Lehilahy nandao azy sy ny zanany. Dia hoy izy hoe, miverena (mimpolia), aiza ianao izay (aia rehe) modia haingana (molia malaky), "hitodiho /hivereno) ny zanakao fa isika tsy niady (toliho ty anaky toy fa tika tsy naito)... Satria izy sady mbola tia no manembona ary manantena foana ny hiverenan'ilay lehilahy nandao : teny antandroy
Hihihi t'as raison mais nous ne sommes pas des chats nous...hihihi ce que font les chats c'est leus affaires...hihihi A nous les hommes la pensée et aux animaux l'instinct..
qui est cette petite malgache née en ici toulonaise qui adore brillante
Ça me rappelle ma grande sœur, elle est loin et me manque tellement
Sa me rappelle mon enfance 😭😭❤️
Tsy treatrea sasy lay iha zao ry ampelasoa toy, fahatsiarovagna sisa gnanay fan
Le mahatoboke zao
Tolho an’io fa zoky e
Ho tahako ambe
E zao molia ko lako lia
Molia malaky rehe zay
Fa lavitry azo an’io ty ay
ndriiii :)
blouse nao maloha brillante tena mafatifaty zahay,jiaby.
tena tsy mahita otran tony hira tony tsony alo am zao, fa fakan-tahaka avokoa ny ankamaroany am zao
Tiako lotry hira ity 😭😭😭
magnifique musique
milay be ty hira ty mankasitraka be brillante an ho lava tantara enao and i love you !!!!!
Superbe chanson magnifique
2020 🙌 ❤️
Tena te hody any Dago mihitsy maheno an'iznay hira izany an !
😞💖💖💖Eka lahy
Malagasy ny tena, fa tena tsy misy azoko na dia iray aza ny zavatra lazainy!!
Miatso ilay olontiany hiverina haingana izy... resaka chagrin d'amour ny resaka eto.. miverena ,miverena fa isika hoy tsy mbola tena vita fisarahana tanteraka... fiteny Antandroy tsy mifangaro ilay fiteny eto .. tena sarotra..
Lehilahy nandao azy sy ny zanany. Dia hoy izy hoe, miverena (mimpolia), aiza ianao izay (aia rehe) modia haingana (molia malaky), "hitodiho /hivereno) ny zanakao fa isika tsy niady (toliho ty anaky toy fa tika tsy naito)... Satria izy sady mbola tia no manembona ary manantena foana ny hiverenan'ilay lehilahy nandao : teny antandroy
🎉❤🎉❤🎉❤🎉SOUVENIRS @SOUVENIRS IMMENSES MISAOTRA 🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤MAGNIFIQUE ❤️ ❤️ ❤️ MISAOTRA 🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉
😍😍Ndryy ytiko be
SUPER MELODIE
Tu brille de mille feu
Men kek almasam da ol adamdardan kydai kegimdi alip beredi koresin
2024??
2019 ❤️❤️
Mafnaritra sad milay l hira atolotro hoan'ilay tiako any lavitra any
soa mare🖤
2024 👋❤️
J'adore ❤️ ❤️❤️
molia molia brillante
😢❤
♥♥♥
Mbola tsara foana
mahatsiaro lahy zaho
2019?
Sylvoalias Salama! qu'est-ce qu'ils font les chats..?!
mahangomangoma ny taloha ity hira ty ai
2022♥️
Mankasitraka eee
Misaotsy gea Bruyante tsara biby hira toy
2024🤩🥰
Hihihi t'as raison mais nous ne sommes pas des chats nous...hihihi
ce que font les chats c'est leus affaires...hihihi
A nous les hommes la pensée et aux animaux l'instinct..
Moi osi come toi ma belle me....
Tsara be
marina zay! surtt kan t'es loin du pays!
tsara
NGOMA ZA
Ten tsr feo be iz a!mampanembon ny tanana