Raiko ô, izaho misaotra Anao Fa mba nofidianao ho mpiasanao Ka na dia tsy mendrika aza aho Nomenao anjara hanao ny asanao. Z’inona aho Andriamanitro ô Z’inona moa aho no mba tinendrinao Mpanota aho tsy mendrika tokoa Nefa indro fa toloranao ny soa Fiv : Ka ambarako eto izao Ny fahafoizan-tenako hanompo Anao Raiko Tsy handrarak’ilo mby an-doha Fa tena hanao ny asanao tokoa. Na ny saiko, na ny aiko, Ny androko, ny hareko, ny fanahiko Jesoa. Foiko ary hoentiko manao Sy manefa izao fanompoako izao. Jesoa ô ekeko eto izao Ny ho fitaovana eo am-pelantananao Hitoriana ny famonjenao Hanitarana ny ambaindainao Hofadiako izany hoe hanao Zava-mifanohitra amin’ny baikonao Na hitondra ny fiangonanao Hanao ny fanaon’izao tontolo izao Ray Tsitoha ô izay iriko Dia ny fanahinao hambomba ahy Ka na asa atao na fivoriana Tsy haroaroako faharatsiana Jesoa ô mba tovy amiko fa Ianao tsy hahafoy na hahasaraka ahy Raha Ianao no miaraka amiko tokoa Tsy misy asa tsara izay tsy efako
Misaotra TOMPO AVO indrindra oh! fa Mbola nomenao ny mpanomponao izahay hitory ny hatsaranao sy ny Fitiavanao ary ho vavolombelonao ety an tany. Anao irery ny Voninahitra mandrakizay Amen!
Raiko ô, izaho misaotra Anao
Fa mba nofidianao ho mpiasanao
Ka na dia tsy mendrika aza aho
Nomenao anjara hanao ny asanao.
Z’inona aho Andriamanitro ô
Z’inona moa aho no mba tinendrinao
Mpanota aho tsy mendrika tokoa
Nefa indro fa toloranao ny soa
Fiv :
Ka ambarako eto izao
Ny fahafoizan-tenako hanompo Anao Raiko
Tsy handrarak’ilo mby an-doha
Fa tena hanao ny asanao tokoa.
Na ny saiko, na ny aiko,
Ny androko, ny hareko, ny fanahiko Jesoa.
Foiko ary hoentiko manao
Sy manefa izao fanompoako izao.
Jesoa ô ekeko eto izao
Ny ho fitaovana eo am-pelantananao
Hitoriana ny famonjenao
Hanitarana ny ambaindainao
Hofadiako izany hoe hanao
Zava-mifanohitra amin’ny baikonao
Na hitondra ny fiangonanao
Hanao ny fanaon’izao tontolo izao
Ray Tsitoha ô izay iriko
Dia ny fanahinao hambomba ahy
Ka na asa atao na fivoriana
Tsy haroaroako faharatsiana
Jesoa ô mba tovy amiko fa
Ianao tsy hahafoy na hahasaraka ahy
Raha Ianao no miaraka amiko tokoa
Tsy misy asa tsara izay tsy efako
Amen Amen Amen ✝️✝️🙏🙏💒⛪
Merci@ lay hira tegna mafinaritra.eganie ny tompo hambitombo ny taleta nareo 💖💖👏👏
mamelombelon'aina zany ka hira, voninahitra anie ho an'Andriamanitra. Amen
Misaotra TOMPO AVO indrindra oh! fa Mbola nomenao ny mpanomponao izahay hitory ny hatsaranao sy ny Fitiavanao ary ho vavolombelonao ety an tany. Anao irery ny Voninahitra mandrakizay Amen!
Misaotra betsakeee mavita be @asany tompo. 👏👏👏👏👏
Misaotra nareo ô Mahereza sy matanjaha fa momba nareo ny tompo Amen
voninahitra anie hoan'ilay Avo indrindra!!!Amen
Vonihanitra ho agny Andriamanitra
Amen.
Amen
Mahereza sy mahatanja@ asany Tompo.
Amen amen amen 🙏🙏🙏❤❤❤
Mpanompon'Andriamanitra n'y mpiandry.
Misaotra an andriamanitra isika malagasy fa mitoetra ao amin'tompo mankasitraka topmpoko
Andriamanitra ts manavaka saranganolo na farimpahaizana hanao ny Asany fa olo matahotra azy sy madio ampo ihany.
Voninahitra anie ho an'ilay avo indrindra!!
Tiako loatra ilay hira voninahitra hoan'avondrindra.
mifalia @ fanantenana fa mandrakizay ny famindrampony tompo tsika
Amen!!!
mercy e mankasitraka tsara be le hira
Tena misaotra betsaka ry reto a, tena tian'ilay vadiko be le hira!
andrylala tiako be
Amen
Amen
Amen merci
marie orela merci makasitrak ee
Voniahitra ho anao irery TOMPO OH
Misotra tompo
Tena tiko ilay hira Voninahitra ho Andriamanitra irery ihany
mifalia @ famindram-pon'ny Tompontsika
misaotra nizara
Amen