Toy ny masoandro sy kintana lay zazavavy iny Amnazy ny atsarana tsy fahitako Anatin' ny eritreritra ana eny ambony fandriana faniriko izy anjarako any anaty nofiko any mbola izy miteny ho anjaranao za an,anilanao za a an anilanao misy ilay fitiavana iandrasako hatamin'izay ankaikinao misy le love uhm uhm uhm,enao my girl ,my life e e e (refrain) any aminao lay vatako iny any aminao lay nofoko iny any aminao lay fitiavako iny; Mialy ee ka ampindramo ana vetivety lay tananao mitsotra mba hiaraka mizotra makany tsika mtsam, mba ho iray ihany fitiavana mafana isan'andro tsy ho isy andro maloka isan'andro anilanao lay volana sy kintana isan'andro lasako ny masoandro satria ianao lay tara-pahazavana lasako ny kintana satria ianao lay mamiratra ny androm-piainako ho anao ho anao an an... ho anao ho anao Mialy eeee ref...2X tsapanao fa mafana (tsapanao fa mafana) lay anilako gyal (lay anilako gyal) tsapanao fa mafana lay anilanao Mialy fitiavana masika no entitska mtsam miady isan'andro miady isan'andro ravaky ny lalana tokoa lay fiarahantsika roa de tsika ameno ny tany :Mialy eee ref...2X yeah yeah,hitanao zany nahafinaritra mbola be dia be ny hahafinaritra dia andao iaraka
merci arione a love b amle instru a.... revekoo
Akaikinao misy lelo oooo x)
J'adore!! vraiment...ten tiko b...c une de mes chansons préférées, dommage c pas mon prénom dedans haha
ka afa2 be mht ra oe Mariska zan n titre any ko
Toy ny masoandro sy kintana lay zazavavy iny Amnazy ny atsarana tsy fahitako Anatin' ny eritreritra ana eny ambony fandriana faniriko izy anjarako any anaty nofiko any mbola izy miteny ho anjaranao za an,anilanao za a an anilanao misy ilay fitiavana iandrasako hatamin'izay ankaikinao misy le love uhm uhm uhm,enao my girl ,my life e e e (refrain) any aminao lay vatako iny any aminao lay nofoko iny any aminao lay fitiavako iny; Mialy ee ka ampindramo ana vetivety lay tananao mitsotra mba hiaraka mizotra makany tsika mtsam, mba ho iray ihany fitiavana mafana isan'andro tsy ho isy andro maloka isan'andro anilanao lay volana sy kintana isan'andro lasako ny masoandro satria ianao lay tara-pahazavana lasako ny kintana satria ianao lay mamiratra ny androm-piainako ho anao ho anao an an... ho anao ho anao Mialy eeee ref...2X tsapanao fa mafana (tsapanao fa mafana) lay anilako gyal (lay anilako gyal) tsapanao fa mafana lay anilanao Mialy fitiavana masika no entitska mtsam miady isan'andro miady isan'andro ravaky ny lalana tokoa lay fiarahantsika roa de tsika ameno ny tany :Mialy eee ref...2X yeah yeah,hitanao zany nahafinaritra mbola be dia be ny hahafinaritra dia andao iaraka
mlay eeee
zay lou mrev ee
sur
AR! AR!
Amin'azy ny hatsaràna tsy fahitako
Atolotro hoan'ny le ankiziko any iz any Mialy ny anarany bisouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu
Mahita feeling mihitsy lesy elah ty marina a, mankasitraka e
#Mialy tsara safidy elah joy t@io vazo io lé
Mitondra ny anarany mihintsy.. fa indriss
Kay, espérance ti hira ty
tikouh be mints
Ka tsy miainga le inspi raha tsy dorana ko
MIALY=MILAY ;)
reveko👍👊👏
Milay e !
tena tikou b rangAh iou zik iou anh!
Bien be (y)
ca va be le instru an
Tononkira azafady
ahatsiarovako anazy iny vazo iny :'(
makatsitraka lalandava e
pourquoi tu fum
mais ses trop sincères
revek b
tiko b Joy a
Merc6 fetra
C'est mon prénom