04 MPITORY AN'I RIVOLALA
Вставка
- Опубліковано 18 вер 2024
- Manana ny ambarany mikasika ny raharaha Kohen Rivo Lala ny mpitory azy. Niresaka tamin'ny mpanao gazety izy androany teny amin'ny fitsarana Anosy, taorian'ny fanemorana ny fitsarana ho amin'ny faha-21 Janoary 2013.
Anga ha mo tsy sitrapo le nanambady an'i Rivolala e?? S'y nivavahana Tao amny no hifampitory e?
Tik-taaak-douu.....de mi-vadi-kati-douuu...
Amono za coms naho ty he😁😁😁😂😂😂😂😂😂😂😂
tsy nahazo vola sy harena indray ireto dia mitory ! Tsy noterena enao nakeny !
i know Im kinda off topic but does anybody know a good place to stream newly released movies online ?
@Lochlan Byron I watch on flixzone. You can find it on google :)
@Brandon Malik Yea, I've been watching on Flixzone for months myself :D
@Brandon Malik Thank you, I went there and it seems like a nice service :) Appreciate it !!
@Lochlan Byron Glad I could help :D
Sitrapo ny anao ko.
Efa ita fa ol adala mbl misisika iany.
Atao hoe jamba sy marenina izay tia, hoy ny hira. Izaho aloha dia tsy manome tsiny ireo voafitaka é!
Ny tena mety Morel Marina dia aleo mangina ,aza manoratsora_poana toa izao ataonao izao ,vehivavy ianao ary ihany koa hanan_taranaka vavy ,diniho tsara izay zavatra ho soratana ,marina fa malalaka ny fanehoan_kevitra
Adala miis ko reto ka manalabarak tena hahaha .Te anao amini eo ko
merci
tratran'ny tic tac dou enao zany ko hihihi efa hita fa olona mapme be iny ve de mbola iarahana???
Ny adalan,Nao efa ita Fa olona tsisy sahina iny mbola vadina ko
dé araho ian ze lazin ze secte demoniaque rehetra zao e! aza ba taraina fa enao no te hanaraka an demony. sakoa zay! ataovy ihany e! aza be taraina fa safidinareo ny ho any @ afobe! zany no alehany rehefa nandra!
Manelingelina nareo angamba KOHEN 🤔
c'est quoi ça
je demande a tout mes freres et seures malgaches de ne pas rentrer dans les sectes car c tres dangeureux prier le seule dieu le pére celeste et son fils Jesus a Part ca tout est mensonge et trahison
foutez nous la paix
Pff !pff! Hita va bandy dévoly Dia nanaiky fotsiny Ty Mlle tena via mafy mihitsy purée hanatra s'y henatra ho any Malagasy Christiane ianao la inona no atao any?? @ finoana hafa !!
Demony