КОМЕНТАРІ •

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 13 днів тому

    kArAha mampimehy eky

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 дні тому

    Aza avela makatty aminay aty paris fa poizinio aminy pozimbolavo aty daholo izahay rehetra aty dsl madame Henriette prenom périmé

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 дні тому

    Izahay aty Paris Mbola tsy te ho faty hoatrAny vadinao sy ny poizimbolavo

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh 6 днів тому

    Manao mody torana fotsiny izy dia efa lasa ambasadaoron ny gasy ao onu

  • @jonasrazanakoto5471
    @jonasrazanakoto5471 19 днів тому +2

    Ataovy ambassadeure-n'ny Madagascar any @ ONU izy e ! Efa atanareo hoatran'ny tokatranonareo ilay izy fa tsy firenena intsony.

  • @nirinapaul9372
    @nirinapaul9372 28 днів тому +2

    izy kosa 2ème bureau ve dia ahidina ho 5ème , izy tsy manao karaté ka atao 6ème Dan koa ve
    atao kilalao ilay firenena, ohatrarn'y hoe boite de nuit madagascar ka atao resaka kile ze atao rehetra

    • @user-wy8kd6qp9f
      @user-wy8kd6qp9f 21 день тому

      Ataon'i Lalatiana mitapy mintsy n'y sasany an!!!!