Fa naninona no Zao vo Tonga saina Nareo,,efa potika ny maha Olona, ani Nini Doniah, ,sa, i Rajoelina no Andriamanitra sanatriavina, de oe ao fa avokako ary e, tena mampalahelo,
Henjana be mapalaelo ary ary tena tritra ny fo fa de zao no iafarany mpitondra tsy misy fo ary mba naterabehivavy ihany ny olona niatefany fangatahana narenina tsy naheno fa mbola hivaly aminy ny zavaniseo Koa dia mampahery ny fianakaviana fa tena mafy de mafy
Ny nahazo an'i Nini Donia de tena tsindry hazolena politika, tena manao antso avo @panakanto rehetra noho ny zava-miseho miantra an'i Nini Donia, fa aza adino fa misy farany ny zava-drehetra. Misaotra anireo naha-tsapa izany tompoko
za niertrertr fa raha tena niray hina tokoa n artiste rht eny fa na dia atao oe ny avy la cote rht ary tena nisy impact io ! indrisy artiste vitsy ian tsy natosika an'lé izy . Lé filoha manko werawerana b ka nino a fa mety nanao zvt izy , asa anefa satri izy sy lé tim to tena mpifahavalo b
Mbola tsara atsika jiaby. Rectification hely azafady. Zanaka Ninie Doniah mikoragna ty. Tsy tanin’ny niadivany fa tanin’ny drô membre n’y association Zafin’fotsy nalafo Ireo karany s’y fanjakana . izy ne personne moral satria izy Secrètera généralin’ny assiociation io izy. Sady izy koa né personnalité politique satria izy Présidente Tim Nosy-be ( premier Parti d’opposition de Madagascar). Prisonnier politique izy zio ty, tsy ambela dro mandeha l’hôpital. Droit de l’homme tsy maintsy ho avy
mampalaelo ! mamangy @ fahoriana . Tsy maninona izany fa tombon-dalana ny azy . Miomàna mandrakariva fa mandalo ihany isika no eto , manaova ny soa sy ny tsara ary izay mety eo anatrehan'Andriamanitra
Sans coeur
Misaotra ny ezaka nataonareo ny am famoahanareo an'i Nini Donia fa ny am fahasalamany, avoainareo mpitondra izy tompoko ❤🙏
MERCI EEE
Havoahy i Ninie Donia satria tsy nangalatra Lingots D'or 73,5kg tsy namono vahoaka tany Ikongo, tsy namono zaza Varira. Zagnahary be, azonarô nigadra i Ninie Donia ny Sazy narô tsy haila baka aminy Zagnahary. Aoka ho tanteraka izany. Amène. 🙏
Mirary soa Ninie Donia 😢❤🙏🙏
fo vato
TROP KOS EEE
Mahereza Ninie Doniah aaa ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Azalahy e
Ola Ola Ola, mafy aro 😢😢😢😢 😢 😢 😢 😢 😢 😢
Nanenina trata zay raprez
Krh latsak ndrek ranomaso nh 😢😭
Jesosy koa tsy mahavonjy razagna tsy namonjy anao?
Question
AVOAHY NINIE DONIAH FA TSY MENDRIKA HO ANY AMPONJA IZY MANODIAVA ANAREO
TSY RARINY TSY RARINY TSY RARINY😭😭😭😭😭
Mampalahelo be raha mandalo eto ambony tany ity 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
Sotasota, Andriamanitra irery ny mahalala ny marina, fa mandria ampiandanana ny maty fa ny fitsarana an Andriamanitra
Fa naninona no Zao vo Tonga saina Nareo,,efa potika ny maha Olona, ani Nini Doniah, ,sa, i Rajoelina no Andriamanitra sanatriavina, de oe ao fa avokako ary e, tena mampalahelo,
Henjana be mapalaelo ary ary tena tritra ny fo fa de zao no iafarany mpitondra tsy misy fo ary mba naterabehivavy ihany ny olona niatefany fangatahana narenina tsy naheno fa mbola hivaly aminy ny zavaniseo
Koa dia mampahery ny fianakaviana fa tena mafy de mafy
Ny nahazo an'i Nini Donia de tena tsindry hazolena politika, tena manao antso avo @panakanto rehetra noho ny zava-miseho miantra an'i Nini Donia, fa aza adino fa misy farany ny zava-drehetra. Misaotra anireo naha-tsapa izany tompoko
za niertrertr fa raha tena niray hina tokoa n artiste rht eny fa na dia atao oe ny avy la cote rht ary tena nisy impact io ! indrisy artiste vitsy ian tsy natosika an'lé izy . Lé filoha manko werawerana b ka nino a fa mety nanao zvt izy , asa anefa satri izy sy lé tim to tena mpifahavalo b
Misy resaka politika ilay raharaha. Natao tery vay manta ny fanagadrana azy !
Fanarahandravalo sy Atoko Tim ahona koa?
Saody Mody Polityque ndray ty. Le mpanakato te Hampandany Andranjoelina satry hoavy ndray Propangade. Hatrakizay tsihita ze natao.Fa mirary soa Ninie Donia aloha hiafaka soamatsara.Fa etanina vahoka Anosy be sao Voafitaka ndray nareo any🙉
De aza atao Politique le izy fa hoavy ndray Propangade de hoe.Hifidy anao ndray vahoka a Nosibe.Mila tonga saina vahoka fomba mpanao Polityque zao🙉🙉🙉
indrisy anefa ! nandao atsika izy zao
Inona indray no idirandRavalo sy ny TIM ? Ary midemisdionneva anareo , nahoana raha hoe atahorandRajoelina izy, Zao efa kely sisa vao mody mitapy eo
Mbola tsara atsika jiaby. Rectification hely azafady. Zanaka Ninie Doniah mikoragna ty. Tsy tanin’ny niadivany fa tanin’ny drô membre n’y association Zafin’fotsy nalafo Ireo karany s’y fanjakana . izy ne personne moral satria izy Secrètera généralin’ny assiociation io izy. Sady izy koa né personnalité politique satria izy Présidente Tim Nosy-be ( premier Parti d’opposition de Madagascar). Prisonnier politique izy zio ty, tsy ambela dro mandeha l’hôpital. Droit de l’homme tsy maintsy ho avy
mampalaelo ! mamangy @ fahoriana . Tsy maninona izany fa tombon-dalana ny azy . Miomàna mandrakariva fa mandalo ihany isika no eto , manaova ny soa sy ny tsara ary izay mety eo anatrehan'Andriamanitra
Raha vavy ahoana ianao ary teraka tany faratsiho madama
Fa maninona moa izy rery no avoka maro reo tsy neloko nefa mizaka tsy rariny nigatra ampolotona nefa tsy neloka akory
Ny Mihava tour moa efa namngy an i Ninie Donia raha tsy diso aho...
henoko oe iny mitsy no namerenana nampiditra amponja anazy satri siteny contre an'rajoelina ka na narary aza izy nefa nitsabo tena tonga dè nalefandreo amponja ary izao nitarika atr@ fafatesany
tsy Fanao ny miankohoka @ olo Fa Andriamanitra irery ihany no andohalihana Matio 4:9 VAKIO AZAFADY --- Sady tsy diso Ninie Donia fa mitaky raka Mariny