APETRAKA NY FITSARANA ITOKIAN’NY VAHOAKA, LAVITRY NY KOLIKOLY

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 16 вер 2024
  • Fivoriana niaraka tamin'ny Filan-kevitra Ambony ny Mpitsara: Nanome toro-marika ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina
    Saziana ny mpitsara mitanila. Ireo mpitsara mendrika sy madio ary mahay no apetraka omena andraikitra amin’ny fitantanana ny rafi-pitsarana rehetra, ary hafainganina ny raharaham-pitsarana. Mba hamerenana ny hasin’ny asa fitsarana.

КОМЕНТАРІ • 11

  • @badrabadroudine5907
    @badrabadroudine5907 5 років тому +5

    Merci beaucoup Monsieur Le Président , hita fa olona manana coeur ianao ary tia fahamarinana. Amin'izao fotoana izao mahatsapa fa manana Président izay vahoaka malagasy.

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 4 роки тому +1

    Rien que le terme ça fait trembler le monde velyrano🤴🏿🤴🏿🤴🏿😘😘✌🙏🏿🥂🍾😆🥂🤣🤣 tiakowai

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 5 років тому +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko, ho tain'Tompo enao Président , A/tr mijery ary maita ny vina izay napetrakao ka ho tanteraka tokoa izany @ zao dingana tsara izao . Merci merci merci Président

  • @louispicard4733
    @louispicard4733 4 роки тому

    Misaotra tompoko olona tena hendry Ary marina enao Andriamatoa Filoha

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 5 років тому +1

    Misaotr betsak Président olona matotra ianao , tahiny TOMPO ianao sy asanao rehetr

  • @nathaliekolo7282
    @nathaliekolo7282 5 років тому

    Merci Monsieur le président je suis concerné je vous en supplie 🥺🙏 faites ce qu’il faut énorme merci que Dieu vous protège et votre famille je suis en admiration je sais et je suis sûr ce que le début je vous adore 🥰

  • @heneriquejocelyn6652
    @heneriquejocelyn6652 4 роки тому

    Misaotra betsaka filoha .

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 роки тому

    Mankasitraka Indrindra Président hotahiny tompo hianao hotatra atitra aminy toerana fitondranao!

  • @louispicard4733
    @louispicard4733 5 років тому

    Ny fitsarana tsy manasazy n'y marina fa miray tetika @ mpangalatra mpanao kolokolo s'y mpanam-mbola hisaorana enao Andriamatoa Filoha marina indridra n'y voalazanao

  • @scorpion3709
    @scorpion3709 5 років тому

    ALEFA TGV !!!

  • @rabejosia5205
    @rabejosia5205 4 роки тому

    mahafinaritra tohizo raprezy o