2016, that's a while ago, it's 2024‼️ Thank you Kazar 💐💐 Thank you for sharing, it allows us to understand you, to know you better. A very relevant and constructive interview.
Misaotra sy mankasitraka indrindra an'i KAZAR aho fa afaka nanatrika ny famerenan-kira nataony t@ Desambra 2001 ka izaho irery no mpijery tamin'izay! (fahatsiarovana tsara indrindra ho ahy)
2016, that's a while ago, it's 2024‼️
Thank you Kazar 💐💐
Thank you for sharing, it allows us to understand you, to know you better.
A very relevant and constructive interview.
mankasitraka letsy zalah ,ho ela velona ary tsy ho ambaka'ny hafa ny rock metaly Malagasy
M'lay fôna e!
English subtitles please! I'm very interested in the Madagascar rock music scene!
Milay KAZAR a!
Mankasitraka.
milay nareo telo
Misaotra sy mankasitraka indrindra an'i KAZAR aho fa afaka nanatrika ny famerenan-kira nataony t@ Desambra 2001 ka izaho irery no mpijery tamin'izay! (fahatsiarovana tsara indrindra ho ahy)
mlay e mlay be
aiza re ny hazavana??
sady bogosy le vaovao a