Maranatha (Victor&Ninah) Strophe 1 'Zay andro izay, 'Zay no andrasako Eh! Hiverina ny Mpamonjiko Ho hitako Izy hanatrika ahy, Ny sandriny no hasampiny ahy Ary ho entiny amin’izay hitoerany aho ô ô Strophe 2 Hatramin’izay dia sombintsombiny Eh! Sombiny ihany no fantatro F’amin’izay dia hambarany ahy Ny zava-miafin’ny Fanahy Honina eo anilany aho Strophe 3 Ny fanantenako e, tsy ho levona Jesosiko iny e! tsy hamitaka ahy Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô! Maranatha ..... Strophe 4 He ny hafalian’ny ho ampakarina Eh! Rehefa injay ny Mpampakatra Tontolo tsy fahita ety Izay jeren’ny maso vaovao ery Lasa tokoa ny zavatra taloha (ô hô!) Strophe 5 Ka ny fonenan’Andriamanitra Eh! No indro vohany hitoerako Hifankahita amin’ny havako Maty taloha fa voavonjy koa Hiara-mitoetra amin’ilay Tompo soa Strophe 6 Ny fanantenako e, tsy ho levona Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 7 Ny fanantenako e (ny fanantenako), tsy ho levona (tsy ho levona) Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e) Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 8 Ny fanantenako e (ny fanantenako anie), tsy ho levona (tsy ho levona) Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e) Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 9 Avia Jesosy ö Maranatha Maranatha
Amen tena tsy mamitaka igny jesosy. Avia jesosy ô maranatha. Mankasitraka ré tompoko n'y famoahanareo n'y toninkira. Ho ani jesosy irery anie n'y haja sy laza. Amen amen
Ity hira ity dia mbola tsy henoko mihintsy , nony lasan'Andriamanitra tampoka ny zokiko malala ny 3 jolay 2022. Nony nandamina ny biraony dia hita teo ny taratasy nosoratany dia ny tonon'ity hira ity Nanomboka nitady ny hira izahay ka nitondra hery sy fampiononana lehibe , fa nahatsiaro ny Tompo izy talohan'ny nahalasanany ary natoky azy. Misaotra tompoko.
Na dia tsy takatry ny saina aza ny fahalebiazan' ny Tompo Andriamanitra dia fanantenana lehibe tsy azo hozongozonina no omeny amin'ny alalan'ny Teniny ary ny herin'ny Fanahy masina avy Aminy mitahiry izany tanteraka ka manome hery foana hihazakazaka amin'ny fanompoana dia ny fitoriana ny filazantsara sy ny filazana ny hatsaran'ny voninahiny.
Maranatha (Victor&Ninah)
Strophe 1
'Zay andro izay, 'Zay no andrasako
Eh! Hiverina ny Mpamonjiko
Ho hitako Izy hanatrika ahy,
Ny sandriny no hasampiny ahy
Ary ho entiny amin’izay hitoerany aho ô ô
Strophe 2
Hatramin’izay dia sombintsombiny
Eh! Sombiny ihany no fantatro
F’amin’izay dia hambarany ahy
Ny zava-miafin’ny Fanahy
Honina eo anilany aho
Strophe 3
Ny fanantenako e, tsy ho levona
Jesosiko iny e! tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô! Maranatha
.....
Strophe 4
He ny hafalian’ny ho ampakarina
Eh! Rehefa injay ny Mpampakatra
Tontolo tsy fahita ety
Izay jeren’ny maso vaovao ery
Lasa tokoa ny zavatra taloha (ô hô!)
Strophe 5
Ka ny fonenan’Andriamanitra
Eh! No indro vohany hitoerako
Hifankahita amin’ny havako
Maty taloha fa voavonjy koa
Hiara-mitoetra amin’ilay Tompo soa
Strophe 6
Ny fanantenako e, tsy ho levona
Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha
Strophe 7
Ny fanantenako e (ny fanantenako), tsy ho levona (tsy ho levona)
Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e)
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha
Strophe 8
Ny fanantenako e (ny fanantenako anie), tsy ho levona (tsy ho levona)
Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e)
Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy
Avia Jesosy ô Maranatha
Strophe 9
Avia Jesosy ö Maranatha
Maranatha
Tiako loatra, mamelovelo, mamolivoly, maha-ontsa, mamelona Fanahy, mamoha ny ato anaty, mamelona indray FANANTENANA amin'ny Farany. AMEN
Amen tena tsy mamitaka igny jesosy. Avia jesosy ô maranatha. Mankasitraka ré tompoko n'y famoahanareo n'y toninkira. Ho ani jesosy irery anie n'y haja sy laza. Amen amen
Tsara loatra.
Avia JESOSY o.MARANATHA
Ity hira ity dia mbola tsy henoko mihintsy , nony lasan'Andriamanitra tampoka ny zokiko malala ny 3 jolay 2022. Nony nandamina ny biraony dia hita teo ny taratasy nosoratany dia ny tonon'ity hira ity Nanomboka nitady ny hira izahay ka nitondra hery sy fampiononana lehibe , fa nahatsiaro ny Tompo izy talohan'ny nahalasanany ary natoky azy. Misaotra tompoko.
Jesosy rery ihany no omena nboninahitra tsara misy tonimpanahy maranatha
Na dia tsy takatry ny saina aza ny fahalebiazan' ny Tompo Andriamanitra dia fanantenana lehibe tsy azo hozongozonina no omeny amin'ny alalan'ny Teniny ary ny herin'ny Fanahy masina avy Aminy mitahiry izany tanteraka ka manome hery foana hihazakazaka amin'ny fanompoana dia ny fitoriana ny filazantsara sy ny filazana ny hatsaran'ny voninahiny.
Bossé
Ben oui c'est vrai en malagache-madagascar. Je suis en Madagascar.
Amen!!! Tsara Jesosy❤🎉
Ho avy Jesosy, eny ho avy Izy!
Ny maso rehetra dia hahita azy, eny na dia ireo nandefona azy aza!
Maranatha !
Malgache
mankasitraka
tiko le hira,ny fanantenako tsy ho levona,
Maranatha!
Jesosiko iny tsy Hamitaka ahy
tiko be io hira io
Misaotra betsaka ,de ho tahin Tompo fa tena mampahery
Amen 🙏🏾
Amen❤❤❤🎉
Tiako liatra
misaotra ee
Misaotra e
Amen! mankasitraka e
Amen
Lafatra lotr,
tsara
AMEN!!!
amen
Maranatha
tsara loatra
🙏💟👋💟🙏
Misaotree
Kanto loatra
amen
Fdt
amen