Veloma ry Tanàna (New Clip) - ALBUM MUSIC
Вставка
- Опубліковано 20 вер 2024
- GROUPE D'ANIMATION :
Auteur Compositeur : RAZAFINDRAKOTO Barimanana
Contact : 032 02 632 63 /
034 13 334 77 /
033 25 466 61
e-mail : album_music0000@yahoo.fr
( Tononkira Veloma ry tanàna - Album Music )
Hisaraka eto isika izao,
Hisaraka indray.
Mirava ny lalao,
Handeha izahay.
Hokoboniko ao,
Iilay afo mahamay.
Hanomboka ny ady,
Amin’ny alahelo.
Toa tsapako sahady,
Injao mamelovelo.
Hamoha ny voady
Sy ny tsy ambaratelo.
Fiv: x2
Veloma ry tanana,
Veloma ry ianao.
Tsarovako mazana,
Ilay salovanao.
Haoriko ny lamba,
Hilaozako ianao.
Ilay foko efa jamba,
Nampahiratinao.
Tsy ho haiko angamba,
Ny hanadino anao.
Midoboka mangina,
Ny ao anatiko ao.
Zakaiko ampitsikiana,
Ny fandaozana anao.
Zakaiko ampitsikiana,
ny alahelo anao.
Fiv
3200km en écoutant cette musique,je pleure mon pays d'origine.❤😢et toute la famille 💓
Superbe chanson avec beaucoup d'émotion bravo à ce groupe
Eeee !!!...tena mahatsiaro anao tanteraka ry Tanindrazako tsy foiko, ianao no nahabe ka tsy ho adino mandrakizay ❤❤❤
aiza kay misy anao
Tena tiko ary tena mamiko foana ito hira ito,Merci beaucoup pour le renouvellement clip❤❤❤
La fin donne envie de pleurer ! Je pense aux instits affectés dans un endroit très éloigné (ici, c'est Mada, mais c'est la même chose en Grèce, en Algérie, en Guyane), qui s'attachent au pays et doivent un jour le quitter...
Quel coïncidence
Je suis institutrice et j'ai quitté mes élèves et Madagascar
Une chanson très émouvante
Je reviendrai à très bientôt Mada❤
revenir pourrir ici? pourquoi?
@marysue1146 Ngah izy tsy mahazo miverina raha izay no faniriany?
Ee! Te hody aho zany.kopatnn kuwait eee..keli sisa tsarovakomazana ilay salovanao.
Mankasitraka e! Tsara loatra ny hanaovanareo azy, lay hira rahateo efa tena tsara!
2020👍😢👏🇲🇬 mitomany aho mihaino Ty hira ty mampatsiahy n'y taona SN(1980)tany ambanivohitra lavitran i dada s'y neny avy miasa handeha hody an tongotra....
Hay ry zalahy Shadows ihany ireto, tsy mahagaga ra kanto sy manainga fanahy ilay mozika, mankasitraka eh!!!
tena mba tiako ty hira ty ka, na ny mitendry azy am Clavier aza tena mampanembona Radio Madagascar, amin'ny 4 hariva zany,eh,mody mena masoandro,,, :) mankasitraka an'izareo mihira sy mpitendry eh :) :) Namana aty Antsirabe 110
Manao kopatanana lay tanindrazana niaviana é!✋✋✋👌💗💗💗
Tiko loatra ❤🇲🇬 tsarovako mazana ilay salovanao🇲🇬
ndriiiii.... mandona ny fo tokoa izany hira izany. KANTO e! tsy hay intsony ny ilazana azy. latsaka ranomaso!
Très belle chanson ❤
tsara loatra !! mampaatsiaro ny any aminay !!
ndriiii hafa ihany ny tanana nanabe,tsaroana foana na dia lavitra aza
Hira tsy makaleo mihintsy ny mieno azy❤
Magnifique ...
zany ka kanto
Azalahay tegna mahatsiaro. Hody AY.!. MERCIIIIIIIIIS. INFINIMENT. IMMENSES. Nostalgies. Belle. Voix. MISAOTRA. Eh! @0DAGO.MADA.tsy.foy.!
moi je dirais bonjour et à bientôt mon pays ❤❤❤❤dans 6 jour exactement 😙😙
Hira Tonga tao ambavako voalohany t@ nandao ny ambanivohitra bebenay. 1semaine avant nialako tany Madagascar 😢💔
Misaotra, Kanto tokoa❤️
Tiko Tena tiko Hira Ty , nefa latsara ery ranomasiko mieno azy , veloma lay Tanana ee
t ankany ambanivohitra fona maheno an ity,hihiiiii
ny any ivelany angamba t ody
veloma mandra piaona Dago a! Mbola hiverina e
mankasitraka e! ao tsara le charme, tonga ny hafatra :)
Any antany lavitra any maheno an ity hira ity dia tena latsaka ny ranomaso.... ndryyyyy..... veloma ianao ry tananakko... tsarovako fôna fôna fa tsy hohadiniko na oviana na oviana... :( :(
ça fait mal au coeur
Ahatsiarovako ny fahazazako tany ambanivohitra fahiny merci infinement
Mamaky commentaires ato aho de mahatsapa hoe mitovy avokoa ny alahelo rehefa alavitra ny tany niavina. Mahereza aby
très touchante surtout la fin
Belle voix malgache ! Bravo!
azafady fa voie (làlana ou allée) no tianao holazaina sa voix (feo?) tena mandreraka ahy ny mahita faute toy izao koa miala tsiny betsaka!!!!!
@@dominiqueramiarisoa9630 c corrigé Mr ou Mme? le professeur! Tsy misy tsiny mihitsy ! on n'est pas parfait! On apprend jusqu'à la mort! n’est-ce pas?
Merci bonco Magnifique musique merci bonne nuit
Ahatsiarovako ny nialanay tany ambanivohitra,,, affecté pour TANA Mama tamzay,,, 😪😪😪😪😪😪😪
Ntsooo! mahahontsa zah hira ty😢
mankasitraka e🙋🙋🙋🙋
Kanto tokoa anie ❤
Je vais quité mon village,je n'oublier pas la bonne souvenir a tois
Tsy aiko ny hanadino anao e !!!!!!
Ndriiiiiy Veloma ry Tanàna
Tsara lotra ity hira ity, ❤️
Yeysh
Je ne peux oublier ce beau Pays❤
Bon vent belle mer zalah. Milay
Ndriiiii😊😢 mbola hoavy ny fotona hodiana ifankahitana amreo Havana rehetra , tiako loatra zay madagasikarako zay
bisou
Très émouvant !!!
Tsara be ilay. Hira tena mampahatsiaro ny toerana nahalehibe e misaotra e
mafinaritra mihaino azy...sady amin'ilay manina ny tanana
marary ny mihaino azy maampitomany, na izany tsara le hira eeeeee
Tena mampanembona surtout aty tany lavitra aty
Eh!!!!!mahatsiaro lay tananay re zah maheno ity hira ity indrisy anefa
C'est en effet émouvant....
mandatsa-dranomaso ty hira ty!! fa tsara eee
Je ne t oublierais jamais mon pays, 😢
kanto dia kanto tokoa....
Any anao Zay gasikarako 😭
Atsiarovana ny fahazazana ilay hira
Njyyyy mampanembona beee....merccie annnn
mai 2020 anaty corona virus : mila hahafaty ahy mihaino ty hira ity nefa henoiko foana
Anisan'ny kanto malagasy ity hira ity - Deraina ny mpamorona sy ny mpihira - Tohizo ny ezaka
2020 mahalatsak ranomaso.an anao tananako zay😭😭😭
mahatsiaro an'i Madagasikara
❤❤❤❤❤❤
Hisarak eto tokoa sika zao . Fa mananten mbola hiona dray andra any .
Tiko be lay hira malahelo madagascar mihaino azy zao merci e
Tany @ tanàna hirahiraimpoana fa rehefa lavitra dia azo tsara n'y dikany 😢
Tsara loatraeeee
Beau duo , chanson très émouvante . Merci beaucoup❤💐
any ianao zay ry tanana nihaviana fa nanorim-ponenana aty mihintsy isika ity. Mbola ho avy any indray andro any eh
tena malaelobe ny Tanindrazako mits aty nosy Maurice aty mijery sy mihaino ny hiran'taniko, ngôma mits za ioe!
nokobonoko ao ilay afo mahamay....mlay ity hira ity.tsarovako mazana ilay salovanao.VELOMA RY TANANA
Tiako loatra❤️❤️❤️
♥️
tsara be mitsy , zao zah vô mb njery :) :)
Madagascar me manque beaucoup 🙏😢😢😢
Mahangoma
Mampihetsipo be @ zao ankatoky ny fety zao ❤
mahatsiaro ny fahiny ra vao maheno ity hira ity
Misaotra e, natsiarovako ny fahazazako
Merci dadi love
Merci
Miverina eto aho rehefa tafala eto Mada
Mankasitraka sady mipoa-tsatroka re tompoko ô! Misaotra indrindra amin'ny fizarana
Tsara loatra ary mampanembona
Misaotra betsaka amin'ny fizarana
Tsy mety leo!!!!
🥺❤️
tsar e , fatsiarovan mafinaritr
T@zaho hande affecté à #Morondava tonga de hira ty nandeha tao anaty taxi. Tonga de tohana NY fo. Saika latsaka NY ranomaso. Mampanembona ilay hira. Merci #Album_music
mankasitrk e mafinaritr be !!
msaotra e TSARA BE
😪😪😪Mantsiaro Fahiny zah, rah naheno ity hira , Tsara roa ty hira ray
À mes meilleures 💞💞💞
tsara kely kosa ilay clip e. ary azoko tsara fa efa niainana!
TSARA BE ITY HIRA ITY KA
15 Octobre 2020 : Ity no hira tsy mety mankaleo ahy indrindra…
Izay mba ahatsiarovako ny any ambanivohitra Ambolo manina te mba akany nefa tsy faka noho ny asa
tsy ho adino ilay tanàna e...
❤️🇲🇬❤️Juillet 2020
Très emouvant
Samby tsara samia mahita NY soa NY tsirairay AVY.
Mampangorakoraka fo ny mihaino azy
mampatsiarao ahy ny any an-tanàna mihitsy ny hira, mahafinaritra eee
any i anao Madagascar 😥😥😥😥
28 avril 2021 hatsiarovak ny any Anosipatrana ty hira ty e
tsara be le clip!
lavitry n'y tanindrazana e...