Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
ianao tokoa TOMPO no mbola mampiaina ahy toy izao.Mendri piderana ianao!mankasitraka Tompo o!
Asandratro ny Anaranao Asandratro avo amin’izao tontolo izao Ka raha mbola velon’aina koa aho,Ny anaranao tsy miala am-bavakoTsy mila Tompo hafa aho Afa tsy ianao ry Jesoa soaIlay fanandratana sy famonjena ahy koaAsandratro avo ny anaranao Na rera-tsaina aho midera anao Na faly ravo koa mitsaoka anaosy misy maharombaka ahy an-tananao Ianao Jeso manandratra ahy Deraiko foana Ianao Ambarako eran-tany fa tsara Ianao Ianao no mbola mampiaina ahy toy izaoAsandratro avo ny anaranao Tantano aho sao tsy mahatana anao Ambino aho f hifikitra aminao Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao Ianao Jeso mpanandratra ahy Derainay foana ianaoAmbara eran-tany fa tsara Ianao Ianao no mbola mampiaina anay toy izao Asandratra avo ny anaranao
Misaotra ny Tompo nanome talenta ny mpanakanto @ io hira io fa tena tsara ny tonony na ny lamin-kira.
pro trick: watch movies on kaldrostream. Been using them for watching a lot of movies lately.
@Anakin Julio Definitely, been watching on Kaldrostream for years myself :D
@Anakin Julio Yup, have been watching on kaldrostream for years myself :D
@Anakin Julio definitely, I have been using Kaldrostream for years myself =)
Anisan'ny hira mampahery ahy anaty ady sarotra atrehiko! TSARA NY TOMPO.
Anao n'y voninahitra ry Jeso soa. :-)
Asadratray avo foana ny anaranao ry Ray na ho mora na ho sarotra ny fiainanay ety an-tany ety satria ampy ho anay ny fitiavanao !
Ianao nô mbola mampiaina ahy toy izao, tsy misy ny toa Anao
Derainay foana Ianao Jesosy Fa tsara ny midera Anao raha mbola velona koa dia hanadratra Anao
"Fa noho ny fahasoavan'ANDRIAMANITRA no nahatoy izao ahy"Ho deraiko mandrakizay ianao ry tompo fa raha izaho no mbola toy izao dia noho ny Fitiavanao
derainay ny anareo Tompo o!
misaotra TOMPO o ! noho ny fitahinao sy ny fitiavanao , asandratro havo tokoa ny anaranao ry Ray.Midera anao aho ry Ray fa ny FTIAVANA dia avy @nao irery
Deraina foana ianao Andriamanitra ooo
...Tsy mila Tompo hafa afa-tsy ianao ry Jesoa soa
ianao tokoa TOMPO no mbola mampiaina ahy toy izao.Mendri piderana ianao!mankasitraka Tompo o!
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila Tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao
Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
sy misy maharombaka ahy an-tananao
Ianao Jeso manandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao
Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino aho f hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy
Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay toy izao
Asandratra avo ny anaranao
Misaotra ny Tompo nanome talenta ny mpanakanto @ io hira io fa tena tsara ny tonony na ny lamin-kira.
pro trick: watch movies on kaldrostream. Been using them for watching a lot of movies lately.
@Anakin Julio Definitely, been watching on Kaldrostream for years myself :D
@Anakin Julio Yup, have been watching on kaldrostream for years myself :D
@Anakin Julio definitely, I have been using Kaldrostream for years myself =)
Anisan'ny hira mampahery ahy anaty ady sarotra atrehiko! TSARA NY TOMPO.
Anao n'y voninahitra ry Jeso soa. :-)
Asadratray avo foana ny anaranao ry Ray na ho mora na ho sarotra ny fiainanay ety an-tany ety satria ampy ho anay ny fitiavanao !
Ianao nô mbola mampiaina ahy toy izao, tsy misy ny toa Anao
Derainay foana Ianao Jesosy
Fa tsara ny midera Anao raha mbola velona koa dia hanadratra Anao
"Fa noho ny fahasoavan'ANDRIAMANITRA no nahatoy izao ahy"Ho deraiko mandrakizay ianao ry tompo fa raha izaho no mbola toy izao dia noho ny Fitiavanao
derainay ny anareo Tompo o!
misaotra TOMPO o ! noho ny fitahinao sy ny fitiavanao , asandratro havo tokoa ny anaranao ry Ray.
Midera anao aho ry Ray fa ny FTIAVANA dia avy @nao irery
Deraina foana ianao Andriamanitra ooo
...Tsy mila Tompo hafa afa-tsy ianao ry Jesoa soa