TOM SAWYER GASY - PART 01
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- VIDEO MIS PAR ericdu47 (France ) - UA-cam - DAILYMOTION 2012
STUDIO JKS PRO
TOM SAWYER TENY MALAGASY (MAJUNGA)
REMECIMENT GRAND MAITRE TAMITA
OK Zany , Zama , Zena , Merci Majunga Tsy Hadinanay Tanana io !
Dédicasse izay Mipetraka ao Tsaramandroso Ambany ao ! Tohizo Manafo fa Tsara !
souvenir d enfance
ça va ey!!!!mampatsiarotsiaro life à majunga!!!
Aoka isika hifandefitra sy hifankatia! Samy olombelona. Mahamenatra mihintsy ny mahita ny Malagasy mifanambany!
Mba mianagavy mba ataovy amzay ny tohiny
MDR, ts6 atao marn lé!!! tsara alou ref mb misy fiezaana e hahahaha
Mlay ranga an souvenir d' enfance mhtsy ti tiko bé 😘
Tsy mamely eee, otrany mitenteny fahatany ane nareo zany ee, mba ketreho tsara alou vo avoka fa Zay le maha via ny gasy te ahazo vola maika d manao zara fa vita fona
merina otranareo zao mihitsy no mbola mahatonga ny merina rehetra eran'i Mscar halan'ny cotier. mba ampio ihany le fisainana e. Mba merina ihany ny tena fa manongo tena
mba mifalia lesy fa zany no vitany gasy ah!!!!!! ary raha tsy tia ela de mangina fa ela tsy mahay no izao!!!!
mapme ty zala eee!!
mba atovy koa luis de funes io
Tairo mba asio Harry Potter aminny teny gasy kou aloha eh ! Aty lou ! Mandihy lou !
marina zany, efa tsy fotonan'ny fanavahana intsony izao Malagasy iray ihany :)
Mlay e kiass 🙂🙂😉👊👍
i andritiana sy fifi pichu no tiako tenenina
mifanaraka jiab ny feonareo @ilay personnage, tsara ilay izy, indrindra ny an'i Nachila (y)
fa tsisy azonay le izy!!merina iany ny ainay ga!!!!!!! :p
MBA misy geste anw ty kkkk
izko tsy micop teny majunga anao fodio vava!!! tsisy nikaiky anao teo!! draba ty!!
aza mba manavakavak´olona ry reto fa gasy daholo isika ah !!!
Eny oa sady io aloha no vitany fa tsy atao mampiteny ratsy .aza
🤣🤣🤣🤣🤣Ana la taitsy mama e
Tiko be ny Lalao nareo Mailly ny miroky tohizo fa tsara e
Fa tsara leroa fa izahay mila maromaro
AAaahhh zala eeeeeeehhhhhhhhh
😂😂😂Aza mb manakiana ra ataon'olo ma zalh anao ma ts fal mb mavit kar io namanao hmm🤔 😢Mila miov tsik f ra kara io toetr ts avotr un hmm
Ahahaha, excellent !
tiako be! mlay fa tohizo e!! fa mila miketrika kely any @ resaka son sy bruitage. mlay fa tohizo e!!
Mankasitraka mankatelina!! Nôrmaly tsara be... hahahaha
le musik de fond sisa no ratsy lol
tsra fa mila fiezahana be de be de be.....
norm e!efa mba manana n maha iz az tsika!!!
zagni dessin anime fijereko talôa
tohizo fa tsara!!! raha resaka racisme io hialao fa tsy mety. Tsy habadoagna olom-bitsy tsy hitiavagnolo maro
kiasy nenty val lahy
dia maninona??? raciste tsy hiova mintsy...
inculte ndana miverina mianatra !!!
Mes prefer dessin aime
Rova Ramiandrisoa
maàlatsaka raà ti!!mdr
mlay ee
tsra be
Tsssssssssss
tiko be hahahhaha
Inn re ty eh...pfffff..
inn re ti r lanitra oh...tsis manD amze izy le hira Fitiavana rano velona 😳😳
vendra pory le ndaty be reto!
Tena ita mihitsy oe gidro ianao ndana any anaty ala any monina rehefa tsy mahay miaina @ olombelona ,zany ka hita hitenenendratsy
Hahahahahahahaha,
lol be tsss
vaky feo niany ra-TOM eh...
Misy cacaïne hahahahahahah
mdrrr
;)
j'aime