Ilay boka Mahaleo

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 9

  • @Rondro_Volantsoa
    @Rondro_Volantsoa 9 років тому +5

    kayyyy... zay vao reko sy haiko ny fisian'ity hira mampalahelo kely ity.

  • @lalasoaramaroson2640
    @lalasoaramaroson2640 5 років тому +1

    tena Mamplahelo tokoa. Variana amin'ny fiainana isika dia manadino ny mpiara-monina izay ory. Mea culpa !

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 роки тому +1

    Namonjy n'y akany ilay boka Dia sitrana Teny an-dalana. Nifona. Avotra.:-)

  • @randrianarisoasantanjanaha2537
    @randrianarisoasantanjanaha2537 9 місяців тому

    Mankasitraka

  • @rasoa82
    @rasoa82 4 роки тому +1

    Mandry ampiadanana i Fafah sy Dadah

  • @RazafinjatovoRetsara
    @RazafinjatovoRetsara 11 місяців тому

    Mangina tanteraka aho mampieritreritra lalina

  • @joseraza8597
    @joseraza8597 6 років тому +1

    Anisan'ny hiran'i Mahaleo tiako indrindra.

  • @nymalagasy8756
    @nymalagasy8756 4 роки тому

    isany ireo kalo fihirako an-trano. Tiako loatra le tonony

  • @simten28
    @simten28 8 років тому +1

    Manakavaly !