Toriteny Alahady 5 febroary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • Manorina ny fanekeny anao ho zanany ao amin'ny Kristy ny Tompo, ianao koa aoka ho mahatoky amin'ny fanekenao Azy ho Andriamanitrao.

КОМЕНТАРІ • 7

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina5253 Рік тому

    Misaotra pasitera fa tena nahzo hery tokoa tahian Jeso pasitera amen

  • @mendrikajaratefinanahary1903
    @mendrikajaratefinanahary1903 7 років тому

    Amen mitsaotra an 'Andriamanitra noho ny hambehan famindrampony misaotra anao koa pasitera nitondra ny hafatra

  • @ramarolahyary2647
    @ramarolahyary2647 7 років тому

    Misaotra Pasitera fa mamelona ny fo sy saina amam-panahy hatrany ho an'izay mihaino ny toriteninao. Tahian'ny Tompo mandrakariva ianao sy ny ankohonanao tompoko.

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 років тому

    mankasitraka indrindra e!

  • @moinaandrianoro266
    @moinaandrianoro266 7 років тому

    Tena namapahery fa mankasitraka Dada a

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 років тому

    misaotra aminy fampianarana Tompoko

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465  7 років тому

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo ua-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/v-deo.html . Mirary soa antsika.