Mila jerena ihany ny fomba fiakanjo @ film fa misy tsy mifanaraka oh: mikarakara sakafo an dakozia maman d tennis no anaovana, tsy manao tablier. Ny DG indray manao pataloha rovitra nefa tokony mba ho modely eo @ mpiasany, sady mery misy vahiny raisiny koa. Tsy kiana ny ahy fa toro-hevitra ka raha mety d raiso am-pitiavana. Misaotra o

Mankasitraka fa tena be ny sary 👏👏
Tsara beu misaotra pizara sy pilalao fa hafa zay 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Apa judul dramanya. Salam dari indonesia
Mankasitrakeeee!
Mankasitrak ny mpilalao rehetr .ary mankasitrak ny mpizara 🥰🥰
❤
Gasy manao film TIAKO EEE
Misaotsa betsaka
Maninon raha mb mivavaka d tsy maty Ilay olona aiz ko d ho faty daholy
Mankasitra indrindra
Makasitraka hatrany tompoko
Vao mijer o
Miandry lay 3eme zahay ee pardon
Tohiny azafd ô
Aiza ny 2 eeeeeeeeeh😡😡😡😡😡
ho avy e mi abonneva @ Chaine
@@gasythebest6433 aza atao ela azafady dia merci beaucoup 😊