КОМЕНТАРІ •

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 2 роки тому +1

    Tsara ai dila tiako be ilay fitafy !Ny Tompo Jesosy anie no homba sy hiaro ary hitahiry anareo rehetra ! mankasitraka fa tena afapo na dia aty an tany lavitra !! Fiadanana ho anareo Amen 🙏

  • @claudianirisoarazafintsala7098
    @claudianirisoarazafintsala7098 2 роки тому +3

    Bravo à toutes et à tous:choristes, musiciens, chef de chœur, solistes, techniciens!! Vous vous êtes surpassés malgré un contexte pas facile...🙏🙏

  • @vitalenergywellness9707
    @vitalenergywellness9707 2 роки тому +1

    Mirary fety sambatra ho antsika rehetra. Mankasitraka indrindra !

  • @LeGrand9
    @LeGrand9 2 роки тому +1

    Bravo and Congratulations ny Amboharapeo FJKM Tranovato Faravohitra.

  • @soloforajaobelina9664
    @soloforajaobelina9664 2 роки тому +1

    Mankasitraka ny concert nataonareo izahay avy aty Toulouse ! Dia mirary krismasy sambatra ho an’ny rehetra !

  • @rakotomalalaharymampionona7115
    @rakotomalalaharymampionona7115 2 роки тому +1

    Magnifique

  • @soloforajaobelina9664
    @soloforajaobelina9664 Рік тому

    Hello les Amboarampeo, vous refaites un grand concert de Noël cette année ?
    Joyeux Noël de Toulouse

  • @vololoniainarakotoarivelo3393
    @vololoniainarakotoarivelo3393 2 роки тому +1

    Ho voninahitr'Andriamanitra.
    Arahabaina ny Amboaram-peo sy ny FJKM Tranovato Faravohitra.
    Handroso hatrany amin'ny fitoriana ny Filazantsaran'I Jesoa ho famonjena ny olona rehetra.

  • @fanoa.43
    @fanoa.43 2 роки тому +1

    Mankasitraka indrindra