Centre de Formation Artisanale A.S.A

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 вер 2020
  • Centre de Formation ASA: Mpianatra 70 mianadahy no hanaraka lalam-pihofanana maimaim-poana ao anatin'ny herin-taona.
    Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Talata 22 Septambra 2020 ny taom-pianarana. Miompana amin'ny asa tànana ny lalam-pihofanana izay ahitana karazany valo ( zaitra, rary, rafitra, solosaina, hoditra, plomberie ary ny fahaiza-miaina ...)
    Mitondra fanazavana RABIASOA Sarah, Tompon'andraikitra voalohany ao amin'ny Centre de Formation Artisanale A.S.A.
    Araho ny fanazavana.

КОМЕНТАРІ •