TOY ZAO NY "REACTION' N'I JENERALY RICHARD, ROLLAND RATSIRAKA, MARC RAVALOMANANA, MAITRE HANITRA...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 22

  • @Cld03
    @Cld03 4 місяці тому +3

    Atsika GASY no dondrona.......ndao averina ny tolona natao t@2009 zay nitarihin'ANR .Eto dago tena matahotra BASY tsika eeee , nanao tolona t@2009 betsaka MALAGASY namoy aina nefa vao maika nidina ny fari-piainan'MALAGASY hatr@zao...Raha tsy voa faoka avy @fakany mitsy ity fitondram-panjakana ity dia aza mitomany tsika hoe tsy zaka ny fari-piainana.Raha tsy sahy hietsika isika dia aza manao adi-ambava fa hiareto ny 5taona manaraka

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 4 місяці тому +1

    Bomba io no tokony esorina.mody.misotro ronono

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 4 місяці тому

    Amiko manokana.aloha, tsy havotra mitsy i Madagascar raha mbola toy izao ny toetsaninan izay tonga eo @, fitondrana, izay tonga eo , dia samy manao izay tiany atao, fa ny tena mampalahelo dia ireo vahoaka madinika no mizoka ny sy mijaly fadiranovana atanao mpanao politika, potehinareo ny ho avin i tanora malagasy , mba mihevera kely nareo,

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv 4 місяці тому +6

    Asa @ fomba aõn no ieritreretan'ity régime-ndRajoelina ity fampandrosoana eto Madagasikara manoloana ny maha tofoka tanteraka ny vahoaka @ fomban'izy ireo : halatra, amboletra, lainga, raha fintínina dia ny HARATSIANA rehetra @ fitantanana ny raharaham-pirenena ! 🤔

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 4 місяці тому +3

    Aza matahotra fa fa tsy ho lambolambotsiaka io" I promess ",ary hanao "indenpendent investigation"-ntsika. Izay tafiditra ao dia ahita izy. Reraky ny Firenena tsy mandeha za. Tena j'en ai marre!!!!!! I've had it.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 4 місяці тому +1

    Resaka OZONA toy izany ve no hitaondrana ity firenena ty Rajoelina a? Tena olom-boahozona tokoa ve ianareo?

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 4 місяці тому

    😂😂😂😂😂

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 4 місяці тому

    Tsisy tapenam-bava eo fa misy ny tsy mety, dia tsara ny milaza ny marina, dia ampiaro ny làlana, ary tsy asina tombo sy ala fa samy malagasy, efa ela no feno osoka tsy maty manota eto. Mijoroa ry malagasy leo fijalina

  • @ericminahramananjato2654
    @ericminahramananjato2654 4 місяці тому +1

    DE RA TS MITOVY @ SAINAREO VE NY VALINY RY KMSB DE HITADY KOROTANA NJAY VE ETO @ FIRENENA

  • @ZIZI9939
    @ZIZI9939 4 місяці тому

    Firenena efa voaozona @ lainga sy fitaka efa tsy tafavoaka intsony

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 4 місяці тому

    Jeneraly a,manan paps vazah s lala poza vé ref mirodan Io vody lelafinao Io e.sao mis tsilo Ary ka tsiafahy no hiafarana.sao de tapitr any Ary Ty fisotrona ronono,Sao sondraovaka eo Ary kimasonty.ho hitatsika eo Ary n'y faran'ny sary

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 4 місяці тому +1

    Lasa Fanjakanli Baroa ,tsy manara dalana inrsony fifidianan tsika Malagasy

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 4 місяці тому

    Ary ony fatintsatroka mba eny andohan' BOMBA RICHARD iny. Inona ny dikany? . Sa misy ny asan'demony' satana no miandroka'

  • @laparafa5983
    @laparafa5983 4 місяці тому

    Vavamboloky, Zay foana no averimberin'ny resilava.
    Matahotra fifidianana de tsy mahasahy milatsaka Ravalomanana de lazaina fa tsy madio ny terrain, de avy eo ndray miroso @ fifidianana satria miverina mahatoky n'y CENI sy HCC . Akombony ny vava
    refa resy RESILAVA .

    • @zakasoaravi8962
      @zakasoaravi8962 4 місяці тому

      Nareo efa olom-boahozona ireo ve no mba hilaza fa maharesy. Mandresy @ fanaovana hosoka angah.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 4 місяці тому +2

    Hoennne ireto mpanohitra . 1er position irmar...2e podition tsimiankina..3e position mpanohitra...election presidentiel....1er position tgv...2 e position siteny...3e position cravate lokon draa 7 fevrier...tsy credible intsony ialahy ravalo aaa..cinema filaharam ne lava ataonao eto am renivohitra tsy iarahana am 50% n olona avy any am faritra akory...fa nakaiza ny herinao tam filazanao hoe tsapao aloha ny herinao alohan ny ankaty amiko hoy ianao tam rajoelina talohan ialahy andositra!!hay ialahy ilay malemy 😂😂😂😂😂😂
    Io iz kaaaa..veleso nt namana refa mahazo pouvoir kely fa ny valiny avy ao andamosinao mibabababa any am cominaute international zay tsy miraharaha intsony olana nangala bolam bahoaka hoan ny tombotsoa manokany...misy farany ny zavatra rehetra bab eeeeeeeeeee...

    • @bonheurboutique5830
      @bonheurboutique5830 4 місяці тому +1

      Mangina fa lambo zan tsy zavatra hainy mitsy rah tsy minana mangazo

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 4 місяці тому

      @@bonheurboutique5830 mis faaaarany ny zava drehetr oooooooooo...ouuuuuuuuuuuh!!!ela nanambanianareo teto izay..tsy lany eo ny irmar..io iz e!!!..f angah nalemy ialahy ??, omeo tanjaka i ravalo fa nalemy dia nalemy...3e position?????????3e!!!o re ol e!!! F ahoana marina?????

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 4 місяці тому

      @@bonheurboutique5830 mba atsaharo famitam bahoaka sy fanambanimbanianreo vahoaka ataonareo mpanohitra tim na firaisan kinana ny tsy manjary eto andrenivohitra ity fa mannndreraka..mbaaa menatra lesy aaa..mba mahalala menantra...andro iray taorian ny fivitan ny fifidianana??? Miazakaza nandeha tany am real tv ireo mpanadala vahoaka n nyvfiraisankina manaiky adalain n i ravalo...vato azon ny firaisankina dahoooooooolo vato rehetra niatisaina navokan dranaman ny firaisankina..tsy misy député natolotr i firaisankina ambany vato fa dia aaambo dahooooolo vato azon ny firaisankina manerana an i tananarivo eto...dia nanao filazana lery fa hoe...efa maroa an isa izahay firaisankina...efav miharihary hoy ranamana fa tena efa leo ity fitondrana ity ny malagasy...nahoana rah pba milaza tsotra hoe leo ity fitondrana ity izahay mpanohitra ka miady tsy mety maharesy??? Efa nivoaka.nefa ny valiny provisoire ?????80 isan ny irmar voafidy.....55 isan ny mahaleotenana...22 ny firaisankina...o re ol leee...baraka mafy iz ty marina..22 isan ny tsimiankina??? 80 ny irma??? Fa nankaiza ary valim pifidianana avy taiza daholo vato rehetra nasehon ny membren by tim.tam real tv tam le 30??? Vato nangalarina taiza ry zalahy aaa??? Iza tokoa no tena nangalatra vato????tena mihiba mihiba hatrany anie ny anareo zany an,...io 22 isan ny depute tim lany io??? Tam fifidianana filohamnpirenena dia 52 % vahoaka teto antananarivo nifidy an drajoelina...22% no nifidy an dravalo teto antananarivo...mba atsaharo fanambanimbanianareo famoahana lllainga am vahoaka am ty renivohitra ity fa tsy omby be ronon ny ravalo akory ny vahoaka ka asaina hangina!!!coup d etat ihany lalan tokana azahoan dravalo fahefana am ty nody madagascar ity fa ampitao aminy izany..temp que mbola eto rajoelina...aza manantena akory kan2028 farany mandat ndrajoelina ka tsy mahavita mitondra intsony iz??? I ntsay no olona napetrakin ny mpamatsy vola ho premier ministre..ary candidat ny mpamatsy vola am.2028 i ntsay zay tohanan.ny olona izay hitany mpamatsy vola fa nahavita zavatra tam volam bahoaka..tandremo fa premier tour dia vita am 2028...i rajoelina no lasa 1er minisitra ..hanao 2mandat premier ministre koa i rajoelina. Hisy olona jo tapaka fantson draa hoavy zay ao.am firaisankina ka mahaiza miray hina mba hifamonjy..

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 4 місяці тому

    Izao zavatra mitranga takiany heveriny mpanohitra sy lazainy izao izao dia Tena tsy misy lanjany mihitsiny raha nihoatra ny didiny njadona nataonio Atoa Marc ravalomanana io t@taona 2002 mba hivereno kely ny tatara vao miteny, tantara mimpetraka izany tsy fanadino