😊🌞 Toriteny N°45 : Pasteur Tovo : Ny lalàn'i Mosesy (tapany faharoa)
Вставка
- Опубліковано 7 лют 2025
- 😊🌞 Toriteny N°45 : Ny lalàn'i Mosesy (tapany faharoa)
‼️👉 Raha mbola tsy hitanao ny tapany voalohany @ity hafatra ity dia asaiko ianao hi-clic an'ity
/ 780476289121043
♻️〽️Manaraha finaritra o!
🙃Manasa anao koa hanaraka ireo 48 hafa ankoatra ity, ary hi-s'abonner eto @chaine
Mat5: 17-18 misaotra betsaka pasteur Amen
Tena mazava amiko tsara nefa koa Tiko hazava amin olombelona rehetra Amena
Haleloia
Zany zio pasteur ary mieritreritree aho zovy viavy iny ary narahiko disiky flm tsety azoko misaotra betsaka, azoko tsara tena azoko
Amen.
Izay vao tena mazava n'y @ làlana
Mankasitraka tompoko
Tena tsy azo mihitsy manko le hebreo milaza fitsaharana s'y Ilay hoe ISA tsabata Dia ho avy n'y nofo rehetra . MBA Mila fanazavana kely Pasteur, Ilay nanova lalàna s'y fotoana, Ilay mihinana hena kisoa s'y totozy
Mampa velombelona fanahy mints l toriteny, fa misaotra b tsaka pasteur tovo an, d zay ko mivavaka NY olona belona rehetra.