God multiply your talent so that you can keep sharing greatness through your music ❤
0:52
0:52 0:52
Isika iray! Isika anie mahery, rehefa mitambatra isika masoandro mibalika❤❤.
Io za eee😍. Merci o
Mankasitraka ❤❤
Tsisy ambara fa mankafihy sy kepoka...
Fa misy amintsika malagasy tsy miraharaha izany hafatra ampitiavana izany.
❤❤❤❤
✊
Eh 😌! Mba te ho hanisany mpandray anjara tato anatiny ty horonan-tsary ty zah ... saingy indrisy tao anaty ny tsy fahasalamana lalina ka tsy tanteraka.... Tsara be foana! ✊ Mankasitraka ry Zalah
Les gars, vous etes juste trop bon! Mon petit coeur de pierre est en miette
Mankasitraka bdb REKO ooooo
Mangotsoka b foko mihaino ity hira ity hany k mirotsaka ny ranomasoko
Vohaiko foko hidirany fahazavana
Ho anireo piatsaravelatsy ity hira ity
Misaotra indrindra REKO 😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Tsara be foana lay vokatra zarainareo🥰 Hatramin'izay nivoahan'ity hira ity de tsy aiko hoe impiry isanandro aho mihaino azy😍
Mankasitraka eh❤❤❤ Te hiezaka hatrany mba hampiditra ny hazavana aty anaty☀
Eeeh isika anie iray !!!
Isika anie mahery
Rehefa mitambatra isika
Masoandro mibaliaka
♥️♥️♥️♥️♥️
Voahiko ny foko hidiran’ny hazavana !!!!!!
Misaotra an'i REKO nanolotra any ity hira ity ho any tanindrazana fa tena mahafinaritra be! ♥🙂🥰😍
Mankasitraka oh tsara be le hira de tafiditra ao koa video anay😍😍
Tena tsara ! Vao maraina dia maheno hafatra mapte hitsangana eto ampandriana
😁😁😁
Manomboka @ko ny fiovana, voaiko ny foko hidiran'ny hazavana
Atomboko amiko ny fiovana ❤
Tiko lotra nareo❤
Hitovizan tsika mits izany!!!👍🙏
Everybody : Dox is already dead
Me: Dox live inside Fy Rasolofoniaina
Après un voyage à Madagascar, je découvre cette chanson et ce groupe. Qu'est-ce que c'est beau... misoatra betsaka. Mankasitraka tompoko❤❤❤
Tsara be! Mankasitraka hatrany manome Hery
Sika ne iray sika ne 1 sika ne mahery raha mitambatra isika masoandro mibalika 🥹🇲🇬❤️🎧
Kanto loatra e, na ny tonony na ny feony, mitomboa talenta hatrany e
Mamy ♥️ zany ka tena hira 🥰🥰tiako foana ❤️
Be the change ❤❤❤❤
Tsara nama a😍❣❤🩹, Mankasitraka e!!!🙏🙏
Tsara be. Merci hatranihatrany o
Misaotra #Reko mizara fahatsarana, 👍
Tena ilaina ny firaisankina. Misaotra fa voampita ny hafatra ❤
Voaiko ny foko hidiran'ny hazavana❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsara eeeee
Misaotra Reko ❤️❤️ faly nandray anjara tamin’ny horonantsary❤️
io ary ianao io 😁
Latsaka ranomasoko ❤️❤️❤️☮️
Tsara be ilay hira, ny feo, ny tonony ❤ Tsara be daholo ko ny nareo rehetra nandray anjara sy ny tsiky 🥰
Misaotra ny mizara ny kanto hatrany 🙏
Tena tsara b mihitsy ❤❤❤
Misaotra Reko Band 🤍
Tsotra fotsiny : tsara❤ mankasitraka indrindra amin'ny fizarana 👍❤️❤️❤️
❤️❤️❤️Eee isika iray, isika anie mahery❤️❤️❤️
Milaybe zalah a. Bravo, Alefa foana.
Tena kanto zalah❤❤
Otran'ny oe mendrika halefa mafy bé any amle tolona demain
Tsara be ilay hira ❤️❤️ mankasitraka e!
Mlay kely🎉
Mankasitraka amin’ny kanto ataonareo tsara🫶🏼
Tsara lotra ny hiranareo 🥰🥰❤️
tsara be 🥰
isika IRAY 🤩
Mampilatsaka ranomaso❤
Love reko ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤j’attends impatiemment tournée Europe merci de me fait rêvé chaque jour que dieu fait 🫶🫶🫶🫶🫶🫶🫶merci
mankasitraka fa tsara loatra❤🩹❤❤🙏
Top🎉❤
Merci
Tsara be ❤
Yessss❤🔥
Tsara loatra ❤
Eny oaaaaa 🔥🔥🔥🔥❤❤❤❤❤
❤❤❤ tiako foana foana
Tsara be oh
Misaotra🙏
Misaotra betsaka @ le hira 🙏♥
We are one✨
We are under de same sky🌅
Tsara foana 🥺🤝❤️
Merci Reko Band 🥰🥰🥰
Tiako 🥰🥰🥲🥲🥲
just amazing ;*
Merci Reko
so heart warming💌 misaotra!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤milay loatra e💪💪
Love it ❤
J’adooooooore. Merci. ❤❤❤❤
Tsara kosa aloha e
Tena mankafy ny hiranao rehetra aho tompoko,tena tikoee❤🥰🙏
Une chanson pleine de positivité ♥♥♥
Tsara lotra
Love it ❤🔥
Tsara fotsiny tsotra izao😃
❤
💛🌞💛
🤩🤩
❤❤❤
🎧🎧🎧
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka indrindra saingy indro kely : misy ala tahaka am raky tsarin MICHAEL JACKSON lay black and white ireo figurants.tsy manakiana fa pi-maso kely fotsiny e
Salama ee ;) tsy voatery indro koa ny maka izay zavatra tsara , sa tsy izay ilay hoe tazomina izay tsara ? Tsara ny creativité fa tsara ihany koa ny manambatra izany amin'ny zavatra tsara efa misy
Soa fianatsa
🎉🎉🎉❤❤❤❤
tsara e
🥰❤️
Try colbie caillat le clip
🇲🇬🌞🙏
0:44
🫶🏽🫶🏽🫶🏽🫶🏽🥹
Tsara be❤
Tsara loatra ❤
❤
❤️❤️❤️
❤❤❤❤❤
❤❤❤❤❤
😊😊😊😊❤❤❤
☀️☀️☀️🤍
🤍🤍🤍🤍🤍🤍
❤❤❤❤
🤍🤍🤍