"ho avy ilay malala " Andrianary Ratianarivo par Mirana Madagascar etAndry Raharifera
Вставка
- Опубліковано 10 гру 2024
- kalon'ny fahiny, une chanson de la haute terre, classée parmi les chanson théâtrale d'époque
_Ny elan'elan tany , mpisopatra mavàny ( la distance qui séparait 2 cœurs qui s'aiment).
_Ny fo izay nifanaiky na alavitra na akaiky (mais cette distance n'est rien à coté de leur amour)
Misaotra Mirana sy Andry ary tsy fantatro ny anaranao Tovolaha Pianiste faha ny Fitendrinao ny Piano dia Hatsiharovako an'i Rivo Ramamdihamanana ar manao Iela an' Dadatoa-ny. Manka-Telina anareo Tompoko.
TIAKO 😃💓
Matsiro Ery mihaino azy 😋
Tiako loatra
Tsara dia tsara ilay fitendry piano hafa ihany ny zava maneno rehefa ao an-tanan'ny mahay azy
Rahoviana ihany i Mirana no hiverina hanao kalon ny fahiny ?