Ten mitomany fon za rah vao mande io hira io,tsis azo antenain marin rah n eto antany.ny miantehitr @ Andriamanitra iany no ahitana fahombiazan sy fahasambaran.Amen.
.marin mintsy zany rijasoa a.mihatr amiko io teninao hoe mananjara n tiankavana.nef mino aho fa ts hanary ahy jesosy nade eo aza izany.ny hany fahendrena dia ny mangina.
04 Avril 2024,,, mbola mihaino tsara, hafa ihany ny hira taloha
io hira io no niarahako nihira tamin'ny zanako vavikely voalohany tany ampiangonana, tsara Jesosy, mila omena voninahitra Izy, Amen!!!! tsara le hira é!!!
Ianao Andriamanitra ihany no tena Izy...Amen
❤Mbolatiana kely 😍
misaotra e marina toko Andriamanitra no tena tiko be😢😢😢
Tsara loatra 😍😍😍
vraiment chanson d'espoir
Mankasitraka groupe daniel
Tena marigny 'zalah 'zany ai!!!
Tsy misy afatsy jesosy kristy irery ihany no azo antoka Ary tsy ba mandatsa nainona na inona fahadisoanao fa manampy tokoa izy misoatra jesosy kristy
Ten mitomany fon za rah vao mande io hira io,tsis azo antenain marin rah n eto antany.ny miantehitr @ Andriamanitra iany no ahitana fahombiazan sy fahasambaran.Amen.
Tsara Jesosy! Tiako mbe ❤❤
Amen , tsara tsy misy tahak Azy
Misaotra nizara o!
Tsara Jesosy.Mankasitraka anareo
Voninahitra ho any jesosy irery ihany
fa manina ao @ UA-cam tsy MBA misy hira ny fiangonanana patekotiste mitambadra eto à Madagascar
+pierre jasimino Akaiky Mpamonjy io ihany mba izy nefa dia ny hira
Mamporisika anao hampiditra ny hira misy any aminao mba ho fifampizaràna sy fampaherezana eto. Misaotra
Mankasitra tsara
tsara tokoa ilay tonony
mananjara ny tiankavana herinandro;jesosy ihany no ts mandao ary mahavita mandrakizay
.marin mintsy zany rijasoa a.mihatr amiko io teninao hoe mananjara n tiankavana.nef mino aho fa ts hanary ahy jesosy nade eo aza izany.ny hany fahendrena dia ny mangina.
Tiko lOtra