MBA HO VANONA- Inona ny tanjonao @ fiainana?

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 12 вер 2024
  • Mba ho vanona ny 24 Avril 2019.
    Araho àry.

КОМЕНТАРІ • 13

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому +2

    Olon-kendry sy tena mendrika ny Gasy ny tena fomba taloha. Ankehitriny maro ary hita ny fahasamihafa ny fahefam-piainana ambony be Vola sy ny kely vola eo @ malagasy. Io resaka vola io no manimba ny fiainana. Mirary soa hatrany ho anareo.

  • @fanantenanabienvenuerandri8416
    @fanantenanabienvenuerandri8416 2 роки тому

    Misaotra betsaka amin'ny fanabeazana fa tena manova fiainana sy fisainana . Mba ho vanona dahol anie isika

  • @norianoria924
    @norianoria924 5 років тому +2

    Mankasitra indrindra tompo !

  • @mahefasoaholyandrianinaand3190
    @mahefasoaholyandrianinaand3190 5 років тому +2

    Mba ho vanona daholo oh 😊
    Tsy maharaka @ radio dia manaraka ato e.
    Mba ataovy à jour fa ohatra ny ela be vao misy vidéo vaovao e . 😊😊

  • @leticolnatoraly587
    @leticolnatoraly587 5 років тому

    Misaotra betsaka tompoko!de mba ho vanona daholo tsika rehetra

  • @mampioninatoki4799
    @mampioninatoki4799 5 років тому

    Mba ho vanona daholo, ohatra ny taraiky be vao mivoaka tompoko ilay ato amin;ny youtube

  • @evaeva3975
    @evaeva3975 4 роки тому

    Tena ilaiko b io fandaharana io eo amin fianako

  • @louiseulrichjustoline4114
    @louiseulrichjustoline4114 5 років тому

    Mankasitraka indridra Radio Don Bosco

  • @jghjjfjhj8690
    @jghjjfjhj8690 4 роки тому

    Mankasitraka eee

  • @judittejuditte2258
    @judittejuditte2258 5 років тому

    Makasitraka

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 5 років тому

    Handoavana vola audience

  • @evaeva3975
    @evaeva3975 4 роки тому

    Tena ilaiko b io fandaharana io eo amin fianako