Manembona ny fahazazana mihintsy vao maheno ilay hira ! Tamin'izany mantsy mamorona clan mihintsy de mandeha ny mandeha fa tsy ho tantaraiko intsony ka !!!! Mankasitraka nizara ôhhhh
mbola matsiro kahh - hihihi. Hoatran'ny rhum ihany io, rehefa aty miha-"antitra" aty aoriana be vao tena heno ny tsirony fa fony vao nivoaka tsy dia nahataitra loatra - krkrkrkr
Juillet 2024 qui est la
Août 2024 mbola ato
on est tjr la
Here ✌🏼
Novembre carrément
2020 😁😁😁 le temps passe mais le souvenir reste tjrs
Trop be
A tip : watch series on Flixzone. Me and my gf have been using it for watching loads of movies these days.
@Kole Malik Definitely, I've been watching on flixzone} for since november myself :)
Mai 2022,
Toujours en boucle
La vache depuis le temps que je recherche cette chanson!!!! ça fait trop plaisir de l'entendre à nouveau!!!
Terrible !!
Leur fan club était dans ma rue ... À 67 ha à côté de Abou nawass !!!
Je suis fan !!!! Alefa bé !!!
Tsara be fn kosa alo e!mahatsiaro ny fahazazana merci Unik !
iza mbo mieno ira ty amny zo 2018 ZO KARA ZA
c'était l'une de mes chansons préférées quand j'étais petite .....
:D
Moi aussi j'aime beaucoup
tam fahazazana, ndrii,mbola ankafiziko fona le hira😍😘 ,2020
2024, mahatsiaro ny fahazazana, milay zalah
2020 eto foana 🇲🇬🇲🇬
2017 zao fa mbola mijery n tenanay.mbola lany tsianjery ny parole 😀😀😀😀😀Ty le hira nalaza b tam fahazazana
Mafonja je l'aime toujour 🥰❤ des années passent.Tiko fona.Juin 2020
this song just remains as a souvenir. I was an young teenager
2019 mbl tiko fon alou le hira e
2018 zao fa za mbola mankafy ;)
Tokony mba miverina!
WOW..HIra tam fahazazana..mlay fona atramzao sady mbola tadidy fona ny tonony
Le temps passe mais les souvenirs restent ❤😊
Manembona ny fahazazana mihintsy vao maheno ilay hira ! Tamin'izany mantsy mamorona clan mihintsy de mandeha ny mandeha fa tsy ho tantaraiko intsony ka !!!! Mankasitraka nizara ôhhhh
priceless.... aujourd'hui ces gars peuvent être fier ! le clip sur le trône avant 2000 ! c'est des avants premières :D
2019! Nitotona tampoka amin’ ty hira ty!
no comment e!mbola tiko fôna rzareo reto!
efa tokony manambady amanjanaka amin'izay ve raha mbola mihaino Unik foana hatramin'izao. 10 Avril 2021 mbola eto ihany
Ny lasa tsy fanadino ka indrindra nanamarika be tamin'izany.
Ambiance be lele 🕺🕺🕺🕺
Fa hatramzao mbola tsy azoko mitsy ny feeling anlé ao @ WC
hatraty io eh x) miaraka @lay taratasy ange e
otran tena midna ko aza n patal an lery ! hahahaha
Zo Kely 🤣😂🤣
😂😂😂😂😜
🤣🤣🤣😜😜
20 mai 2021 mbola mankafia😂😂ainay tsara nandihy anio t@ mbola kely😂😂
😍❤️❤️ hira ny fahazazana
iz mbol mijer amizao 2016'zao ,tikooo beeee
io e
manin ee
ka oe iza le mijery @ 2016 de za ko mijery ko!
ay ve eeee
za zao mijery😂😂ten tiako hiverina ny talo
Tsiaro ny fahazazana😂 😂😂😂
Zao vao aiko tsara tinlisan tenen😂😂
2021. Eto foana eeh..
Moi aussi
5 Février 2021 qui regarde le clip Unik chérie en ce moment 🎧🎵
Novembre 2021
Janvier 2022
2022 Mbola eto eh
Za kou mankafy e, mampahatsiaro n'y la jeunesse e ( 04/08/2022 à 01h du matin
2020, mbola mihaino foana, sady tsara foana le hira
2021, ça fait toujours du bien de vous entendre,,,
waouh!!! ny fahazaza tamin izany fotoana izany ouffff
Novembre 2024 mbola ao tsara
☺☺
hira tam mbola keliiii😊🇲🇬 niorakorak ery tam zani.. sd maik ery handik anle tonony.. hihihi😊😊 mlay e😊
Zany eo iany fa aiza io sipa mdance be io amzao :) firy ny zafiny? otrany mba manja iany kiala taminio😁😄🤩
rina!!! je t'aime
La base!!
Indémodable lisany.
2024 ❤❤❤ 🇰🇲🇰🇲🇰🇲🇰🇲🇰🇲octobre on est là
2019😂😂
Manin ao am wc i hervé?😂😂😂
😂😂😂
20 taona aty aoriana
Tinay foana eee...👍
27 desambra 2019 21h26 mieno efa in-3 zay... tiko loatra
Tena tadidiko atramzao ty vazo ty , tena mbola tany @epp za tamzany le 🥰🥰🇲🇬🇲🇬😂😂😂
J'écoute 2019❤😍😘👏
Ny fahazazako!!!! sarotra ny mandainga fa mbola TIKO be
2023 toujours en écoute 🤟👍
ah ca m rappelle kan j eté mome ! kiffé trop la zik !
2019??????? J aime
2017 a zao no mijery, mahatsiaro ny taloha. MLAY EH
hira tam fahazazana ity hira ity, mahafinaritra foana amzao 2019 zao!!
nostalgie! tiana foana ity hira ity
25 Juin 2024 ---ay ve misy natao tao anaty wc ilay clip eh kkkk, mlay fa fahatsiarovana
19janvier 2022!!!asio jaim keli izay bola mijery
Je danse un peut avant de partir au boulot .je pense à Madagascar en ce moment .top musique tsaroko taminy taloha mapite hody 😰
Décembre 2019 presque 2020!
on avait déjà billy crawford gasy à l'époque lol. quand je revois ce clip!!! omg lol
LE BON VIEU temp !! on est ts pasé par la !!
2024 ilay song tsy mety old fa za ndray ty no old ..
ça rappelle le bn vieux temps!! :)
Iza No miheno amin'i 2024 ❤
😂😂😂😂tena zao vao haiko dikany tonikira sy toniny t@fahazazana zany #coca cola soda poka tsaky masikita no mba hay 😂😂😂😂😂😂😂😂
mbola matsiro kahh - hihihi. Hoatran'ny rhum ihany io, rehefa aty miha-"antitra" aty aoriana be vao tena heno ny tsirony fa fony vao nivoaka tsy dia nahataitra loatra - krkrkrkr
2019 mbola tinao si tianao v
2020 mbl tiko fon🎵🎧👍
26 nov 2021 ten oe matsiaro ni fa zazana leretsi eh 😇😇😍
Nafana ny fifaninanana tamin'izany an.
2023 on est encore là XD
2021 mbola miheno an'io foana isika; na mbola amin'ny 2051 koa ary
La belle epoque!
2019 ?😂😂
milay fona le izy hahah a
😂😂❤️
je vous kiff toujours continuer de chanter
zao a vo matsapa le tonininkira sy clip fa tam mbola kely faly mihirahira fotsiny!kkkkk
2019 , tsy ho lany manja na mbla 2080 ary
Lasa hira fandihizana fanalana azy rehefa misy fety amin'izao indrindra fa mariazy Haha
Bôgôssy B kay Mafonja
Taloha 😂😂😂
mapatsiaro ny fahazazana leretsy zn vazo gasy zn annn!!!sixa b hoanareo e!!
2020🖤
2021?
2021, 20 ans exactement que ce tube sortait!!!!
19
2002 fa tsy 2001
qui ecoute ce merveille en 2021
Novembre 2024 qui est la?
Merci beaucoup
2020 ze mbola mieno
Clic jaime 😎😎😎
Mandama fon hatramzau le vazo!
mlaii eh, reveko
Rene. Rinah crusko 😂😂😂😂tamin'izany
An an an an 2019 mbola misy miheno miarakamiko?
2020 😁
2019. Tadidy fona ihany parole
❤❤❤❤💖💖💖💖
2019 ?
août 2019
2022 !Master class e❤️
Toujours en écoute en 2022!!
2020 🇲🇬
J'aime bien ❤❤❤❤❤❤❤🥰😘🤩😍😍😍😙😚
Juin 2021 ! 🔥😍
On est là en 2023😂🎉
2024 🔥