Misaotra sy mankasitraka anaro tompoko ny mpanoratra ,ny mpilalao fa tegna mahafinaritra be sady mampalahelo koa e. Misaotra sy de ❤❤❤❤tegna tsara be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤
@@fabbiosilva08 tena tsy fantatro fa otran tsy henoko tsara fa ilay hira ao anatin’ny tantara no fantatro : ua-cam.com/video/02JqQNPpXtw/v-deo.htmlsi=87pGdWoxXJXgscNq
Ty tantara Ty de tantara efa nandeha tao @ rnm t@ taona 1968 n'a 1969 Téo eo Ary aloka niserana no lohateny,voalaza t@ zany fa tantara tena nisy le tantara, tsy nampitovy azy fotsiny de n'y voalohany s'y n'y fiafarany, n'y volaohany mantsy de t@ fahavelon'ilay tovovavy de nanampitiavana an'ilay tovolahy izy nefa le tovolahy tsy nahafantra izay ,ka ISA maraina de mitazana azy eo andavarangana foana izy rehefa mandalo eo @ ndry zareo rehefa hiasa de nosoratany tao @ boky daholo izany,Ary n'y fiafarany de nohentin'ny fianakaviana teny ampasana le tovolahy fa tsy Nino mihintsy oe Maty izy ,Ary ita niantona Téo @ rindrimpasana le palitaony s'y n'y akanjony.
Tantara nivoaka efa ela fa tsy vaovao 😊
Misaotra sy mankasitraka anaro tompoko ny mpanoratra ,ny mpilalao fa tegna mahafinaritra be sady mampalahelo koa e.
Misaotra sy de ❤❤❤❤tegna tsara be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤
Mety ho marina ve fa mety hanangatra ve indray indray. Mangasitra tompoko. 🎉
Vao 🎧 hihaino 😍 🇲🇬 ❤️ 🇱🇧.
Misaotra nizara tompoko.
Misaotra ny mpanoratra.
Misaotra ny mpilalao , 😍❤️ tiko daholo
Efa ela no notadiavako anito tantara ito, itako ihany, misaotra betsaka! Tantara efa enoko 6 na 7 taona lasa zay, naveriko noenoina indray. Tena tsara ity tantara ity ! x) 😍😍
Slt 🙋🏽♂️ ! Tena tsara. Sao mba fantatrao lay hira gasy 1 nandeh tam Miangoty sy Manambina nihaona inyv? Merci
Timecode 1h:11 min
@@fabbiosilva08 tena tsy fantatro fa otran tsy henoko tsara fa ilay hira ao anatin’ny tantara no fantatro : ua-cam.com/video/02JqQNPpXtw/v-deo.htmlsi=87pGdWoxXJXgscNq
@@NirvanahRandria Merci akia !
Mampieritreritra hiany le tantara. Mankasitraka tompoko ❤
Mankasitrak tompoko Merci nizara
Bonjour dol tsika o, tena enjana ku zan rh tantara an! Tena mankasitraka e! Ny raharaha vita moa ny saina mialavoly.😊❤💐
Tena tsara, mankasitraka e! 🫶🏽
Misaotra nizara tompoko ❤❤❤
Misaotra nizara fa tsara be le tantara 👏👏👏❤❤❤❤🥰🥰🥰
Mankasitraka hatrany eee ❤❤❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 💕 ♥️ ❤️ ❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotra nizara oo😍🙏🙋♀️🇲🇬
zay lo eo iany fa tena manao le tantara mankasitraka nizara
mankasitraka e!!❤
Tiko lotra❤❤❤❤
Misaotra nizara e ❤
Henjana k... 👍👍👍👍👍👍
Mankasitraka ee 😍😍
Tsara be ity tantara ity.
Misaotra indrindra ❤
Zao ve zany ilay hoe manambina mihitsy 😊😊 henjana ihany tratra an'izao ka 😮
Hafa kely kosa ity
Tsara kosa
❤❤❤❤❤❤
Vo zao hiaino ananjy
Nohenoiko alina fa nataotra b aho 😢😂
mino ah fa lehilahy ilay manao ny feon'i Mia
Vehivavy mitolotena toy zany ve tsy aha- mahina ?
Hitako eo fa matotoa
Za ko tena gaga
Misaotra betsaka
Misaotra indrindra tompoko nizara
Misaotra nizara ee 🥰♥️😊
Mankasitraka ô
Mankasitrak indrindra tompoko
Ty tantara Ty de tantara efa nandeha tao @ rnm t@ taona 1968 n'a 1969 Téo eo Ary aloka niserana no lohateny,voalaza t@ zany fa tantara tena nisy le tantara, tsy nampitovy azy fotsiny de n'y voalohany s'y n'y fiafarany, n'y volaohany mantsy de t@ fahavelon'ilay tovovavy de nanampitiavana an'ilay tovolahy izy nefa le tovolahy tsy nahafantra izay ,ka ISA maraina de mitazana azy eo andavarangana foana izy rehefa mandalo eo @ ndry zareo rehefa hiasa de nosoratany tao @ boky daholo izany,Ary n'y fiafarany de nohentin'ny fianakaviana teny ampasana le tovolahy fa tsy Nino mihintsy oe Maty izy ,Ary ita niantona Téo @ rindrimpasana le palitaony s'y n'y akanjony.
I Noro s'y Harinaivo no nilalao n'y tantara t@ zany
Makasitraka indrindra tompoko
Mbl hihaino zao