Tononkira ho an'izay mitady (mety misy diso sy tsy ampy fa miala tsiny) Les paroles pour ceux qui galèrent à en chercher : Raha mba fantatrao mantsy Ianao dia mbola mba any anaty eritreritro Indrisy raha mba henonao mantsy Ity foko tsy mitempo intsony toy ny taloha Toa matroka ny lokon-danitra Satria ianao lay kintana nanaingo ny aizina Fa hany ity toa lasa hafahafa ny tsy hiantso anao intsony hoe "Malala" Ref: Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao Afeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ... laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Reo lasako ao tsy tianao Fa saingy hoe ... laingalainga izany... Raha mba fantatrao mantsy Tsy nofafako ny sarinao Fa mbola miafina any ambadimbadika any Reo taratasy nosoratanao Mbola misoratra ao an-dohako ao Mbola tsaroako ireny Lay feonao miantso ahy hoe "Ineny" Eny raha mba fantatrao mantsy ireny Ref: Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao Afeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ... laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Reo lasako ao tsy tianao Fa saingy hoe ... laingalainga izany... Laingalainga izany... Na dia potika ny foko Mandaingalainga zany Na dia mitsiky aza ny tarehiko Laingalainga zany Raha mba fantatrao fa laingalainga izany (...)
en gros elle parle de l'illusion qu'elle se fait à elle même ... en réalité au fond elle est anéanti et ne l'a troujours pas oublier et que tout n'est qu'une façade le sourire, les "tout va bien", au fond elle a encore des sentiments pour lui, que son coeur est toujours brisé.
Tononkira ho an'izay mitady (mety misy diso sy tsy ampy fa miala tsiny) Les paroles pour ceux qui galèrent à en chercher : Raha mba fantatrao mantsy Ianao dia mbola mba any anaty eritreritro Indrisy raha mba henonao mantsy Ity foko tsy mitempo intsony toy ny taloha Toa matroka ny lokon-danitra Satria ianao lay kintana nanaingo ny aizina Fa hany ity toa lasa hafahafa ny tsy hiantso anao intsony hoe "Malala" Ref: Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao Afeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ... laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Reo lasako ao tsy tianao Fa saingy hoe ... laingalainga izany... Raha mba fantatrao mantsy Tsy nofafako ny sarinao Fa mbola miafina any ambadimbadika any Reo taratasy nosoratanao Mbola misoratra ao an-dohako ao Mbola tsaroako ireny Lay feonao miantso ahy hoe "Ineny" Eny raha mba fantatrao mantsy ireny Ref: Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao Afeniko ny fery raha mety natao Fa saingy hoe ... laingalainga izany Tsy potika ny foko raha mety aminao Reo lasako ao tsy tianao Fa saingy hoe ... laingalainga izany... Laingalainga izany... Na dia potika ny foko Mandaingalainga zany Na dia mitsiky aza ny tarehiko Laingalainga zany Raha mba fantatrao fa laingalainga izany
Voici le lyrics mais je crois que j'ai fais des fautes vu que je suis pas très bon dans la langue Malgache,à toi de corriger les fautes: Niu Raza-Laingalainga Raha mba fantatrao mantsy Ianao mbola anaty ny heritreroko Indrisy raha mba enonao mantsy Ity foko ity tsy mitempo intsony tohy ny taloha Toa matroka ny loko danitra Satria enao le kitana nanaingo ny aizina Fa amity toa lasa afahafa tsy antso anao intsony ao malala Fa avadiko ny pejy raha sitrakao Ho afenoko ny fery raha nety natao Fa saingy oe Ouh ouh ouh ouh laingalainga zany Tsy potika ny foko raha mety aminao De lazaiko Oouh tsy tia anao Fa sainga Ouh Ouh ouh ouh laingalainga zany Raha fantatrao mantsy Tsy nofafako ny sarinao Fa mobla miafina any ambadibadika any Ilay taratasy no soratanao Mbola misoratra ao andohako ao Mbola tsaroko ilay feonao Miantso aho eny Rambaha fantatrao mantsy ireny Ravaravako ny fetsy raha sitrakao Hafenoko ny fery raha nety natao Fa sainga ouh ouh ouh ouh laingalainga zany Tsy potika ny foko raha mety aminao Iazako ao tsy tia anao Fa saingy oe Ouh ouh ouh ouh laingalainga zany Ouh Lainglainga zany Na dia potika ny foko laingalainga zany Na dia mbola mitsiky ny tarehako laingalainga zany Raha mba fantatrao mantsy fa laingalainga mantsiny zany De nandika anireo teny Bediny ireo Ray-amandreny Naditra ka ny fafiny raisoko eny Nandaingalainga teny Bediny ireo Ray-amandreny Nandaingalainga ka Teo no raisina eh~~
Je t'en prie mais comme je l'ai dis,j'ai fais des fautes(d'ailleurs je les ai aperçu) Donc,je te conseil d'écouter la musique et de vérifier les fautes dont j'ai commis
Tononkira ho an'izay mitady (mety misy diso sy tsy ampy fa miala tsiny)
Les paroles pour ceux qui galèrent à en chercher :
Raha mba fantatrao mantsy
Ianao dia mbola mba any anaty eritreritro
Indrisy raha mba henonao mantsy
Ity foko tsy mitempo intsony toy ny taloha
Toa matroka ny lokon-danitra
Satria ianao lay kintana nanaingo ny aizina
Fa hany ity toa lasa hafahafa ny tsy hiantso anao intsony hoe "Malala"
Ref:
Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao
Afeniko ny fery raha mety natao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
Reo lasako ao tsy tianao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany...
Raha mba fantatrao mantsy
Tsy nofafako ny sarinao
Fa mbola miafina any ambadimbadika any
Reo taratasy nosoratanao
Mbola misoratra ao an-dohako ao
Mbola tsaroako ireny
Lay feonao miantso ahy hoe "Ineny"
Eny raha mba fantatrao mantsy ireny
Ref:
Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao
Afeniko ny fery raha mety natao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
Reo lasako ao tsy tianao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany...
Laingalainga izany...
Na dia potika ny foko
Mandaingalainga zany
Na dia mitsiky aza ny tarehiko
Laingalainga zany
Raha mba fantatrao fa laingalainga izany
(...)
«Tsy nofafako ny sarinao fa mbola miafina any ambadibadika any »
😻😻 Milay be , Asivo manaraka ndray raha mety 😸😸
wow , je suis trop fan de tes chansons 😍😍
"ity foko ty to tsy mitepo tsuny toy ni taloha "
merci pour toi IAVOTIANA..
tsara le hira tafita ny hafatra
NIU RAZA : Je t'adore et merci pour le zik
You are so gorgeous ! Tsy laingalainga zany ! It's killing me again !!!
Tsara tena tsara tena tsara tena tsara... Tohizo hatrany aki aaah
j adore ce qu elle fait une melange entre LONDO GRAMMAR et Lana Del Rey eh bammmm un truc super original ! tsara
Tena kanto beuh ilay feo sy ilay gadona...milay beuh ehhh
trop beau comme chanson💘🔥🔥💘
niu raza🔥🔥🔥
tiako loatra❤️❤️ mlay b ni hiranji akiiii❤️
Enfin sur UA-cam ☺️☺️❤️
I Love your voice so much 😍😍😍 you're the best ,I like it 😘😘
Princyh Randriamanantsoa star an😂😂😂😂😂 mandende mitsy 😂😂😂
tsara be le izy,fa misy hiranao iray izay tsy aiko n titre ny.misy hoe malalako izy fa malalako taloh in kay n lohateniny
J'y pige rien pourtant j'adore ❤
Rey Prince HOUBALA MBOUMBA en gros elle parle des mensonges que lui dit son gars
en gros elle parle de l'illusion qu'elle se fait à elle même ... en réalité au fond elle est anéanti et ne l'a troujours pas oublier et que tout n'est qu'une façade le sourire, les "tout va bien", au fond elle a encore des sentiments pour lui, que son coeur est toujours brisé.
M'lay na dia laingalainga aza le raha!
Zao futsn eee jaime💖💖😀😀d touizo f tsar eee
😍😍 tsara lotra 😢🙈
tsara....tohizo fa milay!!!!
Tsara ilay hira , tsara koa ny Gasy
Ao tsara ,tohizo ❤️
Wait, what 😂😂😂 good game girl, awesome
Waouhhh trop top la chanson 😍😘💜 j'adore
Tena tsara be daholo lesy vazon'ity sipa ity,,,
za maka anao fon'eh!! koz e!!
zao vao afaka ncreer compte Utube dia afaka micommente,tiako lay son,^^ asio genre otranzany foana fa mlay bonne continuation Niu Raza :)
Laingalainga
Remix de " pizza song😮" non ?
Je ne parle pas malgache, mais j'ai connu cette chanteuse et cette chanson via une autre chanteuse Kasya ...
C'est une autre de ces chansons ouais
Tena tsara be LE HIRA;mba magataka lyrics azfdy oh.
Tononkira ho an'izay mitady (mety misy diso sy tsy ampy fa miala tsiny)
Les paroles pour ceux qui galèrent à en chercher :
Raha mba fantatrao mantsy
Ianao dia mbola mba any anaty eritreritro
Indrisy raha mba henonao mantsy
Ity foko tsy mitempo intsony toy ny taloha
Toa matroka ny lokon-danitra
Satria ianao lay kintana nanaingo ny aizina
Fa hany ity toa lasa hafahafa ny tsy hiantso anao intsony hoe "Malala"
Ref:
Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao
Afeniko ny fery raha mety natao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
Reo lasako ao tsy tianao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany...
Raha mba fantatrao mantsy
Tsy nofafako ny sarinao
Fa mbola miafina any ambadimbadika any
Reo taratasy nosoratanao
Mbola misoratra ao an-dohako ao
Mbola tsaroako ireny
Lay feonao miantso ahy hoe "Ineny"
Eny raha mba fantatrao mantsy ireny
Ref:
Fa ho avadiko ny pejy raha sitrakao
Afeniko ny fery raha mety natao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
Reo lasako ao tsy tianao
Fa saingy hoe ... laingalainga izany...
Laingalainga izany...
Na dia potika ny foko
Mandaingalainga zany
Na dia mitsiky aza ny tarehiko
Laingalainga zany
Raha mba fantatrao fa laingalainga izany
tsar f tuizu euh👍👍👍
Vive wonder woman🥺🥺🥺
Tsara be le gadona..
puis je avoir les paroles de cette chanson svp ???
To build a home de The Cinematic Orchestra est trop présent
n'importe quoi
Mdr mais si :D
So what??? Do if you can hater
Lol donc on admet que c'est le cas ? :D Dommage c'était si prometteur :D ...Peut mieux faire :D ... Ou pas !
Domoina Linah Rabearison yes😱
puis je avoir les paroles de cette chansons
tena tsara yeah
it sounds like jhene aiko , sela sue ..... good
Tsara an!!
Tu as lu mon journal intime ou quoi !!?? :( tsara lotra aki a
tiko eeeeee!!!!!!!!!!!!
Très cool j écoute souvent
trop ♥ ♥ *______* je fonds
trop cool b ky piso ah
Magnifique 😍
Milay b ?/Esther achia Qlf
Sounding beautiful as always! Lyrics in English?
No, in Malagasy, the language of Madagascar
@@fautpas2259 he was asking of somebody could translate the lyrics into english
waaaaaouh!!!
i do love this song
nice picture you
tsara be le izy
Voici le lyrics mais je crois que j'ai fais des fautes vu que je suis pas très bon dans la langue Malgache,à toi de corriger les fautes:
Niu Raza-Laingalainga
Raha mba fantatrao mantsy
Ianao mbola anaty ny heritreroko
Indrisy raha mba enonao mantsy
Ity foko ity tsy mitempo intsony tohy ny taloha
Toa matroka ny loko danitra
Satria enao le kitana nanaingo ny aizina
Fa amity toa lasa afahafa tsy antso anao intsony ao malala
Fa avadiko ny pejy raha sitrakao
Ho afenoko ny fery raha nety natao
Fa saingy oe Ouh ouh ouh ouh laingalainga zany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
De lazaiko Oouh tsy tia anao
Fa sainga Ouh Ouh ouh ouh laingalainga zany
Raha fantatrao mantsy
Tsy nofafako ny sarinao
Fa mobla miafina any ambadibadika any
Ilay taratasy no soratanao
Mbola misoratra ao andohako ao
Mbola tsaroko ilay feonao
Miantso aho eny
Rambaha fantatrao mantsy ireny
Ravaravako ny fetsy raha sitrakao
Hafenoko ny fery raha nety natao
Fa sainga ouh ouh ouh ouh laingalainga zany
Tsy potika ny foko raha mety aminao
Iazako ao tsy tia anao
Fa saingy oe Ouh ouh ouh ouh laingalainga zany
Ouh Lainglainga zany
Na dia potika ny foko laingalainga zany
Na dia mbola mitsiky ny tarehako laingalainga zany
Raha mba fantatrao mantsy fa laingalainga mantsiny zany
De nandika anireo teny
Bediny ireo Ray-amandreny
Naditra ka ny fafiny raisoko eny
Nandaingalainga teny
Bediny ireo Ray-amandreny
Nandaingalainga ka
Teo no raisina eh~~
Virus Happy merci
Je t'en prie mais comme je l'ai dis,j'ai fais des fautes(d'ailleurs je les ai aperçu) Donc,je te conseil d'écouter la musique et de vérifier les fautes dont j'ai commis
trop bien :)
wow, mlay
je kiff cette chanson
j'aime bien
trop cool
tiko be ny fomba fihiranao sy ny feonao
tsara be
In what language is she singing?
In Malagasy, the language of Madagascar
😍 j adore
Laingalainga marina
Cool..
well done!
Miavaka kely mihintsy ny feonao
💝💝💝
trop c'est top
M asio lyrics stp merci
Tiako
ts rab leizy fatoizo e ,z
😍😍
mlay be
misy instrumental fotsiny v ??? est ce qu'il y a juste un instumental svp
Tiko be :(
❤❤
yes
😍😍😍
Tena tsara feo ty femme ty.. tsy makaleo mintsy
To Build a home de The cinematic orchestra en musique de fond, dommage.
ita wa ko, mba musicien ian v ranga de mbola music de fond n'olona ndray mbola alaina, efa tsy tambiny ireo mpangalatra instrum eto am tanàna
Nirina RAKOTOARIMANANA tsy musicienne anie izy fa mpihira e! 😉
misy mot hadino kely le eo ambony io ka, oe "mba misy musicien ihany" au lieu de "mba musicien ihany"
Words - Drake type beat
l'instru
❤
💕
Tsara be le feo
❤❤❤
mlay be
😍😍😍
❤