Tarika Johary - Dify

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 5 лют 2025
  • Tarika Johary - Dify

КОМЕНТАРІ • 14

  • @ghostwalda
    @ghostwalda 2 роки тому

    Misy manemaniny be ka tiako avy hatrany!!!💪🏾💪🏾💪🏾🥰🥰🥰

  • @ranaivosonxavier4455
    @ranaivosonxavier4455 3 роки тому

    Hafa ihany lisany e, merci SEFO @ le kanto nifampizarana a

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 6 років тому +1

    Tena hira farany izay tiako

  • @rakotonarivokellyroy6804
    @rakotonarivokellyroy6804 9 років тому

    tsara enregitrement, arrangement,...= tsara son .
    bravo.

  • @julesrakotomanana8037
    @julesrakotomanana8037 5 років тому

    tsara be lay izy ry zalahy a ! Tohizo e !

  • @vonializay
    @vonializay 4 місяці тому

    Dify izy e
    fa havoana maro isa
    tsy hitahita no manakona azy
    Any ambadika any
    fa tsy tazana fa takona
    ny sisa navelany ho anay
    Dia tanindrazana efa ngazana
    migaina, karakaina tsy antenaina ! ha !
    Dezaka anie
    Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a !
    Lavitra anie
    Fa ho todiko ny lalana na tsy hitako ny aleha !
    Na dia mafy aza e
    Hikipiako, tsy hatoriako sy hikirizako
    ary hamoizako izay tiako
    Fa raha sendra ka mandalo ny olona
    Zay toa vavana sy be monomonona
    Hivorivory sy hikononkonona
    Hitetik’ady sy mipaika vonona
    Dezaka anie
    Vao ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a !
    Dify izy e ...
    Dezaka anie ...
    Rehefa hita fa etsy aloha ny baolina a,
    Ento aho ray tongotro hanomoromorona
    Hanitsakitsaka, handia ny volana a,
    Hamirapiratra sy ho mamin’ny olona
    Faly aho leitsy
    Sendra namana sy tapaka
    hery be no indray nitana anah ka lasa aho
    Dezaka anie
    Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a !
    Faly aho leitsy
    Sendra namana sy tapaka
    hery be no indray nitana anah...

  • @hanitrinialazo5350
    @hanitrinialazo5350 6 років тому +1

    Mafinaritra be❤❤❤

  • @nyhranaivoson6556
    @nyhranaivoson6556 12 років тому +1

    mapte hiaino fona. Mankasitraka.

  • @nandrianinazotsiory9392
    @nandrianinazotsiory9392 11 місяців тому

    Tena milay ireto tarika ireto!

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 4 роки тому

    Mamangy amim-pahoriana sy mirary fiononana ho an'ny fianakavian'i Sefo Nono sy tarika Johary ny tenako...Very mpanakanto tena ikoizana ny tontolon'ny kanto Malagasy….Izany no lahatra e ka mionona no sisa azo atao. Mandria ampiadanana re RaNono.Paix á ton äme

  • @Mozikantsika
    @Mozikantsika 12 років тому +1

    izany no mba hira tsy fahita ato...suur eee

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 11 років тому

    tiako e!!

  • @herymirindratahiriharinari4572
    @herymirindratahiriharinari4572 6 років тому

    izany hy hira ;)

  • @rasanjimananarichard7060
    @rasanjimananarichard7060 4 роки тому

    Generation miaraka tamiko ireo zao EFA samy antitra