Tena Psychopathe ilay Tiana . Toxique be. Tsara rafozana anefa anie akia dry e. Tsara vady koa fa tena kely saina loatra sy tia tena ka logique raha simba tokantrano 😢😢😢. Misy vehivavy tena mahatonga lehilahy imbilana
Lehilahy inona re ity mety adalaina sipa maivandoha ity rey olona e 😮😂 . Aza mba zah no rafozan'io 😂😂 . Ny ahy na sport aza mbola nataoko fony bevohoka 😂 .
Ty koa lehilahy fôpla be .. tsy tiko malala e ! Tsy tiko fine e .. lehilahy moaka 🖤
Vara-maina marina.
Misaotra nanoratra , nilalao ary nizara ny tantara fa tsara & misy anatra 🎧🇲🇬❤️🇱🇧
Misaotra nizara oo😍🙏🙋♀️🇲🇬
^
Misaotra betsaka tompoko 🥰🥰♥️♥️🙏
Mankasitraka ❤️🎉vao hiheno
Misaotr betsak nizar oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay foana ❤❤
Faiza ianao
Inona re ity film ity eh . 😊 misy diso kely ny zvt lazain"i Aro 😊
Mankasitraka hatrany ry zareo a❤❤❤🎉🎉
Misaotra nizara eee ❤🎉
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰
Makasutraka indrindra tompoko❤😊
Misaotra betsaka nizara
Mankasitraka tompoko
Merci beaucoup ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Vendrana be ko le bandy ka efa kamo vavy mbola tsy miteny ihany
Misaotra indrindra tompoko nizara

😂