parole "Hiady ho anao " TWOKII x WENDY CATHALINA 1er clp : Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a . Ra misy ny tsy ampy , ampiko izay marary anao io ka lazao ahy ? Fa efa tia anao mandrakizay a ! Lainga raha ny akotr'izay a ! Ny ampijaly anao aloha efa fay a ! Tsy ataoko intsony intsony reny fa aza manahy ! Fa efa enao enao hoa ny ankiziko , izay mombanao rehatrarehetra ankafizoko , Ny mpialona atsika ampanginiko de atsika sy enao hoa ny ' piste ' oh oh oh !! Ref (Twokii) : Raha ny hitia anao aloha tsy ho laviko Ny ahasambatra anao no tadiaviko hangataka anao , hampiakatra anao , hamalifaly anao no tanjoko oh ! Ka na ilaina hatramy ny sandriko aza , Raha toa ka ho anao io dia izaho tsy handa zany , Fa hiady ho anao , hitady ho anao , Ka na mbola hiala hatramy ny aiko aza hiady aho ! 2em cpl : Tadriñesa vadiko Zaho koa anie mba mandiñy Fo ny ato an-traño fa mañontany Mba ombiaña ngyah Yah haiko fo tianô io kony zaho Zeñy matonga zah Mbola eto ngyah Ilay fiaraña ntsika roa tiako hateza Kai miangava mbo ajanono agny ilay mifamaly Kai mahazo matoky anao baby Zah koa anie mba makatia Zay raha ho isy akeo Na tsiky na alahelo Iaraha ntsika mankafy Ref (Wendy) : Izy koa hitia anao tsy ho laviko Ny sambatra no tadiaviko Miamby ampakarinao Angatahinao HAmalifaly anao koa tanjoko Ary ny mba tegna satrikou ah ngyah Izy koa ilaino zah tsy handà zany Fa voñono añano zay sitrakô Hiara maty aminao io zah tsy hialà 3em clp : Ka eny ary fa enao aza manahy tsony Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony Fa ny foko efa anao ataovy antsaina iny ... Ref ( Twokii ) : Raha ny hitia anao.... Ref ( Wendy ) : izy koa hitia anao.....
1er clp : Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a . Ra misy ny ampy , ampiko izay marary anao io ka lazao ahy ? Fa efa tia anao mandrakizay a ! Lainga raha ny akotr'izay a ! Ny ampijaly anao aloha efa fay a ! Tsy ataoko intsony intsony reny fa aza manahy ! Fa efa enao enao hoa ny ankiziko , izay mombanao rehatrarehetra ankafizoko , Ny mpialona atsika ampanginiko de atsika sy enao hoa ny ' piste ' oh oh oh !! Ref (Twokii) : Raha ny hitia anao aloha tsy ho laviko Ny ahasambatra anao no tadiaviko hangataka anao , hampiakatra anao , hamalifaly anao no tanjoko oh ! Ka na ilay hatramy ny sandriko aza , Raha toa ka ho anao io dia izaho tsy handa zany , Fa hiady ho anao , hitady ho anao , Ka na mbola hiala hatramy ny aiko aza hiady aho ! 2em cpl : Tadriñesa vadiko Zaho koa anie mba mandiñy Fo ny ato an-traño fa mañontany Mba ombiaña ngyah Yah haiko fo tianô io kony zaho Zeñy matonga zah Mbola eto ngyah Ilay fiaraña ntsika roa tiako hateza Kai miangava mbo ajanono agny ilay mifamaly Kai mahazo matoky anao baby Zah koa anie mba makatia Zay raha ho isy akeo Na tsiky na alahelo Iaraha ntsika mankafy Ref (Wendy) : Izy koa hitia anao tsy ho laviko Ny sambatra no tadiaviko Miamby ampakarinao Angatahinao HAmalifaly anao koa tanjoko Ary ny mba tegna satrikou ah ngyah Izy koa ilaino zah tsy handà zany Fa voñono añano zay sitrakô Hiara maty aminao io zah tsy hialà 3em clp : Ka eny ary fa enao aza manahy tsony Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony Fa ny foko efa anao ataovy antsaina iny ... Ref ( Twokii ) : Raha ny hitia anao.... Ref ( Wendy ) : izy koa hitia anao.....
Tena tsy mety mankaleo mintsy ty vazo ty, chapeau ho anareo roa, c'est vraiment superbe!!!! Bonne continuation à vous deux!!
parole "Hiady ho anao "
TWOKII x WENDY CATHALINA
1er clp :
Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a .
Ra misy ny tsy ampy , ampiko izay marary anao io ka lazao ahy ?
Fa efa tia anao mandrakizay a !
Lainga raha ny akotr'izay a !
Ny ampijaly anao aloha efa fay a !
Tsy ataoko intsony intsony reny fa aza manahy !
Fa efa enao enao hoa ny ankiziko , izay mombanao rehatrarehetra ankafizoko ,
Ny mpialona atsika ampanginiko de atsika sy enao hoa ny ' piste ' oh oh oh !!
Ref (Twokii) :
Raha ny hitia anao aloha tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
hangataka anao , hampiakatra anao , hamalifaly anao no tanjoko oh !
Ka na ilaina hatramy ny sandriko aza ,
Raha toa ka ho anao io dia izaho tsy handa zany ,
Fa hiady ho anao , hitady ho anao ,
Ka na mbola hiala hatramy ny aiko aza hiady aho !
2em cpl :
Tadriñesa vadiko
Zaho koa anie mba mandiñy
Fo ny ato an-traño fa mañontany
Mba ombiaña ngyah
Yah haiko fo tianô io kony zaho
Zeñy matonga zah Mbola eto ngyah
Ilay fiaraña ntsika roa tiako hateza
Kai miangava mbo ajanono agny ilay mifamaly
Kai mahazo matoky anao baby
Zah koa anie mba makatia
Zay raha ho isy akeo
Na tsiky na alahelo
Iaraha ntsika mankafy
Ref (Wendy) :
Izy koa hitia anao tsy ho laviko
Ny sambatra no tadiaviko
Miamby ampakarinao
Angatahinao
HAmalifaly anao koa tanjoko
Ary ny mba tegna satrikou ah ngyah
Izy koa ilaino zah tsy handà zany
Fa voñono añano zay sitrakô
Hiara maty aminao io zah tsy hialà
3em clp :
Ka eny ary fa enao aza manahy tsony
Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny
Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony
Fa ny foko efa anao ataovy antsaina iny ...
Ref ( Twokii ) :
Raha ny hitia anao....
Ref ( Wendy ) :
izy koa hitia anao.....
Tookii
Tsara tiko be le hira iTwokii sy Wendy cathalina😍😍😍
Tsara le hira, le mpihira koa tena tsara tareh be daoly..God bless you
Tiko be ny fehony bady tii milay nareo 😊👏👏😍
I don't speak malagasy but this song is tay amin'amany.
Lov lov be ho lay malalako💗💗💗
J ai beaucoup aimé
Surtout la partie où Twokii chante
Bravo 😘😘😘
Merc bcoup !! Tiako loatr eee l tonokira 😍😍😍🙌
Milay be le hira ,milay be ihan koa le clip tiako be lesy😍😍😍😍 ahereza akia bisous be😙
Mlay bé le hira 😍😍😍
Hira fanevanay! ❤️
Tsara le refrain zalah eeee ,tsara foeky hira ito 😍😍😍😍😍😍😍
Tena tikou😊 mankasitraka anareo😘
Tsara be 😍😍😍
Tsara be kosa ty hira ty👏
Tsara be ooo 💟💟
Mlay b ah
iady atr@ farany aho na iala atramin aiko aza
Kiffeko le vazo ❤❤❤❤
Tsara be ilay hira.J' adore
J'ai beaucoup aimé surtout la partie ou TWokii chante
tsara be le hira! ! 😄 👊👏
Tena norm be les bro a😍😍😍
no comment !!!!!!!mlay ee
Mirehareha zaho aminao zanako ...Tsara le hira sy le clip ❤
Beau featuring!
Tsar lotra 😍
😍😍😍tiko lotr
Siora😎🔥
Tiko 😍😍❤️❤️
Rien à dire. Trop beau❤
waouuu tsara hira clip koa tsara
Marina e!!!
@@andrianjatovoandoniaina6013 dhfjbufgbuofydvifbiifi9guk
Jjh
O
Tiako lotra ❤️
J'adore tia anao manjakizay
Revekooooo ❤️❤️💪
J'adore cette music franchement 😍💫❤
Love it 😍🎶
Tsar kus eeh👍💕
bisou be
Milay ilay réf ✌
Tiko😍
Tiako loatra
❤️❤️❤️
Tiko lotra ty vazonareo ty😍
Top mlay fona
Tena reveko be ti vazo ty. Merci lesy e...
merci beaucoup , tiako hira ty
Tsara bé le ira eeee
Tsara b l hira.....Wendy tiko be l parole tandrify anao eee.....tohizo fa tsara eee....na cilp koa tsara be......
Jai trop adoré la chanson.cest vraiment top rien a dire surtout la danse.et les paroles aussi.
Olesiee top hiratiee
mahafinaritra e... top le vazo
Tiko b ❤
Mlay 😍😍
Mnakasitra eee !!! milay !!!
waaaoh j'adore 😍😘
trotte dans ma tête tous les jours , tsara
Tafa zalah le :D
En plus ils sont trop mignon 😍😍😍
Tsara 🥰
ze monbanw rehetra akafiziko 😘😘😘😘😘💖💖💖💖💋💋💋💋😍😍😍
i love your song,it"s very very great!
Ehejehd
Je suis fan de foot et je suis fan de foot et je suis fan de foot et je suis fan
@@fandefoot7185 b
sur ee !!! mlay be le vazo de avoay hatrany ny talenta nareo fa mafinaritra !!!!!
vao mifoho @ maraina de io hira bjr maraina ,tiako loatra de avy eo wendy rhtra,twokii apres
J'adore 💕💋😘😙
Mbola ankafiziko foana atramzao !!!
yaya pare zy ndre
tena norm e...mankasitraka e
Hufjidiufnofobtohofkohf
Otran beau couple zan nareo a :-) Sinon kiass le vazou
Ye ! Izaho koa mahita an'izany
Hihi bedin madame an Twooki eo nareo a
@@rahelinirinasandratra8094 Azafady ! Hay ve efa misy madama izy e!😇😇😇😇 na izany aza toa beau couple ihany izareo roa koa 🤗🤗🤗
IE za koa mahita anzan,hihi
J'adore trop💓💞
Nice song💖
❤️❤️❤️Tiko enao🇸🇩❤️🇲🇬
Tiako kosa tohizo hiatsara hatrany ❤️
ay v Wendy mba manana hira tsara otrzany iany eh.... tohizy fa mlay
MLAY BE LE REFRAIN
Tsara be o ❤️👏❤️🇲🇬🇲🇬❤️❤️
Ewawe sa tape fort 💪🏽
Hay ve tsarabe ohatrizany ity hira ity e
Trop mignon !
Tiako b ity hira ity
tena tiko be
Tsara ilay clip, mahafatifaty kely ianareo roa :)
Au top, j'adore
tiako👄💪💪👏👏👏
Tsara lotra e,mankasitraka e.❤❤💞
Mlaiii eee!
tsara kosa le rhyme an
sambatra kosa elah leisy
Tsara loatra
J’aime bien 🤩
mlayyyy✌✌
😍😍
Vazonay sy mon coeur ao ampiasana ty(anah sy izy ny pisony).
Tsara lotra....
1er clp :
Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a .
Ra misy ny ampy , ampiko izay marary anao io ka lazao ahy ?
Fa efa tia anao mandrakizay a !
Lainga raha ny akotr'izay a !
Ny ampijaly anao aloha efa fay a !
Tsy ataoko intsony intsony reny fa aza manahy !
Fa efa enao enao hoa ny ankiziko , izay mombanao rehatrarehetra ankafizoko ,
Ny mpialona atsika ampanginiko de atsika sy enao hoa ny ' piste ' oh oh oh !!
Ref (Twokii) :
Raha ny hitia anao aloha tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
hangataka anao , hampiakatra anao , hamalifaly anao no tanjoko oh !
Ka na ilay hatramy ny sandriko aza ,
Raha toa ka ho anao io dia izaho tsy handa zany ,
Fa hiady ho anao , hitady ho anao ,
Ka na mbola hiala hatramy ny aiko aza hiady aho !
2em cpl :
Tadriñesa vadiko
Zaho koa anie mba mandiñy
Fo ny ato an-traño fa mañontany
Mba ombiaña ngyah
Yah haiko fo tianô io kony zaho
Zeñy matonga zah Mbola eto ngyah
Ilay fiaraña ntsika roa tiako hateza
Kai miangava mbo ajanono agny ilay mifamaly
Kai mahazo matoky anao baby
Zah koa anie mba makatia
Zay raha ho isy akeo
Na tsiky na alahelo
Iaraha ntsika mankafy
Ref (Wendy) :
Izy koa hitia anao tsy ho laviko
Ny sambatra no tadiaviko
Miamby ampakarinao
Angatahinao
HAmalifaly anao koa tanjoko
Ary ny mba tegna satrikou ah ngyah
Izy koa ilaino zah tsy handà zany
Fa voñono añano zay sitrakô
Hiara maty aminao io zah tsy hialà
3em clp :
Ka eny ary fa enao aza manahy tsony
Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny
Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony
Fa ny foko efa anao ataovy antsaina iny ...
Ref ( Twokii ) :
Raha ny hitia anao....
Ref ( Wendy ) :
izy koa hitia anao.....
Merci 🙏
J'adore
slt abonne toi ua-cam.com/video/GyUCXsgN52g/v-deo.html
Tiko lotra 😉
Gay 😍 tsara be tohizo f milay
Martinah Haris nkllc lpcppezgitotyo
Aleo lesy mihaino izany hira izany fa ilay fangalaram-bato @fifidianana tena efa mahakivy ah! fanjakan'i baroa...
J'ador trop
Mampitoman ana tyh hira tyh ,za le.irer oe amfianian
surrrrrrrr
J’adore ❤️
Tsara!! Hira hoatr'izany no tsy ampy eto amintsika
Normazyiiii🥳🥰