LOUCKIM - Tazomy (Clip Officiel) FLWLSGNG 2021
Вставка
- Опубліковано 19 вер 2024
- Nouveau clip de Louckim intitulé "TAZOMY", produit par Flwlsgng et réalisé par Rhee Feyz.
Streaming ✅ : louckim.fanlin...
ABONNEZ-VOUS
UA-cam : / @louckimofficiel
Facebook : / louckimofficiel
Contact : louckimofficiel@gmail.com
© Flawless Music Entertainment | Flwlsgng 2021
Betsaka ny mpivahiny fa izy ihany no tiako
Tafalatsaka aminazy zah fa aza omena tsiny
Eo akaikiny eo ihany ne zah vo mba tamana
Vaomay omeko lagy sy jaloux
Rah mifanena aminay roa reo de mangina
Ataoko vie ako o
Hivavahako ny atsika atramin'ny farany
Rah ny love omeko anazy lou tsy ferana
Eo akaikiny eo aho mahazo fiany
Efa hitako ny lalana
Amin'ny ho avintsika rao fa aza manahy enao
Tambitambinao My love hazoko fihany
Zah lasa adala minao
Rah oe tara enao de ateriko.mirava de alaiko
Hividianako GUCCI lou de kotro nike
Tsisy Fight zay vidiko anao fa autontique
Amzay kobon'ny Gang oa zah de bandy tess
Rah oe tara enao de ateriko.mirava de alaiko
Malemilemy aho vao tsy eo anilana
Fa ty ny tanako ary tazomy fa zah efa anao rery ry kiala
Ref:Tazomy.Tazomy.Tazomy.Tazomy.Tazomy.
Tazomy aho fa gang
Tsy maintsy ho tafa anie ny fiainantsika sy enao
Hifight fona rah ny fiainantsika sy enao
Hifight fight fona rah mbola eo ianao.rah mbola eo ianao
Fa zah mila love lovena voay o
Fa tairo alou le fona lou mba vohay lo
Aza manahy fa tsy mitovy andrilerony
Fa zah mila love lovena voay
Rehefa miaraka aminay lou tsisy very
Rehefa mifanaja ny atsika roa de faly aho
Mpifaly anao fona zah tsy reraka
I one Love you Lasa adala aminao amin'ny fiainana
Eo akaikinao aho mahazo fiany
Rah ny love omeko anazy lou tsy ferana
Tazomy.Tazomy
Tazomy.Tazomy.Tazomy
Ref:Tazomy.Tazomy.Tazomy.Tazomy.Tazomy.
Tazomy aho fa gang
Tsy maintsy ho tafa anie ny fiainantsika sy enao
Hifight fona rah ny fiainantsika sy enao
Hifight fight fona rah mbola eo ianao.rah mbola eo ianao
.................................................................................................
Je suis malgache est en vrai de vrai t’es un génie du rap manque plus que d’être connu sur la chaîne mondiale alefa 🇲🇬🇲🇬⚡️⚡️
LA RUE LA VRAI 🇲🇦🦁🇲🇦 RESPECT DU ROUYAME DU MAROC 🇲🇦
Si si la famille 🗡🗡
On t’écoute ici en France 🔥🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tazomy💪💪💪 mafy letsy elah👏👏 mlay e🙏🙏
Zany ndray ny son vaovao tsy hiala ato antsofiko 😉💖💖💖
Tsara kosa lesy LOUCKIM ah. 😀
DU LOURD lessseeee !!!! tohizo foana fa norme e!!
Gang
BIG UP LOUCKIM ! On te booster dans la stratosphère Malagasy 🖤🖤🖤
Merci la famille, Flawless Music Team
tsy nanam-po an iny ah le🤯
Suraa be mintsy lesy ahh
Misimisia ny rythme otrzany amin'ny hiranao manaraka 👍 Tsara 👏👏
Norma lotra lesy 👌👊
tu le rapeur le plus gool fans andoharanofotsy
Norma les frere a...... tohizo hatrany!!!
Respect lesy, milay ✌
Lourd loukim 🔥💪🏽💯 et grand force🇲🇬🇲🇬🔥
Mlay less 🥇🥇🔫🔫
Norm b 🎧👐
kiass lets LOUCKIM a,az m'janin m'fight
big evolution lesy brada manaraka la tsika na aty alavitra aty. mlay fona
top les eeee
Tena mlay rangahh!!
c4est du lourd
Tazomy tsara
siora lesy Zandry hajaina
Inona ny titre ilay vazo iray somary calme otrn'ito ny instru... Misy hoe aleo hiditra 'zay sahy, adva.. vola zao no tadiavina ampiadanana famille sy akama.... Merci d'avance 👍
Ao tsara lesy eh
Mapfly Be Le Rythme👻
milay les e ...sode misy otraniny tisaka iny any varotana
Alefa zandry ah
Gang
Lyrics tazomy ❤️
Betsaka ny pivahiny fa izy ihany no tiko
tafalatsaka aminazy za fa aza omena tsiny
eo akaikinao eo ihany neh za vo mba tamana
vomaika omeko lagy ze jaloux
raha mifanena aminay roa reo dia mangina
eto vie ako
hivavahako netsika atram farany
raha ny love omeko anazy aloha tsy ferana
refa eo akaikinao a vo mba mahazo fihany
efa hitako ny lalana
amin'ny hoavy tsika roa fa aza manahy enao
tambitamby nao my love azahoko fihany
( za lasa adala aminao)
raha hoe tara enao dia ateriko
mirava dia alaiko
hividanako Gucci de Louboutin de kitro nike
tsisy fake izay vidiko ho anao anieh fa authentique
amzay kobon'ny gang anieh fa za deba ny tess
raha hoe tara enao dia ateriko ,mirava de alaiko
malemilemy a vo tsy eo anilanao
fa ity ny tanako ara tazomy fa za efa anao irery ry kiala
refrain:tazomy tazomy tazomy tazomy tazomy (ouuuuuhhhhhhh)
tazomy a fa gang
tsy maintsy ho tafa anieh ny fiainatsika sy enao
i fight fona a amin'ny fiainatsika sy enao
i fight fight fona a raha bola eo enao
fa za mila love love na voyou
fa tero ara ny fonao mba vohay aloha
aza manahy fa za tsy mitovy am lerony
fa za mila love love na voyou
rehefa miaraka amina anieh tsy misy very ,refa mifanaja anieh tsika roa dia faly a
raha ampifaly anao fona za tsy reraka
i wanna love eh lasa adala aminao za amin'ny fianinana
eo akaikinao a mahazo fihany
raha ny love omeko anazy aloha tsy ferana
mlay less eh
❤️
Mieno PNL be zandry, mlay e
misy lafika an kemyrah ve zany ltyh
S/O Flwls
🗡🗡🗡
Mdrr c ki en son fou next :(
GANG🩸
trop beau frr