FITIA HO DORIA Feon'ny Faminaniana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 9 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 20

  • @NjatoANDRIA
    @NjatoANDRIA Місяць тому

    Eh atsotrako ny tanako, fihino ho ao Aminao Tompo oh, miantoraka, Mankasitraka... ❤️

  • @mamyveroniqueramanantenaso2387
    @mamyveroniqueramanantenaso2387 4 роки тому +3

    Misaotra tompoko fa hira anisan'i naharesy lahatra aho hotonga Adventiste ito hira ito,mankasitraka e!

  • @hawraamatar8492
    @hawraamatar8492 4 роки тому +2

    Tiako lotra ty hira ity, mitomany foana aho vao maheno ity hira ity, Jesosy fitia ho doria

  • @santosspaveros4743
    @santosspaveros4743 Рік тому

    trop bon! une chanson pleine d'espoir. Mais votre gestion est géniale.. cet enfant a été sauvé

  • @hajarazafimandimby4824
    @hajarazafimandimby4824 10 років тому +1

    Merci pour ce beau chant. Que Dieu soit loué !

    • @mamyveroniqueramanantenaso2387
      @mamyveroniqueramanantenaso2387 6 років тому

      Mankasitraka e !anisan ny hira nahatarika ahy ho advantiste FITIA HO DORIA tamin zany mbola tsy membre aho

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 10 років тому +3

    Ravo ny fo ary feno dia feno maheno ity hira ity. Telopolo taona lasa izay na mihoatra no nahenoko voalohany ity hira ity ary mbola mamy dia mamy amiko. Tamin'izany Izy dia Nohirain'i Mme Elalie fa amin'izao kosa dia nohirain'ny mpianatry Dadanay, mahafinaritra. Manantena fa mbola hisy maro be ho fampaherezana anay. Mba miangavy koa re mba manaova hira anatina fihirana fa tena mahatsiaro mangatsiaka indraindray, Iza moa no antenainay hanao ireny fa tsy ianareo mahay mihira. Za manokana dia mahatsiaro ireny " Hiara mandeha aminao hatrizao", " Ho avy indray, eny andanitra ambony",ireny.Ary farany; fantatro ity iray ity fa tsy anareo fa mba azonareo atao ve? "Aza variana fa die meteza, fa efa akaiky re jeso" tena @ fo no angatahina aminareo

  • @myrarandy1241
    @myrarandy1241 6 років тому +2

    un magnifique chant de louange.

  • @santosspaveros4743
    @santosspaveros4743 7 місяців тому

    « Je marcherai avec toi pour toujours », « Nous reviendrons, dans le ciel d'en haut », ceux-là et enfin ; Je connais celui-ci mais pas le vôtre, mais pouvez-vous le faire ?

  • @mamisoaandriamanatsara2739
    @mamisoaandriamanatsara2739 4 роки тому +1

    HALELOIA!

  • @nenethierryratsimbazafyand9431
    @nenethierryratsimbazafyand9431 3 роки тому +1

    Mahatsiaro ny fianako tany Soamanandrariny aho @ hiran'ny Feon'ny Faminaniana; anisan'ny nitondra chorale mantsy ny tena t@ fitoan'andro ary nankafy tokoa ny feon'ny Faminaniana t@ andron'i Mme EULALIE. Misaotr'indrindr'è.

  • @momoperrin6488
    @momoperrin6488 4 роки тому +1

    Misaotra indrindra. Mandona ny fò

  • @ramarijaonasylvia2000
    @ramarijaonasylvia2000 4 роки тому +1

    Misaotra tompoko, voninahitra ho an'Andriamanitra.

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 10 років тому +2

    Mba manana rangahy site web an, mba misy ireo hiranareo na hira @ fihirana ataonareo sy ireo toriteny samihafa; mba ho fampandroasoana ny asa fitoriana koa anie zany e. Rehefa mba mila dia mba mankao, mba hitanay any ampandehanana any anie.

  • @momoperrin7438
    @momoperrin7438 9 років тому +1

    Misaotra Tompoko, ravo tokoa ny fo

  • @yolanderamilison4799
    @yolanderamilison4799 4 роки тому +1

    Tiako loatra.

  • @marieangeline3467
    @marieangeline3467 7 років тому +1

    Saotra mameno fo Tompo ô , mankasitraka !