Diso be zany tantara izany ! Zava-malagasy nentipaharazana Malagasy io fa tsy avy any ivelany zany, ary Nisy fotoana aza noraràn'ny vazaha tsy navela hiditra tao am-piangonana ny valiha fa nolazaina fa fitaovana fanompoan-tsampy, misy nodorana mihitsy aza ny sasany
Tsy manana razana jiosy izany ny gasy. Te anakaiky ny fiandohan'ny fivavahana kristianina ny olona sasany dia lasa milaza ny tenany ho jiosy. Ny kolotsaina mitovy amin'ny jiosy any Madagasikara dia avy amin'ny arabo, indrindra ireo mponina avy ao amin'ny faritra atsimo atsinanana. Ny valiha dia avy any "Indonezia", ny didipoitra koa.
saludos desde colombia en sur america, instrumento hermoso, aqui en mi pais he construido con guadua, abrazo gigante hermanos del mundo
Diso be zany tantara izany ! Zava-malagasy nentipaharazana Malagasy io fa tsy avy any ivelany zany, ary Nisy fotoana aza noraràn'ny vazaha tsy navela hiditra tao am-piangonana ny valiha fa nolazaina fa fitaovana fanompoan-tsampy, misy nodorana mihitsy aza ny sasany
Tsy manana razana jiosy izany ny gasy. Te anakaiky ny fiandohan'ny fivavahana kristianina ny olona sasany dia lasa milaza ny tenany ho jiosy.
Ny kolotsaina mitovy amin'ny jiosy any Madagasikara dia avy amin'ny arabo, indrindra ireo mponina avy ao amin'ny faritra atsimo atsinanana.
Ny valiha dia avy any "Indonezia", ny didipoitra koa.
Filipianina sy indonesiana no nitondra ny valiha voalohany taminy andro alohan'ny Fahampanjaka fa tsy nisy Jiosy.
Misaotra betsaka anareo fa tena mahaliana tanteraka.