Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 16 Martsa 2023. FJKM Ambohitantely.

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 вер 2024
  • Mofonaina isan'andro anio Alakamisy 16 Martsa 2023. FJKM Ambohitantely. Iarahana amin'ny Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy.

КОМЕНТАРІ • 1

  • @arisoarazafitrimo-mw2vs
    @arisoarazafitrimo-mw2vs Рік тому

    Miarahaba Pasitera. Misaotra sy mankasitraka ny fampianarana omaninao isan'andro @alalan'ny Mofonaina isan'andro. Fitiavana sy fandavan-tena Lehibe tokoa izany. Ary enga anie ianao hoambin'ny Tompo hatrany ka ho Salama lalandava hahafahanao manatanteraka izany adidy masina izany. Androany Dia nisy nanitikitika ahy ny fanazavanao: mikasika ny tahan'ny fahamarinana sy ny tsy fahamarinana aty Afrikaxzry notsongainao sy navoitranao tao I Madagasikara, Rwanda, Cameroun, Nigéria...Ka tahaka ny tsy mazava fa toa misambodibodika be ihany; afaka hazavainao bebe kokoa ve tompoko azafady? Tsy mazava mihitsy hoe inona no taha tsara sy ny hoe nahazo moyenne? Misaotra mialoha tompoko