Tsiaro an'i BARRY'S (Soa fa teo IANAO) - Mialy Rakotomamonjy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Vidéo: Tex Andriampanoelina
    12 andro alohan'ny nandaozan'i BARRY'S ny tany teo amin'ny faha 32 taonany

КОМЕНТАРІ • 41

  • @clarahjeremia106
    @clarahjeremia106 4 роки тому +9

    Mafy tena mafy eee!
    😭😭😭😭😭😭😭😭 Anisany tena mpankafy indrindra ny hiranao ny tenako Barry's! Misaotra betsaka tamin'ireo hira fiderana mampahery izay natolotrao rehetra! Veloma tsy ho mandrakizay fa ho mandrampihaona Barry's! Efa eo am-pelatanan' I Ray ny fanahinao!

  • @sergepatrick7863
    @sergepatrick7863 7 місяців тому

    hinoako f'efa sambatra ianao rahalahy any @ ilay tompo sy mpamonjy antsika

  • @ikonekta-nx6qn
    @ikonekta-nx6qn 4 місяці тому

    2024

  • @andriantsirajeanfredy1751
    @andriantsirajeanfredy1751 3 роки тому

    Driiii..., hay ve ka lasa Barry's e, amin'ny halahelo be no nandrenesako an'izany fa Fevrier 2021 za vao mahafantatra an'izany. Mandria ampiadanana. Mino aho fa efa eo akaikin'Andriamanitra izy manohy ny fiderany. Mahereza daholo isika mpankafy.

  • @mirijaratovohery2615
    @mirijaratovohery2615 10 місяців тому

    repose en paix

  • @sandraraherinasoa2142
    @sandraraherinasoa2142 4 роки тому +1

    Ndriii isaky n mihaino hira an'i mialy ty zah d latsaka fo ny ranomasoko 😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @angelinehamon194
    @angelinehamon194 4 роки тому

    Jeso tsy takatra tokoa ny hevitrao fa malahelo be satria mangina ilay feomangany zanakao. Jeso ampio zahay,amen

  • @samueljerome7927
    @samueljerome7927 4 роки тому +1

    Sambatra izye satria efa nositran'i jesosy tokoa tamin'aretiny izy ka nentiny ho any amitranony zay tsy misy mahory na zava-manjo ,ny mino rehetra ory tety tafakatra any ka faly tokoa. (687)ffpm ).mahereza aby s'y mivavaha isika zay mbola ory sy mijaly eto antany eto fa fandalovana ny eto any no fodiana. Mandriam-piadanana mon frère barry's. Za de mankafy hira nao hatrany.😎😭😘🤧🤧

  • @alphaambininiary2239
    @alphaambininiary2239 2 роки тому

    Ndriiii tena MBA mpihira ankafiziko izy, kay Efa nalai'ny tompo sahady,. Tena ketraka za mahita izy ity amzao desambra 2021 Zao ato anaty youtube za mba hijery Zay hita navoakany farany kanjo hita fahatsiarovana no hitako nopoitra, tena kepoka tanteraka Aho, aty antany lavitra aty tsy maheno vaovao mihintsy.

  • @rindrarazaka5111
    @rindrarazaka5111 3 роки тому

    Tena mahavaky fo lotra 💔❣️ isaky ny mijery lay hira. Mitondra lesona be amin’ fiainana sy @ maha Kristianina

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 3 роки тому

    Ndriiii Barry's Mino a fa efa sambatra zao se any 😭😭😭ontsa ny fo

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому +2

    indrisy fandalovana marigny ity tany ity. mandria ampiadanana Barry's.

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 Рік тому

    Sambatra ianao Barrys....mampahery n'y fianakaviana ..

  • @ignacerasolofondraibe6246
    @ignacerasolofondraibe6246 2 роки тому

    TENA TIKO FONA ITY HIRA ITY, MAMPIHETSI-PO AHY FONA

  • @nambsran8884
    @nambsran8884 4 роки тому +4

    efa any @ paradisa izy ,fa aza malahelo

  • @andrybasket
    @andrybasket 3 роки тому

    Mandriam-piadana ianao rahalahy, latsaka mihitsy ny ranomasoko nahita ity video

  • @tokyrazanajatovo5068
    @tokyrazanajatovo5068 4 роки тому

    😭😢😭ref mihaino ty hira ty zah de ontsa ny fo.

  • @aurelierasoarimanana4387
    @aurelierasoarimanana4387 3 роки тому

    😭😭😭😭

  • @olivierandrianarivo702
    @olivierandrianarivo702 5 років тому

    tena mapaladranomaso!!!!!ndriiiiiiiiiiii

  • @clarissajhenie2209
    @clarissajhenie2209 3 роки тому

    😭😭😭😭💔💔💔💔

  • @estelleravelo5610
    @estelleravelo5610 2 роки тому

    2 ANS aty aoriana mbola latsaka ny ranomaso!

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 2 роки тому

    🕊😢💔🕊

  • @faniryjoelineravaoarisoa9821
    @faniryjoelineravaoarisoa9821 5 років тому +2

    tena latsaka ranomasoko

  • @birdconnor5856
    @birdconnor5856 2 роки тому

    Efa any amin'i Jesosy izy

  • @nathaliecandy6267
    @nathaliecandy6267 4 роки тому

    Maha ontsa loatra 😥😥💔

  • @fitahianarakoto1208
    @fitahianarakoto1208 5 років тому

    tena maha ontsa😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @nomenjanaharysarindra6486
    @nomenjanaharysarindra6486 3 роки тому

    Isaky ny mijery an'ty video aho de latsaka foana ny ranomasoko Mino sy matoky aho anefa fa ef sambatra enao Barry's miaraka mihoby @reo anjely maro be any andanitra any

  • @hobykely9564
    @hobykely9564 4 роки тому

    Aty amin ny septembre 2020 aho vao mahafantatra hoe ai ve efa nandao ny tany ilay ranamana iny,

    • @hobykely9564
      @hobykely9564 3 роки тому

      @@onjatianavolatantely8776 ok

    • @bijouxando1182
      @bijouxando1182 3 роки тому +1

      Ieuh. Nahavita fiderana be izy alohany nahalasany

  • @sarahnanie2290
    @sarahnanie2290 3 роки тому

    Mandrapiaona ranadahy

  • @jauphinelie733
    @jauphinelie733 3 роки тому

    Nampalahelo ny niafaran'ny fiainany sahady raha vao mbola vao nanomboka isandratra iny, isan'ny nanomboka nitaiza azy tamin'ny fihirana ny tenako.

    • @Grace73278
      @Grace73278 3 роки тому

      Azafady. Ino ma nahafaty azy eh.? Zio za vao mahay

    • @onjatianavolatantely8776
      @onjatianavolatantely8776 3 роки тому

      @@Grace73278 zah kou mba liana oe inona no nahafaty azy

    • @Grace73278
      @Grace73278 3 роки тому

      @@onjatianavolatantely8776 haretigny donko. Tegna mampalahelo sady tsy nampoiziko. Aza magnano ratsy fa fandalovagna ny eto antany eh.

    • @bijouxando1182
      @bijouxando1182 3 роки тому

      io izy hita fa efa Marary be io ko

    • @faraantsa3652
      @faraantsa3652 3 роки тому

      Mampalahelo am fijerintsika am maha nofo antsika fa sambatra kosa izy .."sambatra ny maty dia izay Maty ao am Kristy"

  • @herisantatraramanjato4267
    @herisantatraramanjato4267 5 років тому

    mafy zao ka , mandria ampiadanana

  • @mioranirinaherindrainy9860
    @mioranirinaherindrainy9860 4 роки тому +1

    😭😭😭

  • @juliesamson9914
    @juliesamson9914 4 роки тому

    😭😭😭