Manatona-Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana)-evangelique

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 7

  • @paroasytanjombato9633
    @paroasytanjombato9633 7 років тому +2

    Tena tsara tokoa ilay hira e , mitaona fanahy be lay hira sady rehefa mihaino ianao dia tena resy lahatra tanteraka ary nanenina tamin' ny ota vita rehetra . Misaotra e aza miova , mirena tsara @ filazantsara Masin' i Jesoa Kristy .

  • @shannonrnv5438
    @shannonrnv5438 5 років тому +1

    Tena misaotra anareo Zah'MTF fa tena mampietsimpo daholo ny hiranareo . Tena resy lahatra aho . Tohizo fa tena manakaiky Tompo , isakizay mihaino ny hiranareo . Ilay timbre vocal ko moa tena mihavaka e! Tsara fa tohizo Deraina Tompo nanome anare zao taleta izao . Tena resy lahatra aho fa nandrotsaka tanteraka ranomasoko ny hiranareo rehetra . Dia mbola mamerina fisaorana hoanizay mandray ny hafatra e ! Homba antsika mandrakariva anie TOMPO .

  • @suzelleandrianasolo2854
    @suzelleandrianasolo2854 3 роки тому

    ❤❤

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 3 роки тому

    Amen 💖 💖

  • @mino6532
    @mino6532 7 років тому +1

    tsar be daol n ira ka,makasitrk anareo nisafidy n hira fiderna an'Andriamanitra,mvavak hoanareo hatran zay e,

    • @mino6532
      @mino6532 7 років тому

      ts mahasasatra anay n mtrotro @ambavaka anareo indrindra n torin-teny ankira zay ataonareo, tena tiko be daol alo le iz.

    • @mino6532
      @mino6532 7 років тому

      mrar su e! Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie homb sy hiatahy anao s ny ankohonanao